08/12/2025
Te-hiofana ara-teôlôjika ve ianao nefa tsy afa-miala amin'ny asa sy ny adidy amin’ny fianakaviana?
Ny FTBM dia manolotra fanofanana ara-teôlôjika amin’ny ambaratonga ambony ho an’ireo rehetra izay nantsoin’Andriamanitra hanompo amin’ny fomba samihafa sy ny sehatra isan-tsokajiny eo anivon’ny fiangonana an-toerana.
Misokatra androany ny fisoratana anarana ho an’ny enim-bolana manaraka (volana Janoary–Mey 2026).
• Ny dingana fisoratana anarana dia efa voasoratra mazava ao amin'ny tranonkala. Arao ny rohy: https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Ireo antontan-taratasy fisoratana anarana ilaina sy ireo taratasy fanamarihan'ny olona momba anao ("formulaires de recommandation" ho an'ireo izay manaraka fiofanana ahazoana diplaoma ihany) dia azonao tsoahina (télécharger) ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/apply/
• Ny saran'ny fisoratana anarana dia 40 000 Ar, izay tsy azo takiana intsony ny famerenana azy. Azonao atao ny mandoa izany sarany izany amin’ny MVola, amin'ny laharana 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Miangavy anao hanoratra ny anaranao ao amin'ny "Antony" mialohan’ny handefasanao ilay vola.
Raha misy fanampim-panazavana ilainao dia aza misalasala miantso anay amin'ny laharana 034 99 204 07, na mandefasa hafatra manokana aminay amin’ny Messenger (mp).
Mandra-piresaka
----------------------------------------------------------------
Envie de se former théologiquement tout en alliant obligations professionnelles et familiales?
La FTBM propose une formation théologique au niveau universitaire aux hommes et aux femmes qui sont appelés à servir de manières diverses et variées au sein de leur église locale.
Les inscriptions pour le semestre jan-mai 2026 sont désormais ouvertes.
• Le processus d'inscription est détaillé sur le site Web https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Le dossier d'inscription ainsi que les formulaires de recommandation (pour celles et ceux choisissant la formation diplômante) sont à télécharger sur le site Web https://ftbm.mg/fr/apply/
• Le coût des frais d'inscription est de 40 000 Ar non remboursable. Les frais sont à payer par Mvola au 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Merci de préciser votre nom dans le champ "Motif" avant envoi de votre règlement.
Pour toute question complémentaire, n'hésitez pas à nous contacter au 034 99 204 07 ou par Messenger.
À très bientôt
01/07/2025
Te-hiofana ara-teôlôjika ve ianao nefa tsy afa-miala amin'ny asa sy ny adidy amin’ny fianakaviana?
Ny FTBM dia manolotra fanofanana ara-teôlôjika amin’ny ambaratonga ambony ho an’ireo rehetra izay nantsoin’Andriamanitra hanompo amin’ny fomba samihafa sy ny sehatra isan-tsokajiny eo anivon’ny fiangonana an-toerana.
Misokatra androany ny fisoratana anarana ho an’ny enim-bolana manaraka (volana Sep–Des 2025).
• Ny dingana fisoratana anarana dia efa voasoratra mazava ao amin'ny tranonkala. Arao ny rohy: https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Ireo antontan-taratasy fisoratana anarana ilaina sy ireo taratasy fanamarihan'ny olona momba anao ("formulaires de recommandation" ho an'ireo izay manaraka fiofanana ahazoana diplaoma ihany) dia azonao tsoahina (télécharger) ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/apply/
• Ny saran'ny fisoratana anarana dia 40 000 Ar, izay tsy azo takiana intsony ny famerenana azy. Azonao atao ny mandoa izany sarany izany amin’ny MVola, amin'ny laharana 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Miangavy anao hanoratra ny anaranao ao amin'ny "Antony" mialohan’ny handefasanao ilay vola.
Raha misy fanampim-panazavana ilainao dia aza misalasala miantso anay amin'ny laharana 034 99 204 07, na mandefasa hafatra manokana aminay amin’ny Messenger (mp).
Mandra-piresaka
----------------------------------------------------------------
Envie de se former théologiquement tout en alliant obligations professionnelles et familiales?
La FTBM propose une formation théologique au niveau universitaire aux hommes et aux femmes qui sont appelés à servir de manières diverses et variées au sein de leur église locale.
Les inscriptions pour le semestre sep-déc 2025 sont désormais ouvertes.
• Le processus d'inscription est détaillé sur le site Web https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Le dossier d'inscription ainsi que les formulaires de recommandation (pour celles et ceux choisissant la formation diplômante) sont à télécharger sur le site Web https://ftbm.mg/fr/apply/
• Le coût des frais d'inscription est de 40 000 Ar non remboursable. Les frais sont à payer par Mvola au 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Merci de préciser votre nom dans le champ "Motif" avant envoi de votre règlement.
Pour toute question complémentaire, n'hésitez pas à nous contacter au 034 99 204 07 ou par Messenger.
À très bientôt
27/11/2024
Faly izahay mampahafantatra anareo fa misokatra androany ny fisoratana anarana ho an'ny enim-bolana manaraka eto amin'ny FTBM (Semestre B 2025, volana janoary - mey 2025).
• Ny dingana fisoratana anarana dia efa voasoratra mazava ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/admission_process/.
• Ireo antontan-taratasy fisoratana anarana ilaina sy ireo taratasy fanamarihan'ny olona momba anao ("formulaires de recommandation" ho an'ireo izay manaraka fiofanana ahazoana diplaoma ihany) dia azonao tsoahina (télécharger) ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/apply/
• Ny saran'ny fisoratana anarana dia 40 000 Ar, izay tsy azo takiana intsony ny famerenana azy. Azonao atao ny mandoa izany sarany izany amin’ny MVola, amin'ny laharana 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Miangavy anao hanoratra ny anaranao ao amin'ny "Antony" mialohan’ny handefasanao ilay vola.
Raha misy fanampim-panazavana ilainao dia aza misalasala miantso anay amin'ny laharana 034 99 204 07, na mandefasa hafatra manokana aminay amin’ny Messenger (mp).
Mandra-piresaka
----------------------------------------------------------------
Les inscriptions pour le semestre B 2025 (janvier-mai 2025) sont ouvertes!
• Le processus d'inscription est détaillé sur le site Web https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Le dossier d'inscription ainsi que les formulaires de recommandation (pour celles et ceux choisissant la formation diplômante) sont à télécharger sur le site Web https://ftbm.mg/fr/apply/
• Le coût des frais d'inscription est de 40 000 Ar non remboursable. Les frais sont à payer par Mvola au 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Merci de préciser votre nom dans le champ "Motif" avant envoi de votre règlement.
Pour toute question complémentaire, n'hésitez pas à nous contacter au 034 99 204 07 ou par Messenger.
À très bientôt
27/06/2024
Faly izahay mampahafantatra anareo fa misokatra androany ny fisoratana anarana ho an'ny enim-bolana manaraka eto amin'ny FTBM (Semestre A 2024, volana aogositra - desambra 2024).
• Ny dingana fisoratana anarana dia efa voasoratra mazava ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/admission_process/.
• Ireo antontan-taratasy fisoratana anarana ilaina sy ireo taratasy fanamarihan'ny olona momba anao ("formulaires de recommandation" ho an'ireo izay manaraka fiofanana ahazoana diplaoma ihany) dia azonao tsoahina (télécharger) ao amin'ny tranonkala https://ftbm.mg/fr/apply/
• Ny saran'ny fisoratana anarana dia 40 000 Ar, izay tsy azo takiana intsony ny famerenana azy. Azonao atao ny mandoa izany sarany izany amin’ny MVola, amin'ny laharana 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Miangavy anao hanoratra ny anaranao ao amin'ny "Antony" mialohan’ny handefasanao ilay vola.
Raha misy fanampim-panazavana ilainao dia aza misalasala miantso anay amin'ny laharana 034 99 204 07, na mandefasa hafatra manokana aminay amin’ny Messenger (mp).
Mandra-piresaka
----------------------------------------------------------------
Les inscriptions pour le semestre A 2024 (août-décembre 2024) sont ouvertes!
• Le processus d'inscription est détaillé sur le site Web https://ftbm.mg/fr/admission_process/
• Le dossier d'inscription ainsi que les formulaires de recommandation (pour celles et ceux choisissant la formation diplômante) sont à télécharger sur le site Web https://ftbm.mg/fr/apply/
• Le coût des frais d'inscription est de 40 000 Ar non remboursable. Les frais sont à payer par Mvola au 034 30 153 54 (Guiliano Steeve). Merci de préciser votre nom dans le champ "Motif" avant envoi de votre règlement.
Pour toute question complémentaire, n'hésitez pas à nous contacter au 034 99 204 07 ou par Messenger.
À très bientôt
29/01/2024
Our spring semester begins today with two new classes. Pray for Dr. Mamitiana (who teaches Intro to Missiology) and Mr. Razafimbahiny (who teaches Spiritual Formation) and their respective families as they pour their hearts, knowledge, and experiences into the lives of our students.
Manomboka anio ireo taranja roa atolotray eto amin'ny FTBM amin'ity enimbolana faharoa ity. Mivavaha ho an'i Dr. Mamitiana (izay mampianatra ny Famp. ho amin'ny Misiolojia) sy Atoa Razafimbahiny (izay mampianatra ny Disciplines Spirituelles) sy ny ankohonany tsirairay avy raha toa izy ireo ka hizara ny ao am-pony sy ny fahalalana ary ny traikefany eo amin'ny fiainan'ny mpianatra.
01/01/2024
The entire FTBM family would like to wish your family a Happy New Year. May the Lord bring each of us joy, success, and growth as we plan to serve him.
Along your New Year’s resolutions, let us reflect with Njato Razafimbahiny, who teaches biblical studies and biblical languages at FTBM, and in light of Exodus on God’s gracious providence in refreshing our perspectives.
“Meditating on Exodus 4:18-31 (don't ask me, ‘Why did God almost kill Moses in v. 24?’ because I don't know) on this very first day of a brand new year, I notice that God seems to orchestrate major changes to give his servants fresh perspectives. To provide a context, this passage closes the longest prophetic call narrative in the Bible, where YHWH revealed himself to Moses at Mt Horeb.
“At the beginning of Exodus, the death of the monarchs has been one of these changes. When one Pharaoh died, the new one decided to have nothing to do with Joseph and even ‘shrewdly’ planned to eliminate the Israelites. Then once the Pharaoh who wanted to kill Moses also died, God rekindled his bound with his people and thus called Moses to return to Egypt and to challenge the new Pharaoh to let the Israelites go out of Egypt. In the present passage Moses is emboldened, equipped with divine signs and wonders, and commissioned to face Pharaoh.
“Yes, this new year 2024 cannot compare to those major historical events. On a personal level, there is likely no major difference between your yesterday (i.e., New Year’s Eve) and your today (i.e, New Year’s Day). But, perhaps, God uses this new year to refresh your perspectives. The ‘Pharaohs who sought to kill you’ — i.e., the things that caused you to run away from God and your responsibilities — might have been gone with that year that just rolled away. And is God's mighty arm able to equip you to challenge the “new Pharaoh” in your life? Absolutely yes! So, walk with God and answer his calling for he will embolden you in ways that you cannot even imagine.” (Njato R. 1/1/2024)
……………………………………………………..
Ny fianakaviam-ben’ny FTBM dia mirary taom-pahombiazana ho antsika mianakavy. Ny Tompo anie hitondra fifaliana sy fahombiazana ary fitomboana ho antsika rehetra eo am-panaovana ny sitrapony.
“Miaraka amin’ireo tanjon’ny taona vaovao isan-karazany izy noraisinao, dia manasa anareo izahay mba hisaintsaina miaraka amin’i Njato Razafimbahiny, izay mampianatra ny taranja biblical studies sy biblical languages eto anivon’ny FTBM, araka izay hita ao amin’ny Eksodosy ny momba ny fandaharan’Andriamanitra ny zava-mitranga mba hanavaozantsika ny fomba fijerintsika ny fiainana.
“Eo am-pisaintsainana ny Eksodosy 4:18-31 (aza manontany ahy hoe: ‘Nahoana Andriamanitra no te hamono an’i Mosesy ao amin’ny and. 24?’ satria tsy manan-kavaly ao) amin’izao fiandohan’ny taona vao izao, dia tsikaritro fa toa manomana fiovana lehibe eo amin’ny tantara Andriamanitra mba hanomezana fomba fijery vaovao ny mpanompony. Raha tsiahivina ny sahan-kevitra ankapobeny dia mamarana ny fitantarana fiantsoana mpaminany izay lava indrindra ao amin’ny Baiboly io ampahan-tsoratra masina io. Izay nisehoan’i YHWH tamin’i Mosesy tao an-tendrombohitra Horeba.
“Eo am-piandohan’ny Eksodosy dia anisan’ireo fiovana ireo ny fahafatesan’ireo andriamanjaka. Rehefa maty ny Farao iray, dia tsy te hahalala izay Josefa intsony ilay vaovao ka nikotrika tetika handringanana ny Israelita. Ary rehefa maty koa ilay Farao izay te hamono an'i Mosesy dia nahatsiaro ny fanekeny tamin’ny olony Andriamanitra ka niantso an'i Mosesy mba hiverina any Egypta sy hanao fanamby amin’i Farao vaovao mba hamelany ny Zanak'Isiraely hivoaka an'i Egypta. Eto amin’ity Soratra Masina manoloana antsika ity dia feno fahasahiana i Mosesy, sy nomen-kery hanao famantarana sy fahagagana avy amin’Andriamanitra, ary nasaina nifanatrika tamin’i Farao.
“Eny, ity taona vaovao 2024 ity dia tsy azo ampitahaina amin’ireo zava-nisy ara-tantara ireo. Amin'ny fiainanao manokana dia azo inoana fa tsy misy fihavahana goavana ny omaly sy anio. Saingy azo heverina fa mampiasa ity taona vaovao ity Andriamanitra mba hanavaozana ny tanjona sy fomba fijerinao ny fiaiana. Mety efa nivalona niaraka tamin’ny taona lasa koa angamba ireo ‘Farao izay nitady hamono anao’ — izany hoe ireo zavatra nahatonga anao nialangalana sy nandositra an’Andriamanitra. Mahavita manampy anao ve ny sandry maherin’Andriamanitra mba hanaovana fanamby amin’ireo ‘Farao vaovao’ eo amin’ny fiainanao? Eny tena mahavita tokoa ny sandriny! Koa mandehana miaraka amin’Andriamanitra ary ianao amin’izao taona vaovao izao, valio ny fiantsoany anao, fa hanome fahasahiana anao amin’ny fomba tsy takatry ny sainao izy.” (Njato R. 1/1/2024)
27/12/2023
TEACHER SPOTLIGHT:
Today, we want to highlight Charissa WILSON. She is from East Texas. She is a woman of many talents: office administrator, high school teacher, English teacher, archeologist, and so forth. You should know that FTBM offers a free English course to all of its students. And Charissa has graciously and sacrificially been teaching our academic English for three consecutive semesters.
Currently, she studies at Lipscomb University in Nashville and writes her dissertation in Ancient Near East archeology. She has lived in and often travels to Israel for archeological digs.
Those who know her personally, she is thoughtful, sociable, kind, and a cat lover.
Would you join us in praising the Lord for blessing us with this sister and in praying for her as she sacrificially serves at FTBM? Pray specifically for her doctoral studies as she juggles her teaching job with her dissertation writing.
https://ftbm.mg/en/faculty-profile_charissa/
………………………………………………..
FANKASITRAHANA MPAMPIANATRA:
I Charissa WILSON indray no tianay hanehoam-pankasitrahana anio. Avy any Texas Atsinanana no fiaviany. Vehivavy manan-talenta maro izy: office administrator, mpampianatra eny amin'ny Lycée, mpampianatra ny taranja Anglisy, archéologue, sns. Aoka ho fantatrareo fa manolotra cours d’anglais maimaim-poana ho an’ny mpianany ny FTBM. Ary i Charissa hatrany no mampianatra izany taranja Anglais académique izany eto anivon’ny FTBM nandritry ny enimbolana telo nisesy.
Amin'izao fotoana izao dia mianatra ao amin'ny Lipscomb University, ao Nashville, izy ary manoratra ny thèse de doctorat-ny amin’ny sampana Ancient Near East archeology. Efa nonina tany Israely izy ary mbola mankany matetika manao fikarohana archéologique.
Izay mahafantatra azy manokana dia mahalala tsara fa manana saina tia mamakafaka, sy mahay mifandray amin’ny hafa, sy malemy fanahy, ary tia mikarakara saka izy.
Miaraha midera ny Tompo aminay sy mankasitraka ny mpanompony Charissa izay manompo eto anivon’ny FTBM. Mivavaha manokana ho an'ny fianarany mba hahatontosany tsara ny fanoratany thèse de dissertation, indrindra ny fampiarahany izany amin’ny asa fameloman-tena sy fanompoana.
https://ftbm.mg/fr/faculty-profile_charissa/
25/12/2023
Merry Christmas from FTBM family to yours. May the Savior be the reason of your gathering as you celebrate this day with the church, friends, and family.
Mirary Noely Sambatra ho an’ny fianakavianareo izahay fianakaviamben’ny FTBM. Hisandratra eo anivon’ny fankalazana isany na eo anivon’ny fiangonana, na namana, na fianakaviana anie ny Mpamonjy izay anton’ny andro anio!
24/12/2023
TEACHER SPOTLIGHT:
On this Christmas Eve, we want to highlight Mrs Kayla RAZAFIMBAHINY. She is another person who’s equally gifted in both administration and theological training. She has been as involved as us, especially with finance and administration, since the very beginning of this project.
For those who know her personally, she loves making new friends, planing, running, adventures, and cross cultural missions.
In June 2024, God willing, her family will move to Luanda, Angola, as missionaries to serve alongside the Angolan Baptist Convention.
Would you join us in praising the Lord for blessing us with this sister and in praying for her as she sacrificially serves at FTBM? Pray specifically for all the preparations (such as saying goodbyes, visa application, learning Portuguese, and packing up) for their move to Angola next year.
https://ftbm.mg/en/faculty-profile_kayla/
………………………………………………………….
FANKASITRAHANA MPAMPIANATRA:
Rtoa Kayla RAZAFIMBAHINY indray no tiantsika hankasitrahana manokana amin’izao andro mialohan’ny Noely izao. Sady havanana amin’ny fitantanana izy no nahavita fianarana ara-teolojika koa. Niara-namolavola taminay ity tetik’asa FTBM ity hatrany koa izy, indrindra teo amin’ny lafiny ara-toe-bola sy ara-pitantanana.
Ho an'ireo izay mahafantatra azy manokana dia mahalala fa tia mifandray amin’olona, manomana sy mandrindra événements, mihazakazaka, manao aventures, ary manao misiônera izy.
Raha sitrapon’Andriamanitra, dia hifindra ho misiônera any Luanda, Angôlà, ny fianakaviany mba hanompo eo anivon’ny Fivondronan’ny Fiangonana Batista ao Angôlà ny Jona 2024.
Miaraha mankasitraka aminay Tompo noho ny fitahiany antsika amin’ny alalan’i Kayla. Mivavaha manokana ho an’ny fiomanana rehetra (toy ny fanaovam-beloma ny namana sy fianakaviana, fangatahana visa, fianarana teny Portugais, ary fampirinan’entana) alohan’ny hifindrany any Angôlà.
https://ftbm.mg/fr/faculty-profile_kayla/
23/12/2023
TEACHER HIGHLIGHT:
Today, we would like to highlight Tiana RANAIVOARISOA. It is hard to find someone like her who is equally gifted in the academic and administrative aspects of higher theological training. Some think of the Seminary President’s wife as a mere “helper” behind the scenes.
But Tiana wears many hats. She left a good career in France to marry Mandimby and study at Southwestern Baptist Theological Seminary. She (is one of the two individuals who) created our current website. She has been running our Registrar's Office and teaching Academic French for three consecutive semesters. Above all, she and Mandimby have three little sons who will always want to be in the video lectures that she prepares online.
Would you praise the Lord with us for the sacrifices that she makes for our Seminary? Pray that she will manage these three jobs (teacher, registrar, and full-time mom) well. Continue to pray for all the preparations to return to Madagascar.
https://ftbm.mg/en/faculty-profile_tiana/
-------------------------------------------------------
FAMPAHAFANTARANA MPAMPIANATRA:
Rtoa Tiana RANAIVOARISOA indray no tianay hankasitrahana manokana anio. Sarotra ny mahita olona toa azy izay manan-talenta amin'ny lafiny akademika sy ara-pitantantana amin'ny fanofanana ara-teolojika ambony. Matetika isika no diso fihevitra fa ny vadin’ny Talen’ny Seminera dia “manampy” ao ambadiky ny sehatra fotsiny ihany.
Saingy i Tiana kosa dia misahana asa maroloha eo anivon’ny FTBM. Nandao ny asa sy fivelomany izay tsara tany Frantsa izy mba hanambady an’i Mandimby sy hianatra tao amin’ny Southwestern Baptist Theological Seminary. Anisan’ny angady nananana sy vy nahitana tamin’ny famoronana ny tranokalan’ny FTBM ankehitriny koa izy. Izy no hany mpiandraikitra ny Registrar Office sy ny taranja Français Académique nandritry ny enimbolana telo nisesy. Ambonin'izany rehetra izany dia manan-janakalahy kely telo izy sy Mandimby izay azo inoana fa misosoka hatrany ny hiseho ao anatin’ny lesona (videos) izay omanin’ny reniny.
Miaraha midera ny Tompo aminay noho ny fikelezan’i Tiana aina ho an’ny FTBM. Mivavaha ho azy mba hahatontosany tsara ireo asa telo ireo (mampianatra, mampandeha ny Registrar Office, ary reny matihanina). Mivavaha hatrany koa ho an’ny fanomanana isan-karazany ny fiverenana eto Madagasikara.
https://ftbm.mg/fr/faculty-profile_tiana/
23/12/2023
TEACHER SPOTLIGHT:
Today we want to highlight our Instructor of Biblical Studies, Njato RAZAFIMBAHINY. He has been involved (alongside Mandimby) since the very beginning of this project, years before our official launching in the Fall of 2022. He taught Old Testament survey (parts 1 and 2) this year. He is writing his doctoral dissertation on the Pentateuch.
For those who know him personally, he loves reading the Bible in its original languages. Recently, he has developed a passion for long-distance running. He is married to Kayla and they have three beautiful daughters. In June 2024, and God willing, his family will move to Luanda, Angola, as missionaries, to serve alongside the Angolan Baptist Convention. Thanks to modern technology, he will continue to teach online for FTBM while living and serving in Angola.
Would you join us in praising the Lord for blessing us with this brother and in praying for him as he sacrificially serves at FTBM? Pray specifically for his studies and all the preparations (such as visa application, learning Portuguese, and packing up) to move to Angola next year.
https://ftbm.mg/en/faculty-profile_njato/
----------------------------------------------------------------
FANKASITRAHANA MPAMPIANATRA:
Atoa Njato RAZAFIMBAHINY, Instructor of Biblical Studies, indray no tianay hampahafantarina antsika anio. Nandray anjara (niaraka tamin'i Mandimby) hatramin'ny nanombohan'ity tetik’asa ity, taona maro talohan'ny fanokafana ôfisialy tamin'ny Aogositra 2022 izy. Tamin'ity taona ity manokana dia nampianatra ny taranja Fampidirana ho amin’ny Testamenta Taloha (fizarana 1 sy 2) izy. Manoratra ny thèse de doctorat momba ny Pentateoka izy.
Ho an’izay mahafantatra azy manokana, dia tia mamaky ny Baiboliny amin’ny teny fototra sy mihazakaza-davitra izy. Manambady an'i Kayla izy ary manan-janaka telovavy mahafatifaty izy ireo. Amin’ny Jona 2024, raha sitrapon’Andriamanitra, dia hifindra monina ho misionera any Luanda, renivohitr’i Angôlà, ny fianakaviany mba hiara-manompo amin’ny Fivondronan’ny Fiangonana Batista any Angôlà. Hanohy hampianatra amin'ny aterineto ho an'ny FTBM ihany anefa izy na dia monina sy manompo any ivelany aza.
Miaraha mankasitraka ny Tompo aminay noho ny nanomezany ny FTBM an’ity rahalahy ity. Ento am-bavaka indrindra ny fianarany sy ny fanomanana (toy ny fangatahana visa, ny fianarana teny portugais, ary ny fampiriman’entana) ny fifindra-monina any Angôlà amin'ny Jona 2024.
https://ftbm.mg/fr/faculty-profile_njato/