Mankasitraka antsika rehetra 🙏🙏
Hatramin'ny Farany eee 🤘🤘
Bank and Business School Madagascar
🪄"un court chemin vers le monde professionnel" 🪡
19/03/2026
🔥 MATCH DAY – SMATCHIN 🔥
🏀 1/8 DE FINALE – HOMMES
💥 Bank and Business School Madagascar entre en scène ! 💥
📅 Jeudi 19 Mars
📍 Palais des Sports Mahamasina
⏰ 17h15
⚔️ BBS 🆚 EMIBA
🔥 C’est le moment de montrer notre force !
🔥 C’est le moment de défendre nos couleurs 💗
💪 Supporters, étudiants, famille BBS…
📣 VENEZ NOMBREUX POUR POUSSER NOTRE ÉQUIPE VERS LA VICTOIRE !
17/03/2026
Aza tara fa efa vitsy sisa billet afaka jifaina annn
Mba hanamora ny fivezivezena dia niampy eo amin'ny:
👉 Nect'art ankaditapaka sy
👉 Super music Analakely
ny Mage 4 ao Antsahamanitra amin'ny 22 Mars!!!
Hatramin'ny Farany eee 🤘🤘
16/03/2026
⚠️TICKET GROOVE SUPPLÉMENTAIRE
✅ Ho an'ireo maro be nandefa mp taminay nanontany Groove 15.000 Ar dia misy vitsivitsy nampiana ka afaka jifaina any amin'ny BBS SCHOOL sy NECT'ART ANKADIFOTSY manomboka rahampitso.
👉 Aza miandry farany fa jifao aingana sao tsy mahazo. Hitanareo eny ihany koa ny tapakila SIMPLE sy RÉSA
🤘Hatramin'ny Farany
16/03/2026
🥰😍 La victoire, rien que la victoire ! 👊💪
Smatchin
Bank and Business School Madagascar
13/03/2026
🔥 Les équipes de B.B.S Bank and Business School Madagascar entrent en compétition !
Chers étudiants,
Venez nombreux supporter notre équipe BBS et montrer la force et la solidarité de notre institut ! 💪🏀
12/03/2026
Mbola misy ny Billet MAGE 4 amin'ny 22 Mars ao Antsahamanitra a!!!
Araraoty fa efa vitsy2 sisa
Ny fotoana koa efa akaiky
034 60 082 83
08/03/2026
🌸 À toutes les femmes 🌸
En cette journée spéciale du 8 Mars, nous célébrons notre rôle essentiel dans la société, dans la famille et dans le développement de notre pays.
✨ Continuez d’inspirer, de construire et de faire briller le monde ✨
Bonne fête à toutes les femmes !
✍️ BBS Madagascar
Ho avy aho, Ary ianao??
Vente officielle des billets pour Mage 4 à Antsahamanitra, le 22 mars, chez BBS Antananarivo.
Contact : 034 60 082 83
Mbola tsy tara fa mbola afaka manantona ny BBS rehetra eto Antananarivo hianareo mividy Billet amin'ny 22 Mars ao Antsahamanitra annn !!
Bank and Business School Andoharanofotsy
Bank and Business School Ambohibao
and Business school Anosizato
Fetraniaina Andriamanga
and Business school Ambohimangakely
16/02/2026
📢📢 Aza adino fa Ny Bank and Business School Madagascar eto Antananarivo no mivarotra ny Tapakila MAGE 4 amin'ny 22 Mars ao Antsahamanitra annn!!! 🤟🤟
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo