22/09/2023
🏝 Miarahaba anareo any hatrany 😊.
🏝 Toy izao indray ary ny andinindininy mahakasika ilay & izay hatao any amin'ny volana
🏝 Date : Mardi 7 novembre hatramin'ny Jeudi 9 novembre.
🏝 Toerana : Centre Fanantenana, Masera, Ambadikin'ny Lycée Cluny.
🏝 Ny emploi du temps izay mety aminao, na hianatra tapak'andro maraina na hianatra tapak'andro hariva.
• Izany hoe olona 20 isa mianatra maraina pendant 3 jours.
• Olona 20 kosa mianatra après midi pendant 3 jours.
🏝 • Ny mpianatra maraina miditra amin'ny 8 ka mirava amin'ny 12 mandritrin'io 3 andro io.
• Ny mpianatra après midi kosa dia miditra amin'ny 1 'andro ka mirava amin'ny 5 ora .
🎀 Mba miezaka tonga ara-potoana daholo, indrindra amin'ny andro voalohany iny aza. 😊
🏝 Ny farany fisoratana anarana dia 5 .
• Toy izao ny fomba fisoratana anarana.
- Alefa message eto amin'ny page ny anarana feno ( Tsy azo asiana diso ilay anarana fa hataonay amin'ny attestation izay efa hoentina avy aty Tana.
- Mandefa 30000ar amin'ny numéro : 0344202143 droit d'inscription. ( Tina Maherison )
- Alefa message eto amin'ny page ny capture d'écran an'ilay transaction nandefasana ilay droit d'inscription.
- Préciséna tsara hoe maraina sa après no maha afaka anao.
🏝 Raha liana dia manaova inscription haingana satria olona 40 ihany no ho raisina amin'io fotoana io ( )
• Olona 20 hianatra maraina ary 20 hianatra après midi.
🏝 Mbola afaka misafidy hoe maraina sa hariva.
🏝 Ny saram-piofanana dia 150000ar monja.
• hoe analana ilay 30000ar droit d'inscription io dia 120000ar sisa no aloa amin'ny andro hanombohana ny formation.
• Ny ingrédients rehetra rehetra efa ao anatin'izay avokoa.
• An'ny mpianatra avokoa ny zavatra vita rehetra rehetra ka aoka hitondra barquette na zavatra hitondrana izany mody.
• foana no hatao fa efa misy boky izay homena maimaimpoana. ( Tsy manoratsoratra intsony fa pratique foana )
🏝 Mahazo attestation daholo rehefa vita ny formation.
🏝 Ireto ary ny zavatra hianarana rehetra mandritrin'io 3 andro io.
- Mardi :
• Pizza
• Pao
• Quiche
• TACOS
• Cuisse dame
• Madeleine sy cake
- Mercredi :
• PANINI
•Brioche
•Pain au choco
•Pain au lait
•Tressine
• Donaty
• Flan
• TOAST
- jeudi :
•Sablé sy biscuits
•Pate feuilleté (pain au raisin, palmier, croissant, petit pâté, losange)
•Gaufres
•Bavarois
•Gâteau
Contact : 0344202143
🏝 Afaka miantso 7/7 24/24 raha mila fanazavana fanampiny.
18/09/2023
✨ Deuxième vagues Toamasina ✨
🎀 Mankasitraka anareo rehetra nahatoky 🎀
15/07/2023
🏝 Miarahaba anareo any .
🏝 Toy izao ary ny andinindininy mahakasika ilay izay hatao any amin'ny volana
🏝 Date : Mardi 29 Août hatramin'ny Jeudi 31 Août.
🏝 Toerana : Centre Fanantenana, Masera, Ambadikin'ny Lycée Cluny.
🏝 Ny emploi du temps izay mety aminao, na hianatra tapak'andro maraina na hianatra tapak'andro hariva.
• Izany hoe olona 20 isa mianatra maraina pendant 3 jours.
• Olona 20 kosa mianatra après midi pendant 3 jours.
🏝 • Ny mpianatra maraina miditra amin'ny 8 ka mirava amin'ny 12 mandritrin'io 3 andro io.
• Ny mpianatra après midi kosa dia miditra amin'ny 1 'andro ka mirava amin'ny 5 ora .
🏝 Ny farany fisoratana anarana dia #27 .
• Toy izao ny fomba fisoratana anarana.
- Alefa message eto amin'ny page ny anarana feno ( Tsy azo asiana diso ilay anarana fa hataonay amin'ny attestation izay efa hoentina avy aty Tana.
- Mandefa 30000ar amin'ny numéro : 0344202143 droit d'inscription. ( Tina Maherison )
- Alefa message eto amin'ny page ny capture d'écran an'ilay transaction nandefasana ilay droit d'inscription.
- Préciséna tsara hoe maraina sa après no maha afaka anao.
🏝 Raha liana dia manaova inscription haingana satria olona 40 ihany no ho raisina amin'io fotoana io ny andro vacances. ( ny toerana)
• Olona 20 hianatra maraina ary 20 hianatra après midi.
🏝 Mbola afaka misafidy hoe maraina sa hariva.
🏝 Ny saram-piofanana dia 150000ar monja.
• hoe analana ilay 30000ar droit d'inscription io dia 120000ar sisa no aloa amin'ny andro hanombohana ny formation.
• Ny ingrédients rehetra rehetra efa ao anatin'izay avokoa.
• An'ny mpianatra avokoa ny zavatra vita rehetra rehetra ka aoka hitondra barquette na zavatra hitondrana izany mody.
• foana no hatao fa efa misy boky izay homena maimaimpoana. ( Tsy manoratsoratra intsony fa pratique foana )
🏝 Mahazo attestation daholo rehefa vita ny formation.
🏝 Ireto ary ny zavatra hianarana rehetra mandritrin'io 3 andro io.
- Mardi :
• Pizza
• Pao
• Quiche
• TACOS
• Cuisse dame
• Madeleine sy cake
- Mercredi :
• PANINI
•Brioche
•Pain au choco
•Pain au lait
•Tressine
• Donaty
• Flan
• TOAST
- jeudi :
•Sablé sy biscuits
•Pate feuilleté (pain au raisin, palmier, croissant, petit pâté, losange)
•Gaufres
•Bavarois
•Gâteau (opéra, génoise, glaçage au chocolat, pâte à sucre, ganache)
Contact : 0344202143
🏝 Afaka miantso 7/7 24/24 raha mila fanazavana fanampiny.
21/06/2023
✨ Formation pâtisserie Toamasina.
• Promotion " Mandresy "
• Mankasitraka tamin'ny fahatokisana.
• Mirary soa anareo rehetra.
24/04/2023
🏝 Miarahaba anareo any
🏝 Toy izao ary ny andinindininy mahakasika ilay izay hatao any amin'ny volana
🏝 Date : Lundi 5 Juin hatramin'ny Mercredi 7 Juin.
🏝 Toerana : - Parcelle 12/14 Derrière le
•
🏝 Ny emploi du temps izay mety aminao, na hianatra tapak'andro maraina na hianatra tapak'andro hariva.
• Izany hoe olona 20 isa mianatra maraina pendant 3 jours.
• Olona 20 kosa mianatra après midi pendant 3 jours.
🏝 • Ny mpianatra maraina miditra amin'ny 8 ka mirava amin'ny 12 mandritrin'io 3 andro io.
• Ny mpianatra après midi kosa dia miditra amin'ny 1 'andro ka mirava amin'ny 5 ora .
🏝 Ny farany fisoratana anarana dia #31 .
• Toy izao ny fomba fisoratana anarana.
- Alefa message eto amin'ny page ny anarana feno ( Tsy azo asiana diso ilay anarana fa hataonay amin'ny attestation izay efa hoentina avy aty Tana.
- Mandefa 30000ar amin'ny numéro : 0321472784 droit d'inscription. ( Tina Maherison )
- Alefa message eto amin'ny page ny capture d'écran an'ilay transaction nandefasana ilay droit d'inscription.
- Préciséna tsara hoe maraina sa après no maha afaka anao.
🏝 Raha liana dia manaova inscription haingana satria olona 40 ihany no ho raisina amin'io fotoana io. ( ny toerana)
• Olona 20 hianatra maraina ary 20 hianatra après midi.
🏝 Mbola afaka misafidy hoe maraina sa hariva.
🏝 Ny saram-piofanana dia 150000ar monja.
• hoe analana ilay 25000ar droit d'inscription io dia 120000ar sisa no aloa amin'ny andro hanombohana ny formation.
• Ny ingrédients rehetra rehetra efa ao anatin'izay avokoa.
• An'ny mpianatra avokoa ny zavatra vita rehetra rehetra ka aoka hitondra barquette na zavatra hitondrana izany mody.
• foana no hatao fa efa misy boky izay homena maimaimpoana. ( Tsy manoratsoratra intsony fa pratique foana )
🏝 Mahazo attestation daholo rehefa vita ny formation.
🏝 Ireto ary ny zavatra hianarana rehetra mandritrin'io 3 andro io.
• Lundi : - Pizza
- Pao
- Quiche
- c**a pigeon
- Cuisse dame
- Madeleine sy cake
• Mardi : - Brioche
- Pain au choco
- Pain au lait
- Tressine
- Donaty
- Flan
- Bavarois
• Mercredi : - sablé sy biscuits
- Pate feuilleté
- Gaufres
- Gâteau
Contact : 0344202143
🏝 Afaka miantso 7/7 24/24 raha mila fanazavana fanampiny.
06/04/2023
🏝 Ho anareo any izao.
🏝 Ho avy hampanao formation any izahay ka mba mila :
• Mba mangataka suggestions ana toerana hahafahana mandray mpianatra 20 isa ny maraina ary 20 isa ny après midi pendant 3 jour.
• Lundi 5 Juin jusqu'à Mercredi 7 Juin.
• Misy rano sy jiro afaka ampiasaina ary raha misy toerana hatoriana vao maika tsara.
🏝 Tsy voatery tompon'ilay toerana fa na olona any an-toerana mahalala an'izay dia mba mandefasa message azafady indrindra.
🏝 Raha misy liana amin'ilay formation dia afaka mandefa message maka renseignements sy détails.
🏝 Rehefa milamina mantsy ny toerana hanaovana ilay izy izay vao havoaka ny publication mahakasika izay.
🏝 0344202143 no laharana ahazoana anay.
🏝 Mankasitraka.
22/02/2023
Mandray mpianatra foana izahay 😊
Fa tongavà daholo izay vonona sy liana te hianatra ✨
0344202143
12/01/2023
✨ Miarahaba eeeh.
🍹 Ho anareo eto Antananarivo sy ny manodidina.
🍸 Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra amin'ity taona 2023 ity, ary izahay dia mandray mpianatra foana isan'andro ankoatran'ny zoma sy ny alahady.
❌ Misy ihany koa ny cours spécial samedi ho an'izay tsy afaka andavan'andro.
🏺 Ireto avy moa ny modules hisafidianana amin'izany, ary ny saram-pianarana dia 55000ar isakin'ny module.
Pâtisserie 1
Pâtisserie 2
Charcuterie 1
Charcuterie 2
Produits laitiers
Snacking 1
Snacking 2
Cuisine
Cuisine de fête
🍾 Hahafahanao mivarotra sy mitady vola ary manodim-bola avy hatrany.
🍜 Ny traiteur irery ihany kosa no 110000ar ny saram-pianarana. Mianatra cuisine 1 na cuisine de fête izay safidinao ary mifarana amin'ny fampianarana devis izany.
🍭 Hahafahanao mandray service traiteur ana fety sns.
🍷 Ny ingrédients rehetra rehetra sy ny boky dia tafiditra anatin'io vola io avokoa.
🍿 Ireto modules ireto kosa dia mbola boly ihany aloha hatreto no amidy 5000ar fa tsy mbola misy cours.
Crème de base
Pliage
Laoka
M**o
Paty
Gratin
Fruits de mère & Trondro
Saosy
Entré froide
🍔 Ny fampianarana dia 4 andro isakin'ny module ihany no faharetany satria vao manomboka dia pratique foana satria efa misy ny boky mba tsy haha lany fotoana mandika fanazavana dia efa natao saisie avokoa izany.
🍟 Ny traiteur ihany no tapa-bolana no faharetany.
🍕 Ny mpianatra dia aoka mba samy hitondra barquette hitondrana ny zava-bita mody izay kelikely kibo 😁.
🌭 Ny ora fidirana dia amin'ny 9 ora maraina ary mirava amin'ny 12 ora atoandro.
🌮 Misy cours après midi ho an'izay tsy afaka maraina miditra amin'ny 1ora sy sasany mirava amin'ny 4 sy sasany.
🌯 Ny toeram-pianarana dia aty Ampamantanana ary 0344202143 ny laharana ahazoanao anay.
⭕ AZA ATAO SAKANA NY FOTOANA TERY FA IZAHAY DIA MANANA LAMINA NA DIA ISAKIN'NY TALATA IHANY AZA OHATRA IANAO NO AFAKA DIA METY ⭕
🍱 Ireto avy kosa ny zavatra rehetra rehetra ianarana isakin'ny module.
🍔 PATISSERIE 1 :
MADELEINE SY CAKE
SABLÉ SY BISCUIT
GENOISE
CUISSE DAME
PIZZA
BRIOCHE : PAIN AU CHOCO, PAIN AU LAIT, TRESSINE
PÂTE FEUILLETÉE: PAIN AU CHOCO, CROISSANT, PALMIER, MILLE FEUILLES, PAIN AU RAISIN
JALEBI
DONATY (DUNUTS na DOUGHNUTS)
PAO
FLAN
QUICHE
TARTE AUX FRUITS
PATE À CHOUX
C**A PIGEON
🍰 PATISSERIE 2 :
GAUFRE
CREPE AU GINGEMBRE
DECORATION AU CARAMEL
PAIN DE MIE
BÛCHE DE NOËL
BAVAROIS
PATE À SUCRE
SABLÉ AUX MERINGUES
BISCUIT
OPERA
GANACHE AU CHOCOLAT
GLAÇAGE AU CHOCOLAT
🍝 CUISINE :
⚡ Entrée
Salade de poulet
Salade de choux fleur aux crevettes
Flan de pomme de terre
Camembert chaud
Sigara börek turc
⚡ Résistance
Porc bourguignon
Poisson farcie
Steak chinoise
Poulet à la basquaise
Bol renversé spécial
⚡ Dessert
Dessert du chef
Crème renversée
Soufflé à la reine
Coulis de banane au chocolat et à la crème blanche
Banane caramel
⚡ Accompagnement
Risotto
Pomme vapeur
Pomme frite
Légume sauté
Salade verte
🍹 CUISINE DE FÊTE :
LANGUE MELÉE
FEUILLETÉ À LA REINE
FILET MIGNON
ESCALOPE DE POULET AU POIREAU
ANANAS À LA SAUCE CARAMEL
GANACHE DE FRUIT
JUS NATUREL
CHOCOLAT GLACÉ
🍣 CHARCUTERIE 1 :
MORTADELLE
PATÉ DE FOIE
PATÉ DE CAMPAGNE
SAUCISSON
TSA-TSIOU
SALAMI
FROMAGE DE TÊTE
🍧 PRODUITS LAITIERS :
⚡ Glace
Forêt noire
Fraise
Vanille
Chocolat
Banane
⚡ Esquimaux
Au chocolat
⚡ Yaourt
Milkshake
Fraise
Papaye
Banane
Chocolat
Avocat
Sorbet aux fruits
Fromage
Yaourt à boire
Fonona glasy sy tulipe
🍟 SNACKING 1 :
SOUPE VAN TAN
SOUPE TAMATAVE
TSOK
MISAO
SALADE DE PATE
BOULETTE CHINOISE
STEAK HACHÉ
SAMBOS
NEM
VAN TAN FRITE
BOULETTE CROUTON
POMME DAUPHINE
🍢 SNACKING 2 :
PATY GASY
PANINIBURGER
TOAST
FRICASSE TUNISIEN
BATBOUTS KEBAB
TORTILLAS
TACOS FRENCH
TACOS MEXICAINS
CROQUETTE DE POULET
WRAP AU POULET
BEIGNET
BEIGNET DE COURGETTE
BEIGNET DE FROMAGE
BEIGNET D’ŒUF DUR
RISSOIS DE CAMARAO
FEUILLETÉS SALÉS
CHAUSSONS FEUILLETÉS
ENVELOPE SURPRISE
CROQUE MONSIEUR FEUILLETÉ
RISSOLE À LA VIANDE
BOUCHON DE LA RÉUNION
PAKOPAKO MAJUNGA
🍘 CHARCUTERIE 2 :
SAOSISY
BOUDIN BLANC
SAUCISSE MERGUEZ
SAUCISSE TOULOUSE
CHIPOLATA
SAOSISY GASY
SAOSISY SPÉCIAL
RILLETTE
JAMBONNETTE SEC DE VOLAILLE
JAMBON HACHÉ
TERRINE DE POULET
TERRINE DE POISSON AUX LÉGUMES
BALLOTINE
GALANTINE
🍱 LAOKA ( Boky ihany fa mbola tsy misy cours )
HENA OMBY RITRA
BROCHETTE DE POULET GRILLÉ À LA SAUCE CURRY
VARANGA
PISTOLET SAUCE MÉLANGE
POULET LAQUÉ
TRONDRO SAOSY
LELAN’OMBY SY PETIT POIS
CANARD AU POIVRE VERT
LELAN’OMBY SAOSY
AKOHO GASY RITRA
VORONTSILOZA SY KENA KISOA
CÔTELETTE SY SAKAMALAHO
HENA KISOA SY RAVITOTO
ROMAZAVA
🌊 FRUIT DE MER & TRONDRO ( Boky ihany fa mbola tsy misy cours )
BROCHETTE DE CAMARON
FILET DE POISSON À LA SAUCE BASILIQUE
COCKTAIL DE FRUIT DE MER
THON GRILLÉ À LA SAUCE PÉKINOISE
CREVETTE SAUTÉ AU BROCOLI
CRABE SAOSY
CHAIRE DE POISSON PANÉE
CALMAR À LA SAUCE LÉGUME
SALADE SPÉCIALE
CREVETTE SAUCE
COCKTAIL DE BROCHETTE PANÉ AU FROMAGE
LANGOUSTE GRILLÉE
SALADE DE CRABE ENTIER
ROUGET AU POIREAU
🍝 PATY ( Boky ihany fa mbola tsy misy cours )
Spaghetti carbonara
Lasagne aux courgettes
Tagliatelle créole aux poivrons rouges
Rigatoni aux brocolis
Tagliatelle aux fruits de mer
Penne aux sardines
Crabe farci aux pâtes
Tagliatelle à la bolognaise
Nouilles sautées au porc
Ragout de nouille
Soupe au curry
Soupe de nouille au poisson et au porc
Soupe du Sichuan
Macaroni aux viandes et aux courgettes
Nouille au poulet
🍪 M**O ( Boky ihany fa mbola tsy misy cours )
M**O AKONDRO
CUISSE DAME
PUDDING
KOBA MAMIE
MOKARY
RAMANONAKA
KATILESY
JALEBI na ZLABIA na ZELABIA
BONBON COCO
KOBA RAVINA
PANCAKES
M**O MANGAHAZO
M**O RONONO
PÂTE À CHOUX FRITE
SAKIMA na MACARON
BOULE DE NEIGE
M**O BAOLINA
MENAKELY
BEIGNET DE PIMENT
CHURROS
🍥 PLIAGE : ( Boky ihany fa tsy mbola misy cours )
OCTOGONALE
ROSE
BOUGIE
BOUGIE
TORTUE
PAPILLON
PORTE COUVERTS
PORTE COUVERTS
SAPIN
SAPIN
HELICE
CŒUR
ROULEAU DE SERVIETTE
PORTE COUVERTS
🍜 GRATIN ( Boky ihany fa tsy mbola misy cours )
GRATIN DE PÂTE AU FRUIT DE MER
SOUFFLÉ AU FROMAGE À l’OLIVE NOIRE
GRATIN DE RIZ ET POMME DE TERRE
LÉGUME FERMÉ
FILETS DE POISSON GRATINÉS
CROQUANT VARIÉ
CREVETTES GRATINÉES
GRATIN DE RATATOUILLE
GRATIN DE CHOUX-FLEURS ROYALS
GRATIN TROIS COULEURS À LA LAMELLE DE FROMAGES
GRATIN DE POULET ET CHAMPIGNON NOIR
🍛 ENTRÉE FROIDE ( Boky ihany fa tsy mbola misy cours )
FRAICHEUR DU ZOMA
SALADE NIÇOISE
CROQUETTE À LA REINE
SALADE DE COUSCOUS AUX LÉGUMES
SALADE VERTE VARIÉE
COCKTAIL JULIENNE
ŒUFS ROULÉS
ŒUFS À LA RUSSE
CROÛTON À LA VIANDE ROUGE
SALADE D’AVOCAT
ROULÉ DE COURGETTES AU FROMAGE
SALADE DE COUSCOUS AU POULET
🍲 SAOSY ( Boky ihany fa tsy mbola misy cours )
SAOSY BLANCHE
SAOSY FROMAGE
SAOSY VINAIGRETTE
SAOSY MAYONNAISE
SAOSY BÉCHAMEL
SAOSY CRÈME
SAOSY HAMBURGER
SAOSY MÉLANGE
SAOSY PESTO
SAOSY CRÉOLE
SAOSY BROCHETTE
SAOSY MERINGUÉE
SAOSY POISSON
SAOSY LÉGUME
SAOSY ROUILLE
SAOSY MAURICIENNE
SAOSY CLASSIQUE
SAOSY TOMATE
🍚 CRÊME DE BASE ( Boky ihany fa tsy mbola misy cours)
LA CRÈME CHANTILLY
LES CRÈMES FOUETTÉES PARFUMÉES
LA CRÈME ANGLAISE
LA CRÈME PÂTISSIÈRE
LA CRÈME MOUSSELINE
APPAREILS À «FLANS SUCRÉS»
LA CRÈME CHIBOUST OU LA CRÈME À SAINT- HONORÉ
LA CRÈME DIPLOMATE
LA CRÈME À PARIS-BREST
L’APPAREIL À BAVAROIS AUX ŒUFS
L’APPAREIL À BAVAROIS AUX FRUITS
LA SAUCE CHOCOLAT
L’APPAREIL À CRÈME CARAMEL
09/12/2022
🍓 Salama eeeh.
🍇 Ho tonga ity ny fety ka faly izahay manomana formation spécial fête ho anareo.
🍈 Ho anareo eto Antananarivo renivohitra Reny, Ray, Zanaka sns tia mikarakara sakafo ao an-tokatrano na maniry mba hahay recettes hatao rehefa misy fetim-pianakaviana sns.
🍉 Izahay dia mikarakara fampianarana :
🍲 Entré froid :
•Salade de cocktail de fruits de mer
🍛 Entré chaud
•Chausson à la reine
🍗 Résistance
•Canard au poivre vert
•Poulet rôti au champion de Paris
🍮 Desserts
•Banane caramélisé aux chantilly et forêt noir
•Gelé de fruits mixés
🍣 BUCHE DE NOËL
•Buche au chocolat
🍹 Jus
•Jus spécial
🍊 Ho fiomananareo reny amin'io fety ho avy io, mba hahafahana manao sakafo miavaka sy tsara ho an'ny ankohonana.
🌮 Rehefa misy fetifety sns ao amin'ny fianakaviana dia mba mahay zavatra miavaka sy tsara ianao.
🍋 Ny date hanaovana izany dia ny :
• Alatsinainy 19 décembre
🍌 1 andro ihany ilay fampianarana.
NB : Miditra amin'ny 9 maraina tsy diso.
Iangaviana mba ho tonga aloha mba tsy hahatara ny firavana ny après midi.
❌ Ny fara-fisoratana anarana dia ny alahady 18 décembre amin'ny 9 alina.
🎉 Ny saram-pianarana dia 60000ar, izahay avokoa no miantoka ny ingrédients rehetra rehetra.
🍜 Ny zava-bita rehetra dia hiarahan'ny mpianatra mihinana avokoa.
🎇 Efa misy fitaovam-pihinanana aty an-toerana fa Mitondra barquette avokoa hitondrana ny BUCHE mody.
🍟 Aza hadino ny fitaovam-panoratana na dia hisy boky ho zaraina aza.
🎃 Ny toeram-pianarana dia aty Ampamantanana.
🎄 0344202143 no laharana ahazoanao anay.
12/11/2022
🍞 Eeeooh, mbola mandray mpianatra foana izahay aah.
🧀 Formation : Cuisine, pâtisserie, charcuterie, produits laitiers, snacking.
🍕 Tsy ela fa 4 andro monja dia mahavita module iray ianao.
🌯 Ny fampianarana dia tonga dia pratique mandrapaha tapitrin'ny cours mandritrin'ny 4 andro.
🍿 Tsy manoratra be intsony fa efa misy boky mirakitra ny zavatra rehetra tokony ho soratrana sy ny composition rehetra.
🌭 Ny ora fianarana dia amin'ny 9 maraina ka hatramin'ny 12 ora atoandro.
( Izay tsy afaka maraika afaka mianatra hariva fa mandefasa MP )
🌮 Ny toeram-pianarana dia aty Ampamantanana.
🍔 Ny ingrédients iray manontolo dia izahay avokoa no miantoka azy.
🍛 Stylo ihany no entina rehefa hianatra fa efa misy fanoratana ny boky.
( Afaka mitondra tablier izay manana )
🍟 Ny zava-bita rehetra entina mody na hanina avokoa fa mitondrà ihany barquette kely.
🍗 Ny saram-pianarana dia 50000ar par module ary isakin'ny module iray ianaranao dia misy boky vidiana 5000ar.
( IZAY IHANY NO ALOA )
🍱 Ny traiteur irery ihany no 100000ar ny saram-pianarana ary 5000ar vidina boky, Izany hoe 105000ar no fitambarany.
( Ny traiteur ihany no tapa-bolana mahery vao vita fa tsy 4 jours )
🍘 Mahazo attestation ny mpianatra mahavita formation.
🍚 Izahay moa dia mandray foana ny alatsinainy ka hatramin'ny alakamisy ary ny sabotsy.
( Ny zoma sy alahady izahay no tsy mandray mpianatra )
🍲 Marihina fa raha toa ka any amin'ny faritra ianao nefa liana na koa eto an-toerana nefa tsy manam-potoana hianarana dia mivarotra boky amin'ny vidiny 5000ar par module ihany izahay, manao livraison sy mandefa ho anareo any amin'ny faritra.
NB : Ny pâtisserie 1, pâtisserie 2, cuisine 1, cuisine de fête, snacking 1, snacking 2, charcuterie 1, charcuterie 2 ary produits laitiers sy traiteur ihany no anaovana cours en salle andoavana droit sy vidina boky par module.
Fa kosa ny : crème de base, entré froide, gratin, laoka, fruits de mère sy trondfo, m**o, paty, pliage ary saosy dia boky ihany no amidy aloha hatreto. 5000ar ihany no vidiny.
🍙 Ny laharana ahazoanao anay dia 0344202143.
🍖 Ireto daholo ny module rehetra miaraka amin'ny recette rehetra ianarana isan'isany.
🍔 PATISSERIE 1 :
MADELEINE SY CAKE
SABLÉ SY BISCUIT
GENOISE
CUISSE DAME
PIZZA
BRIOCHE : PAIN AU CHOCO, PAIN AU LAIT, TRESSINE
PÂTE FEUILLETÉE: PAIN AU CHOCO, CROISSANT, PALMIER, MILLE FEUILLES, PAIN AU RAISIN
JALEBI
DONATY (DUNUTS na DOUGHNUTS)
PAO
FLAN
QUICHE
TARTE AUX FRUITS
PATE À CHOUX
C**A PIGEON
🍰 PATISSERIE 2 :
GAUFRE
CREPE AU GINGEMBRE
DECORATION AU CARAMEL
PAIN DE MIE
BÛCHE DE NOËL
BAVAROIS
PATE À SUCRE
SABLÉ AUX MERINGUES
BISCUIT
OPERA
GANACHE AU CHOCOLAT
GLAÇAGE AU CHOCOLAT
🍝 CUISINE :
⚡ Entrée
Salade de poulet
Salade de choux fleur aux crevettes
Flan de pomme de terre
Camembert chaud
Sigara börek turc
⚡ Résistance
Porc bourguignon
Poisson farcie
Steak chinoise
Poulet à la basquaise
Bol renversé spécial
⚡ Dessert
Dessert du chef
Crème renversée
Soufflé à la reine
Coulis de banane au chocolat et à la crème blanche
Banane caramel
⚡ Accompagnement
Risotto
Pomme vapeur
Pomme frite
Légume sauté
Salade verte
🍹 CUISINE DE FÊTE :
LANGUE MELÉE
FEUILLETÉ À LA REINE
FILET MIGNON
ESCALOPE DE POULET AU POIREAU
ANANAS À LA SAUCE CARAMEL
GANACHE DE FRUIT
JUS NATUREL
CHOCOLAT GLACÉ
🍣 CHARCUTERIE :