Lycée privé Diadema

Lycée privé Diadema

Share

Enseignement préscolaire primaire et secondaire

16/07/2026

Faly aho, faly izahay mpanabe ato amin'ny DIADEMA! 🤩🤩🤩!!
- Misaotra be dia be an'Andriamanitra fa mbola voatazona ny résultat 100% amin'ny BEPC 💯💯
- Misaotra be dia be ireo mpanabe eto amin'ny sekoly fa na mafimafy aza ny ady nandritry ity taona ity dia mbola nahazo vokatra tsara izahay 💪💪👏
- Misaotra anareo rad koa nahatoky sy niara-niasa taminay nandritry ny taona 👏👏
- Ary farany, misaotra anareo rankizy niezaka hatramin'ny farany 😘😘
Dia manaova vacances milay be daholo amin'izay e! !🌅
🚨🚨Aza adino anefa ny manao ny réinscription izay mifarana amin'ny 31 juillet ho avy izao, aloan'ny andeanana vacances an! !!
Vita alo zay iny fa zahay mbola hitaintaina momban'ny BAC indray zao! 😬😬😅

15/07/2026

Eto amzay ary le manomboka marary kibo isika ray amandreny 😬😬😬😬😬

06/07/2026

Miarahaba atsika rehetra!
Ampahafantarina isika izay maniry hianatra ato amin'nh sekoly DIADEMA, fa amin'ny alarobia 8 jolay ho avy izao ny TEST DE NIVEAU hidirana hianatra ato amin'ny sekoly.
Koa entanina ireo izay maniry hianatra ato mba handalo ao amin'ny birao hisoratra anarana amin'io test de niveau io. Tsy mandray mpianatra tsy nanao test de niveau intsony ny sekoly.
Ho an'ny réinscription kosa, dia efa manomboka izy ato ary tsy hifarana ra tsy ny 31 jolay! Tsy mandray réinscription intsony izahay aorian'io daty io, ankoatran'ny Terminales.
Misaotra tompoko

05/07/2026

Miverina kely o! !
Ity koa ny lalan'ny bus FOTON hanamorana ny fitateran'ny piadina!
Tsy misy frais ono fa ny convocation no fidirana! !
Mety mba hanala fasahiranana atsika izay lavi-podiana! !👍👍

Photos from Lycée privé Diadema's post 05/07/2026

Bonjour daholo ooo! !
Tonga ary ilay andro e! !
Mirary soa anareo rankizy hahavita soa e! !
Miaritra kely sisa dia vacances 😁😁
Ataovy milay be! 100% fona no tanjona 💪💪💪🙏🙏
Aza adino ny mivavaka hatrany 🙏🙏
Ito ny emploi du temps tam'eritaona, d normalement tsy miova ny emploi du temps!
Bonne chance daolo oo! !! !👍👍

Photos from Lycée privé Diadema's post 24/06/2026

VITA TOMPOKO 🤗🤗
Dia izay sy izay no azo natolotra tamin'ity androany ity!
- Misaotra ireo rehetra niara-niasa tamin'ny fanantontosana ny fety androany 🙏🙏
- Misaotra be dia be indrjndra anareo ray amandreny rehetra nanao ezaka be tamin'ny resaka fiakanjon'ireo zanatsika fa tena nahafinaritra kely nijery an'izy ireo! 🥰🥰
- Mirary atsika rehetra hankalaza ny fetin'ny 26 jona anaty hafaliana.🇲🇬🇲🇬
Zay ary no izy fa dia BONNES VACANCES À TOUS!! Fa aza adino na dia izany aza fa amin'ny 31 JOLAY ny faran'ny réinscription an!!!
Ny mpanala fanadinana BEPC sy BAC kosa dia mbl miverina mianatra amin'ny herinandro an!!☺️☺️
BONNES VACANCES OOO!!!

Photos from Lycée privé Diadema's post 19/06/2026

Miarahaba an'ny DIADEMA ANDOHARANOFOTSY (Annexe DIADEMA AMPATSAKANA) izay tarihin'i mme Bako, nahatratra izao faha5 taona nijoroany izao 🥳🥳🥰
Ho tratry ny 5 taona manaraka indray anie e! !! 🙏🙏🙏

07/06/2026

🚨🚨URGENT KELY! !! 🚨🚨
Ho an'ireo manao EPS BAC manomboka amin'ny herinandro! !!
Mitondrà chemise cartonnée+ paingotra 4.
Misy numéro io en haut à gauche ao am'e convocation, d soratana eo amle chemise cartonnée io numéro io, en guise de dorsard! !
Tsy nanome izay consigne izay ny tany am'centre tam'naka convocation fa aleo isika miomana ihany au cas où! !!
Apitapitao ary ooo! !
Merciiii ☺️☺️

07/06/2026

MIFOHAZA AMZAY IREO MBOLA MATORY FA EFA KELY SISA OOOO! !
Sa ve oe mbola hanao fety be aloha amin'ny 25juin! ?? 🤔🤔🤔🤔

22/05/2026

Miarahaba atsika rehetra ooo! !
- Hilazana isika rad sy mpianatra rehetra fa TSY MIANATRA NY MPIANATRA REHETRA ETO AMIN'NY LYCÉE PRIVÉ DIADEMA NY TALATA 26 SY NY ALAROBIA 27 MAI HO AVY IZAO.
Nanapakevitra ny tsy hampianatra ny ankizy ny Direction ny Talata 26 mai satria hita fa tsy concentrés ny ankizy rehefa elanelanin'ny andro tsy fianarana ny andro 1 hianarana, ary vitsy koa ireo rad mandefa ny zanany mianatra amin'io andro 1 hianarana io.
Noho izany dia ny alakamisy 28 mai indray vo miverina mianatra ny mpianatra
- Ampatsiahivina koa isika rad fa miatrika ny CEPE BLANC andinin'ny faharoa koa ny mpianatra ao amin'ny CM2 amin'ny talata 26 mai ho avy izao. Entanina isika hampanao révisions tsara ny zanatsika aloan'io andro io.
- Misy ity fanasana ity izay anentanana atsika rad hanatrika izany koa. Tombontsoa lehibe ho atsika rad ny fanatrehana sy ny dinidinika hiarahatsika amin'io andro io. Tongava maro ary isika e!!🙏🙏
Izay ary no ela fa dia BON LONG WEEKEND DE PENTECOTE HO ATSIKA REHETRA E!!

-

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ampatsakana
Antananarivo