14/08/2025
Ry Ray aman-dReny! Mitady sekoly hianaran'ny zanakao ve ianao?
Ny COLLEGE PRIVE LES LUCIDES dia afaka mandray ny zanakao.
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny classe Maternelle,12ème,11ème,10ème,9ème,8ème,7ème,6ème,5ème,4ème ary 3ème
Toerana : Paraky Soanierana
Tel: 034 73 640 54
NB: Mitaiza ny ankizy ara-pomba Kristianina
Ny classe rehetra dia manao Anglais
Ny Secondaire rehetra manao Allemand
VOAFETRA NY TOERANA