18/06/2026
Amin'ny lundi 22 juin 2026 no tonga mianatra ianao sady mandoa ny frais de formation :
🔥 FORMATION CUISINE CHINOISE 🔥
🟥 LUNDI 22 JUIN 2026 AU JEUDI 25 JUIN 2026 DE 8H à 13H
🟥 Efatra andro no mianatra .
Plats 16 no hianarana hatao pratiques.
🟥 Frais de formation :
200 000 Ariary.
Efa tafiditra anatin'izay ny ingrédients, ny matériel.
🟥 Ny toerana ianarana: ANDO Isoraka ampitan'ny FasandRainiharo _ Tana .
👉 Mitondra sary tapaka iray,
Tablier , torchons , cahier, stylos.
🟥 Mahazo ATTESTATION amin'ny faran'ny fianarana.
18/06/2026
Iza no tia mille - feuilles ?
17/06/2026
🔥 FORMATION CUISINE CHINOISE 🔥
🟥 LUNDI 22 JUIN 2026 AU JEUDI 25 JUIN 2026 DE 8H à 13H
🟥 Efatra andro no mianatra .
Plats 16 no hianarana hatao pratiques.
🟥 Frais de formation :
200 000 Ariary.
Efa tafiditra anatin'izay ny ingrédients, ny matériel.
🟥 Efa misokatra ny fisoratana anarana :
Famandrihan-toerana : Mandefa avance 20 000 Ariary amin'ny MVola 034 20 385 64 ( Richard Mamy) na manatona ny sekoly : ANDO ISORAKA ampitan'ny Fasandrainiharo Antananarivo.
🟥 Ny toerana ianarana: ANDO Isoraka ampitan'ny FasandRainiharo _ Tana .
👉 Mitondra sary tapaka iray,
Tablier , torchons , cahier, stylos.
🟥 Mahazo ATTESTATION amin'ny faran'ny fianarana.
17/06/2026
io ilay sarin'ny gâteaux nataonareo mpianatra tamin'ny lundi 15 juin 2026 : Pâtisserie de base.
17/06/2026
Ny pâte à choux no anisan'ny gâteaux mora atao indrindra ankoatra ny cake sy madeleine.
17/06/2026
Tsy ampy ilay papier azyme amin'ny sisin'ilay gâteaux. Manana papier azyme maro isika dia mila fenoina io sisiny io.
15/06/2026