Maniry te hafehy teny vahiny ve ianao? Tongava (Mp)
BOT Mada
Fianarana anglais sy français, eto dia vita ny fampianarana
🔹Expression:
"to suffer from" azo adika amin'ny teny malagasy hoe "mijaly amin'ny na ampijaliana'ny na tratran'ny"
Ohatra:
- If you smoke, you may risk suffering from lung cancer later.
- I suffer from indigestion after I have eaten.
- She often suffers from headache.
Dikan-teny:
- Raha mifoka sigara ianao dia mety ho tratran'ny homamiadan'ny avokavoka any aoriana.
- Tsy mahalevon-kanina aho rehefa avy misakafo.
- Matetika ampijalian'ny aretin'andoha izy.
Abonnez-vous📌
Asio j'aime❤
Partageo🙏
DAILY ACTIVITIES
🔹I get up at 5 o'clock. / Mifoha amin'ny 5 ora aho.
🔹I relieve myself. / Mandeha mivoka aho.
I have a shower. / Mandro aho.
🔹I have breakfast. / Misakafo maraina aho.
🔹I get ready for work. / Mihomana hiasa aho.
🔹I leave for work by 8 o'clock. / Mandeha miasa aho amin'ny 8.
🔹I take a nap for a few minutes. / Miala sasatra mandritra ny minitra vitsy aho.
🔹I have a snack. / Mihinana "goûter" aho.
🔹I go to bed by 11 o'clock. / Mandeha matory aho amin'ny 11 eo ho eo.
Raha te hahazo fampianarana feno, dia misorata anarana.
Mandefasa Message privé raha te hahazo fanazavana misimisy kokoa.
Rendez-vous sur mesenger 😍
Abonnez-vous📌
Asio j'aime❤
Partageo🙏
02/12/2022
MILAZA ZAVATRA TOKONY NA TSY TOKONY ATAO MAMPIASA "SHOULD"
Mitovy sokajy amin'ny "can" sy ny "must" ihany koa ny verb "should", ny ampiasana azy ao anaty fehezanteny dia entina ilazana hoe "tokony". Toy ny amin'ny teny malagasy hoe "Tokony hifoha maraina ianao.", "Tsy tokony hiady aminy aho."
Ohatra:
◼️ I should go to the doctor;/ Tokony mandeha any amin'ny dokotera aho.
◼️ You should be on time./ Tokony ho tonga ara-potoana ianareo.
◼️ She should have a rest./ Tokony haka aina izy.
◼️ They should be careful. Tokony hitandrina izy ireo.
◼️ You should try to speak English./ Tokony hiezaka hiteny Anglisy ianareo.
◼️ The father should take care of his family./ Tokony hikarakara ny fianakaviany ny ray.
◼️ George should find a job./ Tokony mitady asa i George.
Raha te hanaraka tsy tapaka ny lesona fohy zaraina eto amin page dia atao J'AIME ny hanaranao izany. Raha te andray lesona feno dia mandefa (Mp).
Abonnez-vous📌
Asio j'aime😍
Partageo🙏
Rehefa milaza hoe "tahaka izay" entina manenina tamin'ny zavatra iray, dia azo ampiasaina ny "conditionnel passé" amin'ny Français. Matetika ny verbes "devoir" sy "pouvoir" no tena fampiasa:
✅DEVOIR (aurais dû, aurais dû, aurait dû, aurions dû, auriez dû, auraient dû)
Ohatra:
- J'aurais dû parler à Mr Jacques./ Tahaka izay aho niresaka tamin'i Ramose Jacques.
- Tu aurais dû me prévenir./ Tokony mba nampilaza ahy mialoha ianao.
✅POUVOIR (aurais pu, aurais pu, aurait pu, aurions pu, auriez pu, auraient pu)
Ohatra:
- J'aurais pu appeler la police./ Tahaka izay aho niantso polisy.
- Il aurait pu aller à cette soirée au lieu de rester seul chez lui./ Tokony nandeha tany amin'io fety io izy fa tsy nijanona irery tao an-trano.
Mandefa hafatra miafina(Mp) raha maniry te hianatra teny vahiny ianao.
Abonnez-vous📌
Asio j'aime❤
Partageo🙏
Lesona zaraina anio, anglisy hatrany.
🔹Talking about MINOR SICKNESS🔹
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe "What's the matter with you?" [[wats de marer wiv yu]]
izay azo adika tsotsotra amin'ny teny malagasy hoe hoe inona no mahazo anao? Na ihany koa hoe :
''What's wrong with you?" [[wats ron wiv yu]]
➡️Ireto kosa ny famaliana azy arakarak'ilay aretina mahazo anao:
🔸I have a toothache [[toufeik]]
(Marary nify aho)
🔸I have a sore throat(marary tenda aho)
🔸I have a backache( marary ny lamosiko)
🔸I have a bellyache(marary kibo aho)
🔸I have a pain in my chest(Marary tratra)
🔸I got a bump( nidona t@ zavatra)
🔸I sprained my ankle ( folaka ny kitro)
🔸I bloke my arm( folaka ny tanako)
🔸I have a noose blocked( voany sery aho)
🔸I have the flu ( voany gripa)
🔸I have a cough/fever (mikohaka , mafanafana)
🔸I have a headache( marary loha)
🔸I have a stomachache(marary vavony)
Abonnez-vous 📌
Asio j'aime❤
Partageo🙏
- I live alone./ Mipetraka irery aho.
- I live with my parents./ Miara-mipetraka amin'ny ray amandreniko aho.
- I live with my classmate./ Miara-mipetraka amin'ny mpiara-mianatra amiko aho.
- I live with friends./ Miara-mipetraka amin'ny namana aho.
- I live with my siblings./ Miara-mipetraka amin'ny mpiray tam-po amiko aho.
Raha tianao ny hianatra teny ANGLISY sy FRANTSAY en ligne, dia mandefasa hafatra eto amin'ny page. Mandray mpianatra isan-andro izahay ho an izay maniry te hahafehy teny vahiny.
Abonnez-vous📌
Asio j'aime😍
Partageo🙏
Ireto misy fomba fiteny vitsivitsy momba ny fisaorana olona:
◼️ Thank you for…/ Merci pour…/ Misaotra tamin’ny…
◼️ Thank you for the gift./ Merci pour le Cadeau./ Misaotra tamin’ny fanomezana.
◼️ Thank you for helping me./ Merci de m’aider./ Misaotra nanampy ahy.
◼️ Thank you for the excellent dinner./ Merci pour l’excellent diner./ Misaotra tamin’ilay sakafo tsara be.
◼️ I’m grateful to you./ Je vous suis reconnaissant./ Mankasitraka anao aho.
Aza adinoina, raha te hahazo fampianarana feno (Lesona feno + fanazavana audio + exercices), dia mandefa hafatra avy hatrany.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101