AITI

AITI

Comments

Bonjour & Bonsoir tous le monde , je suis le grand maître spirituel qui peut vous aider dans tous les problème de vie . je fais des :
* savons de chance
* parfum de chance
* attachement entre deux personnes
* protection contre la sorcellerie
* retour d'affection
* avois des enfants
* la chance des étoiles
* aimé pas tous... ..ect
✨⭐ Si vous être intéressé veuillez me contacter sur WhatsApp ..+229 91204755 , je suis toujours là pour tous vos préoccupations spirituel .+229 91204755 ✨⭐

Mandroso amin'ny fahalalana sy mitombo lanja hatrany.

Operating as usual

21/04/2023

Ho antsika DEV, misy outils vaovao indray https://phind.com
Jereo fa mety mahasoa.

19/04/2023

Midjourney - Mamorona sary avy amin'ny teny (prompt)

Ahoana no fampiasa an'i Midjourney?

19/04/2023

😲🖼️📷 Pixel Art Antananarivo - Natao tamin'ny Midjourney

13/04/2023

Tsy mila guide intsony ve?

Izay aloha fa ho any amin'izany Tritriva izany.

*misy diso ihany ny lazainy

04/04/2023

Afaka mampiasa ChatGPT ianao izao dia izao

Izao dia izao ianao dia afaka mampiasa ChatGPT
Ahoana no tena fampiasana an'i ChatGPT? Fanazavana/Fampianarana feno. Jereo ny video.

https://youtu.be/E1ERL0RTGws

https://loha.dev

29/03/2023

Sarisary lasa tena izy. Nvidia Canvas.

28/03/2023

Efa afaka mamorona sary avy amin'ny teny amin'ny Bing Image Creator, jereo tsara raha tena malagasy ianao. Inty ohatra misy sarin'Antananarivo raha feno supercars:

28/03/2023

Sarin'Antananarivo feno supercars - Bing Image Creator

Efa afaka mamorona sary avy amin'ny teny amin'ny Bing Image Creator, jereo tsara raha tena malagasy ianao.

27/03/2023

ChatGPT Miteny Gasy sy Manoratra hira.

24/03/2023

Bye Bye Google Assistant sy Siri. Efa miaraka amin'i Bing sy ChatGPT aho zao 👋

23/03/2023

Efa dispo sur mobile i GPT-4 anatin’ny appli Bing.

22/03/2023

Efa accessible ihany koa i bard.google.com isika eto mada moa zao mbola tsy tafiditra. Izay manana vpn mba zarao.

22/03/2023

Tsy mijanona ny fandrosoana fa efa ao amin’ny bing sahady koa i DALL-E2

22/03/2023

Lasa ity an, productivity+10

22/03/2023

Rehefa hoy aho amin'i DALL-E hoe "Madagascar with Chinese Building"

14/03/2023

Développement ios/iPhone. pre-requis.

03/03/2023

Live Débutant Web - HTML, CSS, JS

Fampianarana Live Dev Web pour Débutant, Q&A.
Manasa anao hiditra live sy hametraka ny fanontanianao.

09/02/2023

Live Coding [EN] Flutter: Working with APIs, Gravatar, Fetch

Flutter Live Coding, fetching data and using gravatar.
Let's see how to do that with flutter.

08/02/2023

Live: Q&A Malagasy AITI

Apetrao ny fanontanianao mahakasika ny tontolon'ny Developpement Informatique.

08/02/2023

🎥 Hampianatra live amin'ny teny gasy aho androany hariva amin'ny 18:00 dia hamaly ny fanontaniantsika izay mijery.

07/02/2023

Live coding: Flutter Quill setup

Setting up flutter_quill

06/02/2023

Live Coding (EN): Adding Rich Text Editing to Flutter App with Flutter Quill

Debugging for one hour just to find the issue solved after switching computer

Flutter
Flutter Quill
Rich Text Editor
Text Formatting
Flutter Development
Flutter Tutorial
Mobile Development

03/02/2023

Keep JSON file VS download in the Database - Brainstorming /w ChatGPT

Keep JSON file VS download in the Database - Brainstorming /w ChatGPT

21/12/2022

Hébergez votre Application Web GRATUITEMENT sur Netlify [Malagasy]

Tsy possible intsony izany hoe olona manao dev web tsy manana site en ligne izany an! ⛔
Aorianan'ity video mahakasika ny hebergement gratuit ao amin'ny Netlify ity dia efa roa ny option antsika miaraka amin'ny Github. ✅

Posteo ao amin'ny AITI Squad ny site ni-deployenao zao horesahintsika. 💯

14/12/2022

React #2 JS destructuring / déstructuration

JS destructuring / déstructuration
React #2

une expression JavaScript qui permet de décompresser des valeurs de tableaux, ou des propriétés d'objets, dans des variables distinctes.

Avantages :

-Code Concise , plus claire , Elegant
-1 Line
-Moins de repetition

Pourquoi ?
-Une concept essentiel en React, Backend et Javascript land

13/12/2022

React Introduction. #1

React Introduction. #1
AITI Dia anomboka fampianarana REACT JS.

Resume :
ReactJS est une bibliothèque JavaScript open-source développée par Facebook utilisé pour construire des interfaces utilisateur.

Application Web : Facebook, Netflix , AirBnb, Instagram

Pourquoi?
Réutilisabilité des components
Vitesse : Virtual DOM
Communauté et Ecosystem

Attributions:

SVG ICON : https://svgporn.com/
WHITE BOARD: https://excalidraw.com/
MATERIAL UI : https://mui.com/

21/11/2022

Rive sa Lottie no ho ampiasaina ? 🤔

Salama e! Hiverina hiresaka animation indray isika androany 🤗

Efa nanao video mahakasika ny animation amin'ny Lottie ihany aho teo aloha teo fa androany animation miaraka amin'ny Rive no ho asehoko anao.

Misy an'ity article ity ary milaza mihitsy fa mahasolo an'i Lottie ny Rive ... 🤔
Mitovy hevitra amin'izany koa ve ianao?

Liens:
Video Lottie : https://www.youtube.com/watch?v=4bJ6F0Heo9g&t=3s&ab_channel=AITI
Site Web: https://www.loha.dev/
Youtube MG: https://www.youtube.com/watch?v=WuA4T2Iv-0s&t=2s&ab_channel=AITI
Youtube EN: https://www.youtube.com/watch?v=LNjTh13q8GE&t=11s&ab_channel=LOHA
AITI Squad : https://web.facebook.com/groups/aitisquad
Rive : https://help.rive.app/runtimes/overvi...
https://lottiefiles.com/featured
https://rive.app/blog/rive-as-a-lotti...
https://stackoverflow.com/questions/7...
https://editor.rive.app/preview/2537-... 1

12/11/2022

Base de données totalement gratuit

Ireto misy base de donnees gratuit atoroko anao!
Oui Gratuit !! 😱

Tsara ho marihina ihany fa mila Base de données foana ianao fa misy fotoana fotsiny ianao afaka tsy mikitika ilay izy 😉

05/11/2022

Tsotra kely ny mamorona formulaire en ligne

Fantatrao ve fa ao anaty minitra vitsy ianao dia mahavita mamorona formulaire en ligne ?😮

Ny tanjonay eto amin'ny AITI moa dia ny hanamora sy hamaha hatrany ireo olana maro amin'ny alalan'ny technologie✅ , isan'izany ohatra izao ny fangalana na fanangonana hevitr'olona maro 😵‍💫

Afaka mamorona formulaire en ligne anefa ianao hanangonanao ny hevitry ny olona
Ohatra iray nataoko izao ity fanangonan-kevitra mahakasika ny JIRAMA ity, afaka jerenao ato ny endrik'ilay formulaire, fa ho atoroko ihany koa anefa ny fomba nanamboarako azy

Formulaire
https://research.typeform.com/to/FpvpQDhO
Site web
https://www.loha.dev/

25/10/2022

Tohin'ilay resaka Youscribe

Maro be ianareo namana no naneho hevitra teto, tamin'ilay video nataoko farany iny

Misaotra betsaka tamin'ny fanehoan-kevitrareo rehetra fa noraisina tamim-pitiavana be daholo ireny,😊

Ny nahafinaritra dia tsapa fa maro ianareo no maniry hiaro ny tanorantsika toa ahy koa 😍

Tena mankasitraka be dia be an'i Orange tsy nandefa intsony ilay izy aloha 🙏🙏

Ity ihany anefa ilay lien nalefany rehefa mampiditra ilay forfait isika

https://www.youscribe.com/Welcome/orange-mada?utm_source=orange_madagascar&utm_campaign=bts_OM_launch&utm_medium=sms&utm_content=orange_madagascar_Oct17

22/10/2022

❌ORANGE! AZA SIMBAINA NY TANORA MALAGASY !❌

❌❌❌ ORANGE !!! AZA SIMBAINA ny TANORA MALAGASY ! ❌❌❌

Satria moa mizara ny manodidina ny teknolojia rehetra no ataoko eto, dia androany tena tsy hay ny hangina fotsiny 😌

Raha toy izao foana ny zavatra ho hatao hita sy hitaizana ireo ankizy sy tanora ireo, azo antoka fa tsy ho voka-tsoa ihany ny ho azon'izy ireo amin'ny technologie.

Tokony mba jerena manokana ny zavatra toy itony fa mety hanimba ny ankizy

Isika miaraka mitaiza no afaka ahatonga azy ireny ho olon-dehibe sy olom-pirenena vanona rahatr'izay !😊

Miombon-kevitra amiko ve ianao?

Youtube MG : https://www.youtube.com/watch?v=XeqzGpMgacM&ab_channel=AITI
Site web: loha.dev

15/10/2022

Google docs sa MS word ? | AITI | Malagasy

MS Word sa Google docs ?
Iza no outils hitanao manamora kokoa ny asanao amin'izy roa ireo ? 🤷🏽‍♂️

Inona no tena mandany ny fotoananao rehefa miasa ianao ? 🕰

Mahafa-po anao ve ny fotoana laninao par rapport amin'ny vokatra azonao ? ⏳

Ahoana no ataonao rehefa le sendra jiro tapaka matetika iny ianao ? 🤯

Andao hiasa amin'ny fomba mahomby, andao hanatsara ny fomba fiasantsika
Mba ahafahantsika ho tonga amin'izany anefa dia mila mahay misafidy ny outils ampiasaintsika hanampy antsika aloha isika

Google docs sa MS Word ? 🤔

Site Web :
https://www.loha.dev

05/10/2022

Arrêtez d'utiliser Excel | AITI [Malagasy]

❌ Ça suffit !!! ❌

Arrêtons de perdre notre temps ! ⛔️📛
Arrêtons les allers-retours par email ! ⛔️
Et pour cela arrêtons d'utiliser Excel !

Travaillons plus efficacement ✅
Économisons notre temps 🕢
Économisons notre énergie 💪🏼

Améliorons notre façon de travailler dès aujourd'hui
Arrêtons d'utiliser Excel !

Site Web:
https://www.loha.dev/
Youtube MG:
https://www.youtube.com/watch?v=BIUln692KEc&ab_channel=AITI

27/09/2022

Améliore le design de ton site Web avec LOTTIEFILES [Malagasy]

Accède à de SUPERBE animations GRATUITES pour ton site, ton appli, tes publications et beaucoup d'autre encore avec LOTTIEFILES

Les animations LOTTIE sont :
✅ Légère (600 % plus légères qu'un GIF)
✅ Simple à utiliser
✅ Rapides à expédier (10 fois plus rapide qu'un GIF)
✅ Évolutives à l'infini et ne pixelisant jamais ❌

Et comme on aime aider ☺️, on vous montre dans cette vidéo comment on intègre une animation LOTTIE dans un site Web.
En échange, tu peux relever le petit challenge qu'on a mis à la fin de la vidéo
Au plaisir 😉

Liens:
LottieFiles: https://lottiefiles.com/
Site Web: https://www.loha.dev/
Groupe Facebook: https://web.facebook.com/groups/aitisquad
Youtube MG: https://www.youtube.com/watch?v=4bJ6F0Heo9g&ab_channel=AITI

17/09/2022

Intégrer des modèles 3D les sites Web avec React Three Fiber | AITI [MALAGASY]

Quoi de plus cool pour un site web que d'avoir des graphiques en 3D ! 😍

Mais comment l'intégrer dans un navigateur dans ce cas ? 🤷🏽‍♂️

Aujourd'hui, on t'apporte une "autre" façon d'y procéder ("autre" car la semaine dernière, on a déjà montré une manière d'implémenter des modèles 3D avec svelte Kit et svelte 😉).

Liens :
Site Web : https://www.loha.dev/
Youtube MG :
Librairie : https://github.com/pmndrs/react-three-fiber
Référence : https://codesandbox.io/search?query=&page=1&configure%5BhitsPerPage%5D=12&refinementList%5Btemplate%5D%5B0%5D=create-react-app&refinementList%5Bnpm_dependencies.dependency%5D%5B0%5D=react-three-fiber
Guide (react-three-fiber) : https://docs.pmnd.rs/react-three-fiber/getting-started/introduction
three.js: https://threejs.org/
Goupe FB (AITI Squad) : https://web.facebook.com/groups/552285483006038

10/09/2022

Comment héberger gratuitement votre site web sur GitHub

Où héberger le site web que tu viens de créer ?🤷🏽‍♂️

Aujourd'hui, on te montre étape par étape comment héberger un site Web statique gratuitement sur GitHub Pages

⚠️: On ne peut héberger que des sites statiques (HTML, CSS, JavaScript, y compris react, angular, bootstrap)

Liens:
GitHub: https://mianala.github.io/host-static-for-free/
https://mianala.github.io/smooth-skin-shop/
Site Web: https://www.loha.dev/
Youtube MG : https://www.youtube.com/watch?v=JK5U4uSUWbc&ab_channel=AITI
Groupe Facebook (AITI Squad) : https://web.facebook.com/groups/aitisquad

06/09/2022

Envie d'utiliser des modèles 3D dans une application ou sur le navigateur ?

Depuis quelques années déjà, les navigateurs permettent d'intégrer de façon native des modèles 3D dans des pages web

Que vous faites de la création, des applis, du vente de produits ou autres choses, avec des modèles 3D, la façon dont les autres perçoivent votre contenu change radicalement ( et en plus c'est super cool !😍)

Liens :
https://threejs.org/
3D model: https://sketchfab.com/3d-models/girl-swimsuit-461dd6c4a64b40f597b428d04c5a48c5
Svelte Guide: https://svelte-cubed.vercel.app/docs/getting-started
Github Repo: https://github.com/mianala/svelte-cubed
Sveltekit app: https://svelte-cubed-zeta.vercel.app/
gLTF Loader: https://threejs.org/docs/ /en/loaders/GLTFLoader

Site web : loha.dev
Youtube MG : https://www.youtube.com/watch?v=diBERmLJs64&t=2s&ab_channel=AITI
Goupe FB (AITI Squad) : https://web.facebook.com/groups/552285483006038

17/08/2022

Commencer votre premier projet React [Malagasy]

Commencer votre premier projet React !

React c'est : une bibliothèque JavaScript qu'on utilise pour créer des interfaces utilisateur

Avec React :
✔️ On peut avoir plus d'opportunités
✔️ On a beaucoup plus d'outils et de bibliothèques construites pour
✔️ On a une communauté

Comme vous l'aurez surement deviné, React sera le sujet d'apprentissage d'aujourd'hui ! 😉

Liens:
GitHub: https://mianala.github.io/host-static-for-free/
https://mianala.github.io/smooth-skin-shop/
Groupe Facebook (AITI Squad):
Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=N2FaQup3ZL4&ab_channel=AITI
Site Web : https://www.loha.dev

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Comment héberger gratuitement votre site web sur GitHub
Envie d'utiliser des modèles 3D dans une application ou sur le navigateur ?Depuis quelques années déjà, les navigateurs ...
Commencer votre premier projet React !React c'est : une bibliothèque JavaScript qu'on utilise pour créer des interfaces ...
Le versioning avec Git et VS Code
Apprendre les fonctions | JavaScript 8
Flux de Contrôle en JavaScript (Control flow):Flux de Contrôle  en JavaScript (Control flow):Le Flux de Contrôle  est l'...
Les types de données : Javascript #6
Variables, Constantes et commentaires: JavaScript #5 (16:9)
Variables, constantes et commentaires : JavaScript #5 (9:16)
Docker: On en a vraiment besoin? (9:16)
Docker: On en a vraiment besoin?
Comment exécuter Javascript sans navigateur

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Antananarivo
Other Schools in Antananarivo (show all)
Crèche, école maternelle Les Prunelles Crèche, école maternelle Les Prunelles
Antananarivo, 105

CRECHE , PRESCOLAIRE (PS - MS - GS)

Harena Info pro Harena Info pro
67Ha
Antananarivo, 102

Formation professionnelle en informatique

Tsikitech Tsikitech
Manakambahiny
Antananarivo, 101

Apprenez à coder et à concevoir de la manière la plus efficace possible. Travaillez par la pratiq

Collège Privé La GRACE Collège Privé La GRACE
Dr Raseta
Antananarivo, 101

Le collège Franco-Malgache « LA GRACE » compte plus de 400 élèves de la Petite Section (PS) à

Help Education II officiel Help Education II officiel
Lot IPF 129 Ambohijafy Itaosy
Antananarivo, 102

Centre de formation professionnelle Cours de langues (Français parlé et Anglais parlé) Cours d'i

Ecole Privée Bodosoa Ecole Privée Bodosoa
II V 18 C Savainakely Ambohibao Atsimondrano
Antananarivo

Ecole Privée Bodosoa Crêche_ Garderie _ TPS _ PS _ MS _ GS

Cours En Ligne_ Français Anglais_CELFA Cours En Ligne_ Français Anglais_CELFA
Antananarivo
Antananarivo, 101

Mianara n'aiza n'aiza amin'ny fotoana rehetra

Learn English No Limit Learn English No Limit
Antananarivo, 101

Your success matters a lot to us

INSA  École  D'ingénieurs INSA École D'ingénieurs
Isaingy Ampanefy
Antananarivo, 3121

INSA école d'ingénieur

Lycée privé La Petite Merveille Lycée privé La Petite Merveille
Lot Avenue 643 Loharanombato Ambavahaditokana
Antananarivo, 102ANTANANARIVO

(Nouvelle gérance)

Na&Wu english-chinese language course Na&Wu english-chinese language course
Antananarivo, 101

Mampianatra teny anglisy sy sinoa.

Âge Tendre Âge Tendre
Lot IF 91 By-Pass Ambohimangakely
Antananarivo

École maternelle et élémentaire Système éducatif français By-Pass Ambohimangakely