Heitch English Cours - HEC

Heitch English Cours - HEC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Heitch English Cours - HEC, College & University, Ambohipo, Antananarivo.

26/04/2024

Hey πŸ₯°

Tonga indray Ary ny Vague manaraka ho an'ireo hianatra ANGLAIS en groupe oh πŸ˜ŠπŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ“’.

Andao indray Ary Izay rehetra Lina manaraka eh πŸ““ hiara hianatra isika de hiara tafita Mba ho fitahina ho an'ny hafa ✨ , isn't it πŸ€” .

Satria maro no nangataka de ho hampitomboina ny isan'ny ao anaty groupe ah 😁 . Tsy Izay ihany fa raha toa ka MITONDRA NAMANA 2 ianao dia TSY MANDOHA FRAIS D'INSCRIPTION 😍πŸ₯° .

Ny saram_pianarana anefa tena mirary anh πŸ€— , ny tanjona dia ny hanampy ireo olona mazoto hitombo amin'ny fahalalana ❀️πŸ₯° .

Mba ho itan'ny Rehetra Dia manasa anao hi_Partage Mba ho fitahina ho an'ny hafa eee ✨πŸ₯° .

πŸ‡ΊπŸ‡Έ "And you will be a blessing" πŸ‡ΊπŸ‡Έ

28/03/2024

βœ¨πŸ™

26/02/2024

Have a good Day πŸ˜ŠπŸ™

10/02/2024

Hello everybody πŸ₯° .

09/02/2024

πŸŽ“ "DREAM AND MAKE IT HAPPEN" πŸŽ“

31/01/2024

πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡ΊπŸ‡² "Learn from your mistakes"πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡ΊπŸ‡²

26/01/2024

Hello 😊 .

Mbola misy toerana vitsivitsy ho an'ny cours particulier en groupe anh πŸ₯° .
Mianara foana fa tsy misy tsara ohatran'ny mianatra zany πŸŽ“πŸ‡ΊπŸ‡² .

Ny particulier à domicile ihany ko mbola misy ora vitsivitsy afaka hidirana . ☝️

Mp ara oh , na antsoy ny 0347160957 .

"And you will be a blessing" πŸŽ“πŸ‡ΊπŸ‡²

25/01/2024

Peace πŸ˜‰πŸ˜Š.

Efa ho avy zao ny St Valentin anh πŸ˜…πŸ˜ tsara kely ery zao ra mba hitoriana fitiavana amin'ny teny Anglisy Ilay olo_tianao πŸ₯° 😁

Mbola tsy tara raha izao vao hianatra anh β˜οΈπŸ‡ΊπŸ‡² .

Mbola mandray ireo olona vonona hanao cours d'ANGLAIS particulier en groupe πŸ“šπŸ‡ΊπŸ‡² na Γ  domicile ☝️πŸ₯°

Manasa anao ary handefa Mp na hiantso ny 0347160957 hamandrika ny toeranao 😊

Sady tsara foana anie ny mianatra eh 🀩😁 indrindra ny teny Anglisy πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ€—

πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ“š"And you will be a blessing"πŸ“š πŸ‡ΊπŸ‡²

Photos from Heitch English Cours - HEC's post 24/01/2024

Fianarana teny AnglisyπŸŽ“ mirary nefa tsara , 5 ihany ny olona raisina . Toerana :Ankatso2 . Mp avy hatrany

19/01/2024

Peace πŸ₯° .

L'inscription et la rΓ©servation pour le cours d'Anglais particulier est en cours πŸ“šπŸ˜Š
Vous avez 2 Choix πŸ˜‰ : Soit Γ€ domicile πŸ€©πŸ“šπŸ‡ΊπŸ‡² , Soit en groupe πŸ₯°πŸŽ“πŸ‡ΊπŸ‡² .

Il y a encore quelques places 😊 alors , n'hΓ©sitez pas d'envoyer un Mp ou contacter le 0347160957 πŸ“±

βœ¨πŸŽ“And you will be a blessing.βœ¨πŸŽ“
Gen 12:2b

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Ambohipo
Antananarivo
101