Pasteur Rakotoson Armand

Pasteur Rakotoson Armand

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pasteur Rakotoson Armand, College & University, 67Ha, Antananarivo.

09/05/2025

Hebreo
11
17. Finoana no nanateran i Abrahama an'isaka, raha nizahan-toetra izy; eny, ny zananilahy tokana no naterin'ilay efa nandray tsara ny teny fikasana,

23/03/2025
25/04/2024

Matio 8_
7. Dia hoy *Jesoa taminy:
Ho avy Aho hahasitrana azy. *Jesosy 8. Fa namaly ilay kapiteny ka nanao hoe:
Tompoko, tsy miendrika hidiranao ao ambanin'ny tafon-tranoko aho; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko

12/03/2024

Ny finoanao ny tenin'Andriamanitra na ny ( baiboly ) dia afaka ho tanterahin'ny Tompo aminao izany

Oh: Ny finoanao no efa nahasitrana anao(Mat 9 & 22)

06/10/2023

Famonjena ny fanahy

I Petera
1
9. mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy. 10. Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo; 11. eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin'ny Fanahin'i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany. 12. Ary naseho tamin'ireo fa tsy ho azy, fa ho anareo no nanompoany ny amin'izany zavatra izany, izay voalaza aminareo ankehitriny, tamin'ny tenin'ireo nitory ny filazantsara taminareo amin'ny Fanahy Masina,
Izay nirahina avy tany an-danitra; izany zavatra izany dia tian'ny anjely hodinihina.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


67Ha
Antananarivo
101