25/10/2025
Have a nice week end
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grain De Foi School Amboanjobe, School, RN7, Antananarivo.
25/10/2025
Have a nice week end
Tompoko,araka NY toromarika avy amin'ny chef Cisco dia mbola miato aloha ny fampianarana .
manasa antsika hanaraka NY page MBA hahamora ny fampitam-baovao
Mirary soa hoan'ny rehetra.
Ry Ray aman-dreny hajaina,
Noho ny fanambarana nataon'ny polisim-pirenena dia miato aloha ny fampianarana
Aoka isika hifampilaza.
Mankasitraka tompoko
CEPE 2025 100%
Gloire à Dieu
15/06/2025
Ry Ray aman-dreny hajaina,
Araka ny toro-marika azo avy amin'ny DREN dia Miverina mianatra ny mpianatra rahampitso Alarobia 26Mars.
Misaotra tompoko
28/12/2024
De samy ho Tratry ny farany sy taom-baovao jiaby
22/06/2024
Félicitations à vous les élèves. Gloire à Dieux. Et un grand merci à la maîtresse. 🙏🙏
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |