28/04/2026
aza tara moaraka Gasikalo tsika sy ny restaurant baboo
Formateur
28/04/2026
aza tara moaraka Gasikalo tsika sy ny restaurant baboo
27/04/2026
izahay ato Rahl Production dia manasa anao hanatrika ny fanokafana ofisialy ny Restaurant Baboo izay ato production ihany koa
misy ihany koa ny animation iaraha Gasikalo
28/03/2026
🎉 PROMO HO AN’NY SAKAFO GASY! 🎉
Ho anao ity fianankaviana,mpianatra,mpiasa
Mividy vary sy laoka amin’ny 5000 Ar ianao ➡️ mahazo dessert maimaim-poana! 🍮🥗
🥰 Tsiro malagasy, mamy sy mahasalama ho an’ny rehetra!🥰
21/03/2026
🔴🤩RAHL PRODUCTION🤩✨ 🔴
Ho fanomezana fahafahampo ny tsirairay, dia hisy ny fampiofanana crèmerie mandritry ny 2 andro😍:
👉🏼Ny Alarobia sy Alakamisy 25 sy 26Mars: fanodinana ronono🤩
👉🏼Ny Zoma sy Sabotsy 27 sy 28 Mars: Fampiofanana pâtisserie 🤩
Tongava ary fa ahazo fahafahampo ianao😍✨
☎️ 0341725556-0334280777
"Tsara ny mahay zavatra hoan'ny ampitso"💗
24/02/2026
🤩✨RAHL Production ✨🔴
19/02/2026
🔴 RAHL PRODUCTION 🔴
FORMATION EN CRÈMERIE - TRANSFORMATION DU LAIT
Vous souhaitez maîtriser la transformation du lait et lancer votre activité ?✨💥
Participez à notre formation de 3jours en crèmerie !
- Durée : 3jours ✨
Lundi 23 Février 2026
Mardi 24 Février 2026
Mercredi 25 Février 2026
- Horaire : De 9h à 13h30 ✨
👉🏻 Programme :
- Lait concentré sucré
- Beurre fermenté
- Ice cream
- Esquimaux / Glace sucette
- Yaourt ferme
- Yaourt à boire
- Mascarpone
- Cream cheese (Triple crème)
- Fromage gouda
- Mozzarella
- Fromage blanc ✨
👉🏻 Droit de formation : 3jours : 110.000Ar ✨🤩
✨ Déjeuner offerts
✨ Ingrédients inclus
✨ Support de cours fournis
✨ Attestation de formation
✨ Théorie, Pratique
👉🏻 Lieu : Betongolo Ambohitrakely
👉🏻 Contact : 034 17 255 56 / 033 42 807 77
✨ Places limitées - Inscrivez-vous dès maintenant
23/01/2026
🔴 RAHL PRODUCTION 🔴
✨FORMATION PÂTISSERIE SPÉCIAL SAMEDI✨
Tu veux apprendre la pâtisserie ?🤩😉
Ne ratez pas cette formation pratique et théorique sur 2 samedis !!!🫶🏻
👉🏻 Date : Samedi 31 Janvier 2026 et Samedi 07 Février 2026
👉🏻 De 9h à 16h
✨🤩Ce que vous allez apprendre :
👉🏻 Viennoiseries :
- Pain au lait
- Brioche
- Tresse
- Pain au chocolat
- Pain au raisin
- Croissant
👉🏻 Pâte feuilletée bien réussi :
- Feuilleté au poulet
- Feuilleté au fromage
- Croustade
- Torsade
- Palmier
- Mille feuilles
👉🏻 Hamburger
👉🏻 Pâte à choux
👉🏻 Gâteaux à la crème chantilly
👉🏻 Madeleine, Galette, Boule de neige
👉🏻 Technique de vente pour mieux vendre et attirer les clients
✨Frais de formation : 110.000 Ar seulement 🤩 ( 2jours )
☑ Déjeuner offerts
☑️ Tous les ingrédients inclus
☑️ Support de cours offerts
☑️ Attestation remise à la fin
🤩✨ Idéal pour les débutants, passionnés et vendeurs de gateaux✨
Inscrivez-vous dès maintenant ✨😉
✨Les Place sont limitées - réservation en message privé ou par téléphone.✨
📞 Contact : 034 17 255 56 - 033 42 807 77
🔴"C'est bien d'apprendre des choses pour l'avenir"🔴
02/01/2026
❤RAHL Production dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona 2026 🤩🎉
🎉Ho taona feno fifaliana sy hitondra soa ho antsika anie ity taona 2026 ity🤍
25/12/2025
RAHL Production dia faly miarahaba anareo nahatratra ny krismasy 🌲❤️
Mirary soa sy fahombiazana ary fitahin'ny Tompo hoan'ny tsirairay 🤍
17/12/2025
🔴RAHL Production🔴
Izahay dia mandray commande Bûche de Noël, bûche glacée, cocktail 🤩✨🎇🎇
Aza miandry ela ary fa antsoy ny : 034 17 255 56✨❤️
17/12/2025
🔴 RAHL Production 🔴
Efa niofana tao amin'ny RAHL Production ve ianao ? 🤩 Sa maniry hanatrika ny fampiofanana ao ?
🥰Tongava ary amin'ny fampiofanana COCKTAIL salés sy sucrés ao anatin'ny iray andro ny Sabotsy 20 Desambra 2025 ho avy izao ✨
Amin'ny sarany : 40.000Ar🤩
Efa ao anatiny ny : Ingrédients, sakafo atoandro, support de cours ary mahazo attestation 🥰
🔴RAHL Production 🔴 : "Tsara ny mahay zavatra ho an'ny ampitso"