03/08/2022
Sombitsombiny tamin'ny journée tao amin'ny yolande ´s English Club ❤️❤️
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yolande's English Club, School, Ambohipo Tanana, Antananarivo.
03/08/2022
Sombitsombiny tamin'ny journée tao amin'ny yolande ´s English Club ❤️❤️
05/07/2022
🔔Activités d'anglais spécial vacances ato amin'ny " Yolande 's English Club Ambohipo Tanana
❤️Andao hiaraka aminay hianatra teny anglisy 🇺🇸 amin'ny fomba miavaka:"jeux, conversation, lecture, ateliers(cuisine.dessins, peinture...) sport"
❤️MBA tsy ho lanilany foana ny vacances ny zanakao Dia alefaso izy hamantatra Sy hiaina ny teny anglisy
Hiresaka amin'ny namana vaovao amin'ny fomba maro
❤️Manintona ,mampivelatra ka ahafahany miteny Sy mahazo n'y fiteny anglisy haingana Sy an-kalalahana.
❤️Tsy sakana ho azy intsony ny teny vahiny rehefa any am-pianarana izy
Vonjivonjeo ary fa voafetra ny toerana!
❤️ANDRO Sy ORA ianarana:
Talata Sy Alakamisy: Cours d'anglais
8ora-10ora:ankizy 8-12taona
10ora-11ora30:ankizy3-7taona
Ps: misy koa ny cours de français ho an'izay liana
Toerana: Ambohipo Tanana
Lot VT 47EC
Fifandraisana: 034 38 917 88
032 41 783 48