28/01/2026
Mamerina ny fiarabana antsika rehetra.
Nohon'ny fotoana nifanindry dia najanona ilay fivoriana saika hataontsika ny asabotsy izao.
Holazaina amintsika eto ihany ny fotoana hanatanterahana izany amin'ny fotoana mahamety azy.
Koa dia miala tsiny indrindra tompoko.