Cours CPE Andoharanofotsy

Cours CPE Andoharanofotsy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours CPE Andoharanofotsy, Education, Andoharanofotsy, Antananarivo.

28/11/2025

πŸ“’πŸ“’ Mbola tsy tara! Mbola tsy tara ooo! πŸ“’πŸ“’

πŸ‘‰ Mbola tsy tara ianao raha izao vao tapak'hevitra hanala fanadinana 2026!
πŸ‘‰ Misy kilasy vaovao misokatra ato amintsika amin'ity volana desambra ity!

🚸 Aza misalasala manatona ny biraontsika ety amin'ny COURS CPE Andoharanofotsy,
20m miala ny magasin VITAFOAM, lalana mitsofoka makaty amin'ny fasana be!

☎ Filan-kevitra: 038 57 026 47

"𝑀𝑒𝑑𝑑𝑒𝑧 π‘£π‘œπ‘‘π‘Ÿπ‘’ π‘π‘œπ‘›π‘“π‘–π‘Žπ‘›π‘π‘’ π‘‘π‘Žπ‘›π‘  π‘›π‘œπ‘‘π‘Ÿπ‘’ 𝑒π‘₯π‘π‘’π‘Ÿπ‘–π‘’π‘›π‘π‘’"

13/10/2025

Miarahaba tompoko,
Miverina mianatra manaraka ny emploi du temps mahazatra isika manomboka rahampitso talata 14 oktobra 2025!
Mirary soa hatrany

12/10/2025

Miarahaba tompoko,
Noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena dia miato ny fampianarana ho an'ny rahampitso Alatsinainy 13 Oktobra 2025!
Mirary soa hatrany ho antsika rehetra!

23/09/2025

Miarahaba tompoko, ilazΓ na ny mpianatra sy ny Ray aman-dreny fa efa tonga ny relevΓ© des notes BAC 2025, na ho an'ny afaka na ny tsia!
Entanina arak'izany isika mba samy haka ny azy! Mirary soa hatrany

25/08/2025

Aza varimbariana ry bachelier/bachelière isany fa efa tokony miomana amin'ny concours hidirana eny amin'ny anjerimanontolo ihany koa!

25/08/2025

Ny mpanabe eto amin'ny COURS CPE Andoharanofotsy dia faly miarahaba ireo rehetra afaka fanadinana 2025, na BEPC na BAC, misondrota amin'ny avo indrindra hatrany ho tonga reharehanay! Mankahery ihany koa ireo izay tsy nahomby, ary vonona hatrany izahay hanohana anareo ho amin'ny tsaratsara kokoa hatrany!

25/08/2025

πŸ“’πŸ“’ Miarahaba e! Ho anao izay mitady fianarana, classe de 3Γ¨me sy Terminale! Atolotra anao ity!πŸ“’πŸ“’
Cours fanomanana ny fanadinana BEPC sy BAC A, D miaraka amin'ny COURS CPE Andoharanofotsy
πŸ“† Ny fidirana? Sabotsy 04 Oktobra 2025
⌚ Afaka misafidy ianao na
--> hianatra tapak'andro isan'andro
--> hianatra alarobia hariva sy sabotsy
--> hianatra sabotsy tontolo (matières de base)
πŸ‘‰ Ny mpampianatra efa za-draharaha
πŸ“• Hisy boky 3 maimaimpoana hozaraina amin'ny mpianatra
πŸ’°Ny saram-pianarana mirary dia mirary
πŸ“Aza misalasala intsony ary manatona ety amin'ny biraontsika akaikin'ny VITAFOAM Andoharanofotsy, lalana mitsofoka makaty amin'ny fasana be!!
πŸ“³ contact: 0385702647
"Mettez votre confiance dans notre expΓ©rience"

22/07/2025

Ny mpanabe rehetra eto amin'ny Groupe CPE dia mirary fahatoniana sy fahombiazana ho an'ny mpiadina bakalorea rehetra.
Hanolo-tsaina anareo hatrany anie ny Tompo!
"Mettez votre confiance dans notre expΓ©rience

08/07/2025
08/07/2025

πŸ“’ MBOLA TSY TARA O πŸ“’
Mbola tsy tara ianao raha izao vao tapa-kevitra!!!
"FARADOBOKA 2Γ¨me VAGUE"
πŸ“† 14 hatramin'ny 18 Jolay ho avy izao,
πŸ”” Manao ny taranja rehetra
πŸ‘¨πŸΌβ€πŸŽ“ Mpampianatra efa za-draharaha
πŸ“š Boky zaraina maimaimpoana
πŸ” Efa misokatra ny fisoratana anarana, aza tara fa voafetra ny toerana!
πŸ”Ž biraontsika ety akaikin'ny VITAFOAM Andoharanofotsy, lalana mitsofoka makaty amin'ny fasana be
☎ 038 57 026 47
"Mettez votre confiance dans notre expΓ©rience"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00