☎️ Contact Bureau Cours CPE Tanà
- CPE Andrefan'ambohijanahary (mahamsina)
+261 34 19 186 83
CPE Ampitatafika
034 04 102 43
- CPE Itaosy
+261 34 45 855 81
- CPE Andoharanofotsy
0385702647
Cours CPE - Cours Préparatoire
Cours CPE dia manampy anao hiatrika ny fanadinam-panjakana miaraka amin'ireo mpampianatra matihanina
10/02/2026
🛑 Tsy mianatra ny mpianatra rehetra eto Analamanga rahampitso 11 febroary 2026 🛑
19/11/2025
Ho antsika aty TOAMASINA 🎈
Mbola misy rentrée vaovao @ 06 Décembre izao.
Mbola tsy tara 😊
#2025
20/10/2025
🔊Vaovao tsara ho fantatra... ao amin’ny Story ao:
➡️ Ho an’ny mpianatra eto amin’ny Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo (examens, cours, ...)
➡️ Ho an’ireo mpiadina TEST D’ACCÈS na mikasa hiatrika izany (Préparation Test, fametrahana Dossier, ...)
➡️ Ho an’izay liana hiditra amin’ny Formation à distance Gestion L1 na M1 na M2
➡️ Ho an’izay liana hiditra amin’ny Formation Professionnalisante en Travail Social et Développement L1 na M1
➡️ Ho an’izay liana hiditra amin’ny M2 Pro Gestion (en présentiel)
20/10/2025
📍 Efa miverina tsikelikely ny fampianarana eny amin'ny Oniversite Ankatso amin'izao; raha ny fantatra dia efa manomana ny fanadinana fidirana taona voalohany ny tompon'andraikitra eny an-toerana.
⭕ Ho an'ny Fakiolte EGS, haharitra 3 andro ny fifaninanana : 11 novambra (Économie), 12 novambra (Sociologie) ary 13 novambra (Gestion)
06/09/2025
06/09/2025
📣📣📣📣📣
https://concours.espa-tana.mg
Io ilay rohy anaovana ilay fisoratana anarana an!
16/08/2025
Cours CPE Tamatave 🔥🔥
🏃🏃🏃 Aza tara fa @ 06 Septembre zao ny rentrée an 🔊🔊
☎️ 034 31 033 10
16/06/2025
03/06/2025
" 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 "
🇲🇬 Ao anatin'ny fankalazana ny 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟲𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 nahazoana ny fahaleovantena, ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa dia mikarakara hetsika 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 izay hatao ny 𝗧𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝟬𝟯 𝗝𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱, manomboka amin'ny 𝟴 𝗼𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝟯𝟬 𝗺𝗶𝗻 eo amin'ny 𝗘𝘀𝗽𝗹𝗮𝗻𝗮𝗱𝗲 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼.
🏛️ Ny Oniversiten'Antananarivo dia manentana ny mpampianatra, mpandraharaha ary ny mpianatra rehetra mba ho tonga mavitrika hanatrika izany hetsika izany.
🎉 Tongava maro !!
🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Stand Cours CPE Ankatso/Terminus Bus 119
Antananarivo
101