CTM KEY JOB

CTM KEY JOB Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CTM KEY JOB, Education, Antananarivo.

27/09/2022
Manomboka anio, tsarovy fa manamaivana ny fahasahirananao ny CTM satria  raha mpianatra ianao dia  sady afaka mianatra n...
25/09/2022

Manomboka anio, tsarovy fa manamaivana ny fahasahirananao ny CTM satria raha mpianatra ianao dia sady afaka mianatra no miasa raha mpiasa ianao dia azo atao fanampina asa tsara, ao anatin'ny 9 volana monja dia ahafahan'ny rehetra misehatra amin'ny asa avy hatrany ary tombony tsy hita any an-kafa izany a.

Efa misokatra koa ny Cours Spécial Samedi ato amin'ny CTM ho an'ireo tsy afaka mianatra ny andavanandro.

Ary efa misokatra koa ny " COURS DE SOIR" ato amin'ny CTM

Manamafy izahay fa miantoka ny fanaraha-maso mandra-pahatongan'ny "entretien d'embauche" ny sekoly.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CTM KEY JOB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category