Les cours reprennent à partir du mardi 14 octobre 2025 à 7h pour toutes les classes de la 6ème à la TERMINALE. On suivra l'évaluation de la situation et on avisera en fonction.
LPA contact 034 66 779 09
Lycée Privé Andrianarisoa
Lycée Privé ANDRIANARISOA (LPA) "Fahendrena sy fianarana antoky ny Fahombiazana"
Suite à la situation actuelle dans notre pays les cours sont suspendus à partir du 13 octobre 2025 jusqu'à nouvel ordre.
LPA
06/10/2025
À la suite de l'évolution de la situation actuelle dans notre pays, les cours reprennent à partir du mardi 07 octobre 2025 à 7h pour toutes les classes de la 6ème à la terminale.
LPA contact 034 66 779 09
Suite aux événements survenus dans notre pays, les cours sont suspendus pour la journée du lundi 29 septembre et le mardi 30 septembre.
Les cours reprennent le mercredi 01 octobre.
28/07/2025
🌞 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐂… 𝐀𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐋𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐒𝐀𝐓𝐑𝐀! 🎉
🎓 Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra izay nanao ezaka, niatrika, nitsiky sy nitaraina, fa nitsangana hatrany!
Vita izao iny dingana lehibe iny… tonga ny fotoana hiala sasatra kely 😌
💬 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐥𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐲? 😍
➡️ Mijery sarimihetsika ?
➡️ Mamangy fianakaviana ?
➡️ Manao asa-tanana ?
➡️ Sa matory ? 😴
📝 Mba zarao aminay ao amin'ny commentaires hoe fa liana be izahay!
🎈 Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho an'ny rehetra izahay eto amin'ny Lycée Privé Andrianarisoa 💙
18/07/2025
𝐁𝐀𝐂 𝟐𝟎𝟐𝟓 🔥 🎓 Efa vonona ve o ?
📚 Ny 𝐁𝐀𝐂 dia dingana lehibe eo amin'ny fiainan'ny tanora. Mety ho sarotra, mety ho mahakivy indraindray… fa ianareo dia efa nianatra, efa niomana, ary efa vonona!
💪 Koa amin’izao 21–25 jolay ho avy izao, dia mankahery anareo rehetra izahay eto amin’ny Lycée Privé Andrianarisoa.
➡️ "Ataovy am-pitoniana. Ary tohizo hatramin'ny farany!"
🏆 Tsy tanjona ilay bacc fa fanalahidy mampanakaiky anao an’ilay nofinofy hatramin’izay.
🌟 Aza adino fa ianareo no ho avin’i Madagasikara. Ary manan-kery hanova izao tontolo izao ianareo, amin’ny alalan’ny fahaiza-manao sy fahendrena.
🎉 Miaraka aminareo izahay. Midera ny ezaka nataonareo. Mamporisika anareo tsy hihemotra. Mirary soa antsika rehetra.
📢 𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐇𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 anarana ho an’ny taom-pianarana 2025–2026 🎒
😍 MAIMAIMPOANA ho an’ny 6ème sy 5ème ny fitaovam-pianarana (cahiers, sns)
📍 Ambatomitsangana, ampitan’ny Pinah Beauty
🕗 8 ora - 4 ora hariva (Alarobia hatramin’ny 12 ora atoandro)
📞 034 66 779 09
🔑 "Fahendrena sy Fianarana, antokin’ny fahombiazana..." 👩🎓
12/07/2025
𝐀𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐁𝐄𝐏𝐂 !!!🎊🎊🎊
Ho an'ireo tsy nahomby kosa dia aza kivy, mbola azo arenina ny lesoka fa mikiriza hatrany !
📣 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 🎒
Averina indray fa ny sekoly no mizara ny cahier ho an'ny kilasy 6ème sy 5ème an!!! Sady mbola manana cours de musique ihany koa ireo kilasy roa ireo 😍😁
📍 Tongava ao Ambatomitsangana, ampitan'ny Pinah Beauty raha misy manalasala e
📞 Antsoy koa ny laharana 034 66 779 09
🔑 "Fahendrena sy Fianarana, antokin’ny fahombiazana..." 👩🎓
11/07/2025
📚"Chaque enfant qu’on enseigne est un homme qu’on gagne." - Victor Hugo
💬 Zavatra tsotra ilay teny, nefa lalina be ny heviny ... manambara ny maha zava-dehibe ny fanabeazana izany.
🎓 Izany indrindra no andraikitra raisinay ato amin'ny Lycée Andrianarisoa :
✅ Manome fampianarana feno sy mifanaraka amin'ny toetr'andro
✅ Manome traikefa manampy amin’ny fiainana amin’ny alalan’ny activités parascolaires
✅ Manabe miaraka amin'ny fitiavana, fahendrena ary fahavononana.
📣 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 🎒
MAIMAIMPOANA ny fitaovam-pianarana ho an'ny 6ème sy 5ème an!!! Tsy mila mivatsy cahier fa ny sekoly no mizara izany. 😍
📍 Azo atonina mivantana izahay ao Ambatomitsangana, ampitan'ny Pinah Beauty
🕗 Isan’andro manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva
(Alarobia hatramin’ny 12 ora atoandro)
📞 Antsoy koa ny laharana 034 66 779 09
🎉 Efa 55 taona izao no niasàna ho an'ny tanora sy ny hoaviny.
💡 Mbola manohy manavao hatrany izahay.
🔑 "Fahendrena sy Fianarana, antokin’ny fahombiazana..." 👩🎓
11/07/2025
📚"𝐂𝐡𝐚𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐧𝐟𝐚𝐧𝐭 𝐪𝐮’𝐨𝐧 𝐞𝐧𝐬𝐞𝐢𝐠𝐧𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐮𝐧 𝐡𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐪𝐮’𝐨𝐧 𝐠𝐚𝐠𝐧𝐞." Victor Hugo
💬 Tsotra ilay fehezanteny, nefa mifono hevitra lalina ... manambara ny maha zava-dehibe ny fanabeazana izany.
🎓 Izany indrindra no andraikitra raisinay ato amin'ny Lycée Andrianarisoa :
✅ Manome fampianarana feno sy mifanaraka amin'ny toetr'andro
✅ Manome traikefa manampy amin’ny fiainana amin’ny alalan’ny activités parascolaires
✅ Manabe miaraka amin'ny fitiavana, fahendrena ary fahavononana.
📣 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 🎒
MAIMAIMPOANA ny fitaovam-pianarana ho an'ny 6ème sy 5ème an!!! Tsy mila mivatsy cahier fa ny sekoly no mizara izany. 😍
📍 Azo atonina mivantana izahay ao Ambatomitsangana, ampitan'ny Pinah Beauty
🕗 Isan’andro manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva
(Alarobia hatramin’ny 12 ora atoandro)
📞 Antsoy koa ny laharana 034 66 779 09
🎉 Efa 55 taona izao no niasàna ho an'ny tanora sy ny hoaviny.
💡 Mbola manohy manavao hatrany izahay.
🔑 "Fahendrena sy Fianarana, antokin’ny fahombiazana..." 👩🎓
08/07/2025
𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌𝐏𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝟔𝐞̀𝐦𝐞 𝐬𝐲 𝟓𝐞̀𝐦𝐞 😍 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐨 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐞 ?😐
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana 2025-2026 🎒🏫
Afaka manatona mivantana eo Ambatomitsangana ampitan'ny Pinah beauty isika ny alatsinainy hatramin'ny zoma amin'ny 8 ora ka hatramin'ny 4 ora hariva (ny alarobia hatramin'ny 12 ora atoandro) na koa miantso ny laharana 📱034 66 779 09
🎁55 taona izay no nikatrohana, maro ny fanovana nentina ary mbola mikatsaka izay mahasoa hatrany izahay.
Anisan'izany ny activités parascolaires :
🧷 𝐌𝐨𝐳𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐤𝐢𝐥𝐚𝐬𝐲 𝟔𝐞̀𝐦𝐞 𝐬𝐲 𝟓𝐞̀𝐦𝐞 🎶
🧷𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐠𝐥𝐢𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 (𝐬𝐩𝐞𝐚𝐤𝐢𝐧𝐠, 𝐥𝐢𝐬𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧𝐠, 𝐰𝐫𝐢𝐭𝐢𝐧𝐠)🗣️
🧷 𝐈𝐧𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 💻
✅Tsy mionona amin'ny fampitana mahazatra moa ny sekoly fa efa miroso amin'ny Audio-visuel hanamorana ny fampitana ny fampianarana 📽️
🔑"𝐹𝑎ℎ𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝐹𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎, 𝑎𝑛𝑡𝑜𝑘𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑜𝑚𝑏𝑖𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎..."👩🎓
❔❓Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra ao amin'ny MP 📩
Salama e 👋
Ilazana isika rayaman-dreny fa efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana 2025-2026 🎒🏫
Afaka manatona mivantana ao amin'ny 📍 lot IVF 45 Ambatomitsangana isika na koa miantso ny laharana 📱034 66 779 09
🎁55 taona izay no nijoroan'ny sekoly Andrianarisoa, maro ny fanovana nentina ary mbola mikaroka izay hahasoa hatrany izahay.
Anisan'izany ny fisian'ny :
🧷 Mozika ho an'ny kilasy 6ème sy 5ème 🎶
🧷Labo de langues ho an'ny rehetra (speaking, listening, writing)🗣️
🧷 Informatique izay tena ilain'ny mpianatra amin'izao vanim-potoana teknolojika izao 💻
✅Efa mampiasa projection moa ny sekoly hatramin'izay, fa eo ihany koa ny fanamafisana ny fomba fampitana fampianarana. 📽️
🔑"Fahendrena sy Fianarana, antokin'ny fahombiazana..."👩🎓
❔❓Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra ao amin'ny MP 📩
Lycée Privé Andrianarisoa Lycée Privé ANDRIANARISOA (LPA) "Fahendrena sy fianarana antoky ny Fahombiazana"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
45 IVF Ambatomitsangana
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 15:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |