CPE-Ankatso

CPE-Ankatso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CPE-Ankatso, College & University, Ankatso, Antananarivo.

❗❗Cours préparatoire aux concours d'entrée en première année  🥰✅Tena mahafaka 💯Ho anao izay afaka Baccalauréat ,   tonga...
30/08/2023

❗❗Cours préparatoire aux concours d'entrée en première année 🥰
✅Tena mahafaka 💯
Ho anao izay afaka Baccalauréat , tongava mianatra aty aminay 🤗.
👉Ho anao mikasa anao : Agronomie -ENI-Polytechnique-Communication-Anglais-Français-Malagasy-Mandarin ny écolage dia tokana ihany 50.000ar , 0ar zany ny droit d'inscription .
👉Raha anao :
Droit-SciencePolitique-Economie-
Gestion-Sociologie ny écolage dia 40.000ar , 0ar ihany koa ny droit d'inscription .

❗❗Ny matière rehetra izay anadinana amin'ny concours dia hianarantsika daholo ❗❗🤗

❗❗Prise de contact 02 Septembre 2023 ❗❗

Ka aza misalasala ary raha te ahita fahombiazana fa efa maro no nahazo vokatra tato aminay 😉.
Tongava amin'ny Mp direct manao réservation fa limité ny place , raha mila fanazavana fanampiny dia antsohy ny laharana ☎️ 0381946267 na miditra MP
Lieu : Stand Cpe Ankatso Terminus 119

Cours CPE_ ANKATSO🔷 Raha ohatra ka anao cours de préparation ianao. 🙌 Aleo amin'ny cours manara-dalana tsara.🔷 Aleo ny e...
29/08/2022

Cours CPE_ ANKATSO
🔷 Raha ohatra ka anao cours de préparation ianao. 🙌 Aleo amin'ny cours manara-dalana tsara.

🔷 Aleo ny experiences no jerena..efa ela no nisian'ny cours CPE.

🔷 Tongava manao inscription amin'ny MP. Na eny amin'ny CPE ANKATSO'

🛑 TANDREMO TSY MISY AFA-TSY ITO NY PAGE OFFICIELLE CPE ANKATSO.

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Telephone

+261342424027

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CPE-Ankatso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to CPE-Ankatso:

Shortcuts

Share