29/07/2022
-HOANAO Hanomana concours hidirana amin'ny taona voalohany ao amin'ny IST TANA.
-VAHAOLANA HOANAO ITY
-COURS INTENSIF DU 01 AOÛT AU 18 AOÛT 2022
- INDUSTRIEL.
-Afaka misoratra anarana dieny Zao fa voafetra ny toerana
Exemple :
✔️Nom:RAZANAMANANA
✔️ Prénoms :Bera
✔️ Série du Bacc : S
✔️ Parcours demandé : Bâtiment
Renseignements : 034 39 821 60
Assuré par des ingénieurs sortant de Grandes écoles.
28/01/2022
Ny fomba fikajiana "terme" raha toa ka toy izao ny laza adina omeny.Mirary fahaizana ombam-pahalalàna feno hoanao hatrany izahay eto amin'ny Malagasy Mizara Matematika
27/01/2022
Miarahaba tompoko.
✍hoanao mpianatra kilasy famaranana na hanomana fifaninana maro samihafa.
✍Atolotray anao androany ny fomba fanaovana "dérivée" . Mety ilainao foana io amin'ny sehatra rehetra misy anao raha mbola mianatra koa.
🙏Mirary fahaizana ombam-pahalalana feno hoanao izahay eto amin'ny Malagasy Mizara Matematika.
✍Azonao atao ny miditra anaty hafatra miafina raha misy resaka "dérivée" tsy azoazonao fa azavainay any izany. Mankasitraka e
26/01/2022
Miarahaba tompoko.
🙏hoanao mpianatra kilasy famaranana na hanomana fifaninana maro samihafa.
🙏Atolotray anao androany ny fomba fanaovana "intégration par changement de variable" Mety ilainao foana io amin'ny sehatra rehetra misy anao raha mbola mianatra koa.
🙏Mirary fahaizana ombam-pahalalana feno hoanao izahay eto amin'ny Malagasy Mizara Matematika.
🙏Azonao atao ny miditra anaty hafatra miafina raha misy resaka "Intégration" tsy azoazonao fa azavainay any izany. Mankasitraka e
✍️