16/05/2026
🫂 Terak' i RALANDY sy RAMANANDRAIBE - ESPACE SALOHY IAVOLOHA
📸 MF Photography
PHOTOGRAPHE - VIDEASTE
tel. +261 34 17 246 16
16/05/2026
🫂 Terak' i RALANDY sy RAMANANDRAIBE - ESPACE SALOHY IAVOLOHA
📸 MF Photography
01/03/2026
Extrait Shooting by MF photografy
19/12/2025
50Ans Assurance Aro "After Work" Avec Mahaleo sy ny taranany
Pic by MF photography
12/10/2025
Miarahaba an'i ❤️Onja & Lanto❤️
Mirary tokatrano sambatra ho anareo 2 e !
📸 MF Photography
31/05/2025
MITOHY HATRANY NY FIARAHA-MIASA AMIN'IREO CLIENT.
PHOTO📸 VIDEO 🎥 Drone
Raha te hiara-hiasa aminay ianao dia antsoy ny 034 17 246 16
13/02/2025
Shooting party
Model : Tantely Hasina
Pict by MF Photography
27/01/2025
Misokatra ho an'ny rehetra ny fiaraha-miasa na ireo mpikarakara lanonana maro samihafa na amin'ny orinasa ihany koa.
Teto dia mankasitraka ny Pile et Face isika izay orinasa misehatra amin'ny zavatra maro.
Mandray famandrihana date hatrany izahay, manasa anao hiditra MP na miantso avy hatrany ny 034 17 246 16
13/01/2025
Marka 10:14
"Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra".
Arabaina hatrany i KANTO sy ITOKIANA noho ny fahavitan' ny fitsofan-drano azy ireo. Mirary soa ho anareo dahy ny MF PHOTOGRAPHY.
Tel. 034 17 246 16
06/01/2025
Mirary taona feno fandresena sy fanambinana ho antsika rehetra ny MF Photography !🎆🎉🎊🎈
Ireto sary ireto no entinay indray manokatra ny fandraisana ny famandrihana date avy aminareo.
Photo 📸 Vidéo 🎥 Drone 🚁 hatrany Régie vidéo hatrany ny tolotra atolotray ary kalitao tsara hatrany izany.
Aza misalasala miditra MP na miantso ny 034 17 246 16 raha mila fanazavana fanampiny 🙏
28/10/2024
Miarahaba hatrany an'izy 2 nahatanteraka ny dingana voalohany e! Tongava soa ny andro malaza e!
Ho anareo maniry ny hiara-hiasa aminay dia mbola mandray date hatrany izahay Tompoko.
PHOTO📸 Vidéo 🎥 Drone 🚁
Contact : 034 17 246 16
05/09/2024
PHOTO 📷 - VIDEO🎥 - DRONE🚁
Ankafia karazana sakafo indray ny masontsika androany, anisan'ny sanganasan' ny MF Photography hatrany.
Tel. 034 17 246 16
Mandray date hatrany izahay !