Cours ADE Mr Jonah LMA

Cours ADE Mr Jonah LMA

Share

C'est un cours de renforcement des étudiants préparant l'examen de baccalauréat à Madagascar .

Photos from Cours ADE Mr Jonah LMA's post 13/04/2026

SALAMA DAHOLO O ! AKAIKY NY BEPC NEFA MBOLA TENA SAHIRANA @ MATHEMATIQUES VE IANAO ? VIDIO HAINGANA ITY BOKY ( 20 000 ARIARY ) HAFAKELY SY AZO ANTOKA ITY FA HAFEHEZANAO HAINGANA NY FANANTONIANA REHETRA @ FANADINANA BEPC NY FANANANAO AZY . VIDINY MIRARY 20 000 AR. MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA MR JONAH 034 22 050 40

01/04/2026

SALAMA TOMPOKO , MITADY PROF D'HISTO GEO TA TL COURS SPECIAL SAMEDI 10H à 11h 30 LIEU LMA CONTACT 034 22 050 40

06/02/2026

SALAMA TOMPOKO , MITADY PROF D'HISTO GEO TA TL COURS COLLECTIF SAMEDI 10H à 11H30 ETO AMIN'NY LMA NO MISY ILAY COURS ANTSOY NY 034 22 050 40
.

11/01/2026

“Na BEPC izany, na BAC A, S , L , mbola misy fotoana hanatsarana ny vokatrao, fa tongava mianatra ato aminay COURS ADE Mr JONAH LMA ”
- BEPC SABOTSY TONTOLO ANDRO , TOUTES MATIERES
MIKARAKARA DOSSIERS BEPC CANDIDAT D'ECOLE
- BAC A , L SABOTSY TONTOLO ANDRO , TOUTES MATIERES
- BAC " S " SABOTSY TONTOLO ANDRAO , MATHS ,SVT , PC
MIKARAKARA DOSSIERS BAC IZAHAY CANDIDAT D'ECOLE.
DROIT : 10 000 ar ECOLAGE : 15 000 ar / mois
034 22 050 40

09/01/2026

TE HO AFAKA BAC NA BEPC VE IANAO ?
Tetik'ady fampianarana mahomby sy tsy mandreraka ( Stratégies pédagogiques efficaces et non fatigantes ) anay manokana no ampiasainay mba hahafaka BAC na BEPC anao , ka mila manaraka tsara fotsiny ianao dia ho afa-panadinana e . IZAY IHANY ! .

Tsy ho ambaka an'ireo izay nianatra tato aminay classe de 4 ème nitifitra BEPC dia afaka , classe de seconde , première olon-dehibe nitifitra BAC dia afaka ianao io fa tongava ! .

Aza misalasala intsony àry miditra mianatra ao amin'ny " Cours ADE Mr Jonah " izay efa 15 taona niangaliana tamin'ny fampanalàna fanadinana BEPC na BAC mpianatra , fa vonona handray antanana sy hanampy anao izahay .

1) mpampianatra sariaka sy azo antoka sy ampy traikefa tsara .
2) atao daholo ny matières rehetra
3) andro ianarana sabotsy tontolo andro sy alarobia tolakandro.
4) toerana ianarana : LMA Lycée Moderne Ampefiloha salles A 110
5) mikarakara ny dossiers BEPC na BAC atao candidat d'école .
6) raha 4ème hitifitra BEPC na 1ère hitifitra BAC dia raisinay .
7) mandray koa mpianatra efa lehibe na miasa nefa te hanala BAC
8) Ecolage mirary : 15 000 ar / volana Droit : 10 000 ar
9) misy boky zaraina maimaimpoana sy badge.
10) Fidirana vao manomboka mihitsy : Sabotsy 10 janvier 2026

Antsoy 034 22 050 40 Mr JONAH raha mila fanazavana fanampiny.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ampefiloha
Antananarivo