MANOMBOKA INDRAY NY FANDRAISANA MPIANATRA ATO AMIN 'NY Cours de coupe et couture Lydia.
Misy cours extraordinaire :1mois
Cours accéléré 4mois
Cours normal 6mois
Cours de samedi
Mampiasa machine aty ampianarana rehefa manao pratique
Mahaiza mifidy sekoly ianarana mba tsy hanen
enana
Tongava aty amin'ny cours de coupe et couture Lydia raha te ho afapo amin'ny zaitra
Cours de coupe et couture Lydia:20m miala eo ambany tetezany Behoririka ampitan'ny lasantsy Galana
Ny toky fitaka fa ny atao no hits
Antsoy ny
0331268572
0348627842
Cours de Coupe et Couture Lydia
Cours de coupe et couture
TE AHAY MANJAITRA VE IANAO?
Efa eto Behoririka ny Centre Cours de Coupe et Couture LYDIA,
Fampianarana manjaitra : Matotra, tsotra, mora raisina nefa tena mahomby, amin'ny sarany mirary.
Efa maro tamin'ireo mpianatra no lasa mpanjaitra malaza sy matihanina ary mahavelon-tena.
«NY TOKY FITAKA FA NY ATAO NO HITA»
«VAVOLOMBELON'NY MPIASA NY BAINGA»
Misokatra ny fisoratana anarana volana novembre 2022 .
COURS DE COUPE ET COUTURE LYDIA, Behoririka, ampitan'ny lasantsy Galana, immeuble itel, 2è étage .
033 12 685 72
La couture vous distingue si elle est basée à la haute couture.La couture n'est pas un don naturel elle s'apprend.Choisissez un lieu sûr pour une formation assurée et éfficace
Cours de coupe et couture Lydia
0331268572
Cours de coupe et couture Lydia.Fianarana zaitra azo antoka.
0331268572
0348617842
COURS DE COUPE ET COUTURE LYDIA.FIANARANA MANJAITRA AZO ANTOKA,MAHATOKY."Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga." Mbola mitohy ny fisoratana anarana.
Cours de coupe et couture Lydia:
0331268572
0348617842
MIANARA MANJAITRA FA TSY HANENENANA.NY ASA SY FAHAIZANA ISAN-KARARAZANY METY HISY FETRANY IHANY ARAKARAKY NY FANDROSON NY TEKNOLOJY FA NY FAHAIZANA MANJAITRA NO ASA.TSY METY LANY DATY SATRIA TSY MAINTSY MIAKANJO NY OLOMBELONA.TSYHO LAMAODY MIHITDY NY MIBORIDANA.Mahaiza mifidy Sekoly :
Cours de coupe et couture LYDIA
0331268572
0348617852
Mampiavaka ny olona nianatra ny fahatokisan-tena,ny fahamatorana,ny fahasahiana ,tsy mety ny manontanitany.Manatona sekoly azo antoka
Cours de Coupe et Couture Lydia
0331268572
0348617842
ANISAN'NY MAMPISONGADINA NY MAHAOLONA NY FITAFIANA ARY MANOME VALEUR NA TSY MISOKATRA AZA NY VAVANAO.MAMPIAVAKA ANAO NY FITAFIANA MILAMINA,TSARA ZAITRA ARY MANINTONA NY MASON'NY MPIJERY.
Mila mianatra vao afaka misitraka ny fahaizana manjaitra.
Cours de coupe et couture Lydia
0331268572
0348617842
BJR A TOUS SOYEZ LE BIEN VENU CHEZ LE COURS DE COUPE ET COUTURE LYDIA.
0331268572
0348617842
0328915940
MISOKATRA INDRAY NY FANDRAISANA MPIANATRA FIDIRANA VOLANA SEPTEMBRE.COUPE ET COUTURE LYDIA,FAMPIANARANA MIAVAKA,MAHATOKY.
Andravoahangy ambony akaikin'ny Farmasia Aina
0331268572
0348617842
0328915940
Raha tena te ahay manjaitra manantona NY sekoly azo antoka,tsy mamitaka dia ny cours de coupe et couture Lydia.Efa nahatafita mpianatra maro zay lasa mpanjaitra matihanina sy tena hikoizana.Koa aza misalasala fa tsy hanenenanao.
Cours de coupe et couture Lydia
Andravoahangy ambony akaikin'ny farmasia Ny Aina
0331268572
Fahombiazana tsy hisalasalana no atolotry ny cours de coupe et couture Lydia ho anao.Ny toky fitaka fa ny atao no hita.Fianarana mahafapo,tsotra mora tadidy sy mora hay.Mbola mitohy NY fandraisana mpianatra.Mahaiza mifidy ny sekoly tena mampianatra tsara toy ny coupe et couture Lydia.
Andravoahangy ambony,akaikin'ny farmasia ny Aina
0331268572
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo