07/12/2025
💕💕💕IFEM Madagascar💕💕💕
Isaorana lehibe Andriamanitra satria nohon’ny fahasoavany hatrany no nahafahan’ny IFEM Madagascar nahatontosa ny *sortie de promotion MAHOMBY anio teto @ CCI Ivato #
🙏Isaorana lehibe ny fitondram-panjakana indrindra fa Ramatoa ministre ny fanabeazam-pirenena HANITRINIANY Élis KARENA izay ny andiany indray mihira MAHOMBY 2025 ity satria dia henin-kaja sy henim-boninahitra tokoa ny mpiofana rehetra manana reny mpiahy mahalala ny maharary ny mpanabe.
🙏Tsy adino ihany koa ny Tale Jeneralin’ny INFP Atoa RABENANDRASANA Théophile tonga nisolo tena ny minisitra nanome voninahitra ny lanonana teto @ CCI Ivato androany.Sitraka ho enti-matory tompoko 🌷🌷🌷
🇲🇬Mirary soa ny mpiofana rehetra ho tonga @ ambony indrindra ary ho ela velona ny IFEM Madagascar
🌷🌷🌷Construisons la société de demain🌷🌷🌷
25/11/2025
2 ème regroupement @ samedi 29 Novembre 2025 manerana ny bassin IFEM rehetra
23/09/2025
👌👌👌IFEM MADAGASCAR👌👌👌
Mbola mitoy ny fisoratana anarana ho amin’ny année universitaire 2025-2026 ary ny fidirana na ny fampivondronana voalohany dia amin’ny Asabotsy 27 Septembre 2025 ho avy izao manerana ny Nosy.
Tongava misoratra anarana fa vonona handray anao ny IFEM
💕💕💕Construisons la société de demain💕💕
27/08/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬IFEM MADAGASCAR🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Aminy anaran’ny tenako manokana PDG sy fianakaviamben’ny IFEM Madagascar no hirariana soa anareo mpiofana ato @ IFEM Madagasikara izay miatrika ny fanadinana manomboka anio.Ny Fanahy Masina anie hanilo ny sain-tsika tsirairay avy mandritra izao fanadinana izao.
👌💕Bonne m***e daholo🙏🙏🙏
NB:Efa misokatra ny fisoratana anarana eny aminy biraon’ny IFEM rehetra manerana ny Nosy ho amin’ny année Universitaire 2025-2026 ary ny fidirana dia aminy samedi 27 Septembre 2025 ka Tongava fa voafetra ny toerana.
10/07/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬IFEM MADAGASACAR🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny *Année Universitaire 2025-2026* manerana ireo masoivoho IFEM anatin’ny CISCO 58 manerana ny Nosy.Natokana ho an’ireo rehetra izay maniry hanaraka fiofanana sy hanovona fahalalana ato aminy IFEM.
👉Filière Sciences de l’Education
👉Formation à distance ka mety tsara amintsika efa miasa ary andro week end ny fanaovana ny regroupement.
👉Diplôme ahazoana équivalence any amin’ny FOP manomboka amin’ny catégorie III -IV-V-VI ary VIII
👉Diplôme ahafahana manao reclassement ho an’ireo mpiasam-panjakana
👉Fidirana na 1 er Regroupement dia aminy Samedi 27 Septembre 2025
🌷Tongava misoratra anarana fa vonona handray anao ny IFEM manerana ny Nosy
✊Contact IFEM Foibe:0346641159/+261 34 25 170 45
👉Contact bassin IFEM any aminy faritra afaka jerena ao aminy sary ambany ao.
…Construisons la société de demain…
24/05/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬IFEM MAINTIRANO(Institut de Formation des Enseignants à Madagascar🇲🇬🇲🇬🇲🇬
👌Teniko tamin’izany fotoana oe tsy voatery amin’ny alalan’ny GIREVY ry mpanabe namako no ahafahana mitaky fisondrotana karama fa amin’ny alalan’ny FIANARANA IHANY KOA👌
Amin’ny anaran’ny tenako Solofo Jocelyn Razafindrakoto Directeur Général ny IFEM Madagascar sy fianakaviamben’ny IFEM Madagascar no iarahabana anareo 27 mianadahy mpiofana tato amin’ny IFEM MAINTIRANO izay nikarakara *Reclassement* fa tafiditra anaty lisitra ianareo.Nisy ny niakatra ,Nisy niakatra ,Nisy niakatra teo ny niakatra ary tsy vitsy ny niakatra .Nivaly izao ny ezaka sy ny filofosanareo taminy fianarana satria dia fahalalana nitombo moa ny karama ihany koa hiakatra 😜.Mirary soa hatrany dia tohizo ny fianarana fa io no lova tsara indrindra.❤️Ampitako eto ihany ny Cisco hafa rehefa tonga eto ampelatanako.
❤️❤️❤️Construisons la société de demain ❤️❤️❤️
23/05/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🌷🌷🌷Miarahaba anireo mpiofana tato amin’ny IFEM manerana Nosy tafiditra oooo🇲🇬🇲🇬🇲🇬🌷🌷🌷
11/01/2025
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ary ny regroupement manaraka dia @ samedi 25 Janvier ho avy izao
01/01/2025
🌷Amin’ny fo feno fitiavana no iarahabanay anao nahatratra ny taona vaovao anio.Enganie hitondra soa sy fahombiazana ary fanambinana ho anao sy ny ankohonanao ity taona 2025 ity ka mba ho taona ZINA ho antsika mianakavy anie ity
🌷….Construisons la Société de demain….🌷
❤️Manaova fety sambatra daholo tompoko
15/12/2024
❤️💕🩷🌷🇲🇬🩷Sortie de promotion ny IFEM Madagascar izay natao teto @ CCI Ivato anio izay mitondra andiany indray mihira MAMIRATRA💕🇲🇬🌷❤️
Isaorana ny Ray mpiahy ity andiany MAMIRATRA ity SEM le VPAN Augustin ANDRIAMANANORO nanaiky hiahy ireto mpiofana ireto satria dia Mananjary izahay mpiofana nahazo Zoky mahagaga.
🌷Misokatra ny fisoratana anarana ho amin’ny taom-piofanana 2024-2025 ary ny regroupement manaraka dia ny Sabotsy 21 Décembre hoavy izao
🌷Ho ela velona ny IFEM
….Construisons la société de demain…
26/10/2024
💕Asa masina ny asa fanabeazana ary ho ela velona anie isika mpanabe manerana ny Nosy💕
Fampivondronana voalohany ho an’ny mpiofana ato amin’ny IFEM Madagascar eto Antananarivo ho amin’ny année Universitaire 2024 -2025
Regroupement manaraka samedi 23 Novembre 2024
Mbola mitohy ny fisoratana anarana
🇲🇬👌IFEM Madagasacar🇲🇬👌
21/10/2024
Mbola mitohy ny fisoratana anarana aminy année universitaire 2024-2025
Fidirana samedi 26 Octobre