15/11/2025
Hello dear friends π
Hope you're okay today
ity indray ary ny antsika anio, Ny hoe " Time heals all Wounds" izy dia dia Expression Zay apesaina rehefa lay ianao maratra iny na koa hoe voadonam-pitiavana iny.
That's all about this one guys, keep following the page and stay tuned π
13/11/2025
Hello everyone π€
Here you go!
Expression of the day.
11/11/2025
Hello dear English lovers π€
How are you doing today
ity indray koa ny Expression ntsika anio dia ny hoe " The poor are not the companions of the rich " izy ity dia tena fampiasa mintsy eto an-tanana. ny dikan'izy ity dia ny olona tsy hijery na hiraharaha anao raha toa ka tsy manana n'inonon'inona na koa mahantra ianao, na namanao io na koa havanao.
That's all about this one guys π
09/11/2025
Hello everyone π€
Hope you're doing okay today
ity indray ary ny Expression ntsika anio, izy ity dia idiom ary fampiasa matetika amin'ny fiteny andavan'andro. ohatra hoe hiteny ianao hoe Tsy vao izaho aho no nanao an'io.
Exemples:
- "Don't worry about explaining the project; it's not my first rodeo."
- "I've dealt with difficult customers before; this isn't my first rodeo."
Enjoy this one guys π
06/11/2025
Hello guys π€
Here we go again!
Expression of the day!
04/11/2025
Hello dear Mates π€
Hope you're doing okay today
indro indray ary ny Expression ntsika anio, dia ny hoe " Life is ups and downs" efa itantsika eo ambany ny dikany fa izy ity koa dia afaka adika koa hoe " mivadibadika ny fiainana, Ampiasaina izy ity rehefa sendra misy olona manao ny tsy rariny ka dia mampitadrina azy ianao na koa mampahafantatra azy fa kodiaran-tsarety ny fiainana na koa mivadibadika koa dia mba manaova ny tsara na koa ny rariny amin'ny hafa.
That's all about this one guys enjoy using it π
31/10/2025
Hello dear English lovers π€
Here we go again!
Ny Expression ntsika androany indray dia ny hoe " Time goes by faster and faster " Zay midika hoe " mandeh be ny fotoana, na koa mihazakakazaka be ny fotoana " amin'ny teny Frantsay dia le temps passe vite. That's all about this one guys, keep following the page and Have a good day π
29/10/2025
Hello guys π€
Hope you're good
ity indray ny Expression ntsika androany, koa dia ankafizo foana ary.
Have a great day guys π
25/10/2025
Hello dear Mates π€
Here you go!
Ny Expression ntsika anio dia ny hoe " He is green with envy" Zay midika hoe " be fialonana izy" satria ny " to be green with envy dia be fialonana, izy ity dia adjective. Enjoy this one guys π.
Have a great weekend βΊοΈ
23/10/2025
Hello dear Homies π€
Hope you're okay today
ity indray ary ny Expression ntsika androany, ny hoe " I've had enough " Zay midika hoe " Leo aho ". ampesaina izy io rehefa tofoka na empaka.
keep enjoying our Expression guys π
21/10/2025
Hello dear Mates π€
You're okay?
Voambolana indray no zaraiko aminareo anio dia ny hoe " Gossipy" izy ity dia iantsoana olona izay tia mifosa na mitantara ny fiainan'olona amin'ny manodidina na koa eo amin'ny fiarahamonina, izy ity ihany koa tia afaka iantsoantsika olona Zay tia manely tsaho erakin'ny tanana.
That's all about this one guys, follow for more and stay tuned π
19/10/2025
Hello guys π€
Another one π
ity indray misy expression zay zaraiko aminareo anio, ny hoe " it's up to you" ny dikany dia hoe " miankina amin'ny hevitrao ihany na koa anao ny fanapahakevitra.
That's about this one guys, enjoy using it π