01/09/2024
Miarahaba antsika indray ,indrindra ho anareo izay afaka BAC teo.
Ho anareo manampikasana hanao.ECONOMIE eny ANKATSO FAC EGS dia ny 29 Octobre 2024 ny CINCOURS manomboka 30 ary mifarana .
Ireto avy ny taranja anadinana @ zany:
MATHÉMATIQUES-STATISTIQUES (2h)
CULTURE GÉNÉRALE (2h).
Izahay ato @ ALUMNI dia mampanao COURS PREPA SPECIAL ÉCONOMIE ,toy izao ny momba izany:
Ny alatsinainy 09 septembre 2024 @8 ora maraina no manomboka izany ao @ EPP ANTSAHABE en face mascotte (ambanin CNELA)
ECOLAGE :50000ar mandrapahatongan'ny fotoana hanaovana EXAMEN.
Tsisy vola alaina intsony rehefa mandoa.anio 50000ar io ianareo.
Fananzavana fanampiny:MP
Tel:0341414821
0337230044.
Mirary soa antsika rehetra