Allemand pour tous

Allemand pour tous

Share

Promotion de la langue allemande, cours de langue, preparation des filles au pair

05/06/2023

Salama tompoko !
Efa misokatra ny fisoratana anarana ny Cours A1 ato aminy Allemand pour tous 67 Ha ao ambadikiny Parking Salema vaovao :
• 22 Juin ny fidirana
• Faharetana 5 Volana
• Ora fianarana 7h 30 na 10h ( hisafidianana)
• Mianatra 4 na 5 anatiny erin'andro
◇ Sanda : 300. 000 Ar ary boky 50.000 Ar =350.000 Ar( Total le 4 à 5 volana fa tsy isan-bolana )
❌ Voafetra ny toerana tompoko ❌

Mankasitraka tompoko!

Laharan finday : 0342806121

24/01/2022

Hallo!! Tsy mianatra isika androany 24 Janvier noho ny toe java_misy .
Mandefa message antsika aho rahariva ho an'ny programme fianarana rahampitso !!
Mirary soa antsika rehetra

10/01/2022

Rentrée pour niveau A1,A2,B1
Le 17 Janvier 2022
Place efa feno avokoa
Misaotra tompoko !

05/01/2022

Frohes neues Jahr !

02/11/2021

Miarahaba tompoko!!
Tsy nisokatra nandritry ny fotoana elaela ity compte ity noho ny antony tsy miankina aminay ka ialana tsiny indrindra raha betsaka ny message tsy voavaly.
Hovaliana tsikelikely daholo ny message rehetra nalefanareo manomboka izao.

Mamerina ny fialantsiny hatrany ary mirary soa indrindra!!

26/07/2021

Miarahaba tompoko!
Ialana tsiny fa noho ny antony tsy miankina aminay dia tsy nisokatra ny compte andro maromaro. Efa miverina amin'ny laoniny izany ankehitriny ka hohezahina hovaliana tsirairay ny hafatrareo.

06/06/2021

!!! Cours d'allemand niveau débutant A1"!!!!
** Professeur expérimenté**
** Volume horaire: 200h de cours!!**
** Plus de pratique!!**
** Satisfaction garantie**
Prise de contact: 15 juin 2020
Frais de cours: 300 000ar
!!Livre en couleur et autres supports offerts!!
!! Préparation à l'examen incluse!!
Horaire: lundi- mardi- jeudi-vendredi
7:30 - 10:30
10:30 - 13:30
Durée: 4 mois
Lieu: 67ha nord ouest
Tél: 0340210190/0342806121/0334993402
!! Places très limitées!

28/03/2021

Miarahaba tompoko!
Noho ny zava-misy eto amin'ny firenena dia foana ireo cours rehetra izay saika hatao rahampitso 29 Martsa. Miverina mianatra kosa ny 30 Martsa.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101