➡️FILAZANA✒️:
MIARAHABA!
NA DIA EO AZA NY TOE-JAVAMISY ETO AMINTSIKA DIA HATOMBOKA RAHAMPITSO NY FIDIRANA ETO AMIN'NY COURS AVB.
MIANATRA TAPAKANDRO IHANY ALOHA( 7H-11H).
NY TOERANA TSY MIOVA FA AO AMIN'NY LYCÉE JJR ANALAKELY.SALLE NB 10.
MISAOTRA!
Cours A.V.B Analakely
COURS DE PRÉPARATION AU BAC SÉRIES A-D-S-L-OSE.
02/10/2025
2026
✅HOANAO TE HO AFAKA BAC➡️IANAO SISA NO ANDRASANA
👍COURS A.V.B mahomby indrindra.
✅MISY NY SÉRIES: A,C,D,L,S,.
♦️ séries C,D,S: Matières de bases.
♦️ séries A,L: Toutes Matières
💰Ny saram-pianarana tsy miova💰:
🔶Ecolage: Series A,L💲20000 Ariary
Series S,D,C💲15000 Ariary
🔶Droit : 20000 ariary.
RÉSULTATS BAC 2025: 75%
✒️📑FIDIRANA: Samedi 11 Octobre à 7 heure
✒️📑INSCRIPTION:
➡️➡️Samedi 04 Octobre de 8 à 11 heure.
➡️➡️Mercredi 08 Octobre de 14 h à 16 h
🏣 TOERANA: JJ RABEARIVELO salle NB 10 et 11.
✅📝 FOTOANA HIANARANA:
🧭Samedi: 7h à 17 h
🧭Mercredi: 13h à 17h
🆕 MISY HATRANY NY CLASSE SPÉCIALE HOAN'NY PRÉMIÈRE HANALA BAC.
☎️📞 0347423681.
📱📱FB : Cours AVB Analakely
2026
✅HOANAO TE HO AFAKA BAC
👍COURS A.V.B mahomby indrindra.
✅MISY NY SÉRIES: A,C,D,L,S,.
♦️ séries C,D,S: Matières de bases.
♦️ séries A,L: Toutes Matières
💰Ny saram-pianarana tsy miova💰:
🔶Ecolage: Series A,L💲20000 Ariary
Series S,D,C💲15000 Ariary
🔶Droit : 20000 ariary.
RÉSULTATS BAC 2025: 75%
🏣 TOERANA: JJ RABEARIVELO salle NB 10 et 11.
✅📝 FOTOANA HIANARANA:
🧭Samedi: 7h à 17 h
🧭Mercredi: 13h à 17h
🆕 MISY HATRANY NY CLASSE SPÉCIALE HOAN'NY PRÉMIÈRE HANALA BAC.
☎️RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY, ANTSOY NY LAHARANA📞 0347423681.
📱📱PAGE FACEBOOK : Cours AVB Analakely
Mirary soa sy mitrotro ambavaka anareo zandry, zanaka hanala fanadinana rahampitso.
Un grand merci à mes nouveaux followers ! RA Tolojanahary, Jhö Jhö, Nirina Rm, Nico Tahina
14/07/2025
Tsikitsikikely😂📚
29/06/2025
📚 FARADOBOKA BAC 2025🖊️
"Cours A.V.B Analakely"
📅Du Vendredi 5 au jeudi 17Juillet 2025.
💠Mianatra isanandro ary tapany maraina tontolo(7h-13h)
💲Ecolage: 36000 ar
📝▶️ INSCRIPTION: JEUDI 4 JUILLET à 14h➡️SALLE NB 10 AULYCÉE J.J RABEARIVELO
🔝 Omena maimaimpona➡️ Fascicule 1 (Boky 1) misy ny sujets types sy resumés isaky ny mpianatra.
,,🏤🏦 Toerana: Lycée J.J. Rabearivelo Analakely.
Salles NB : 10 et 11.
Contact: ☎️☎️ 0347423681
27/06/2025
📚 FARADOBOKA BAC 2025🔻
Cours A.V.B Analakely.
📅Du Vendredi 5 au jeudi 17Juillet 2025.
💠Tapany maraina tontolo(7h-13h) ary mianatra isan'andro.
💲Ecolage: 36000 ar
📝 Tongava fa tsy hanenenanao
🔝🔝 MISORATANA ANARANA MIALOHA FA VOAFETRA NY TOERANA.
,,🏤🏦 Toerana: Lycée J.J. Rabearivelo Analakely. Salles NB : 10 et 11.
Contact: ☎️☎️ 0347423681
✅REVISIONS INTENSIVES BAC 2025- 👍👍❇️FARADOBOKA MIPOAKA BE❇️.
Cours A.V.B Analakely.
📅Du 07 au 17 Juillet 2025
⛔02 Semaines Be izao.
Fanamby:
🥇Tsy maintsy mahay ianao
🥈Afaka Bac inao( Raha manaraka ny toromarika sy paik omena anao)
Antoka:
➡️Mpampianatra ampy traikefa no handray anao.
➡️Tsy asina fotona very fa mianatra foana 2 herinandro.
Tombony hoanao ny:
▶️Ecolage mirary
▶️Toerana akaiky
🔝🔝 DIA ENY IZAO, MISORATANA ANARANA FA VOAFETRA NY TOERANA.
,,🏤🏦 Toerana: Lycée J.J. Rabearivelo Analakely.
Salles NB : 10 et 11.
Contact: ☎️☎️ 0347423681
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Vola Hasina Rabehaja, Adnane Ad
Salama daholo. Tsy mianatra ny cours androany alarobia 19 Février nohon'ny zavamisy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
Antananarivo