Ho anao

Ho anao

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ho anao, Educational consultant, Antananarivo.

17/02/2023

Ho anao
Vehivavy,lehilahy...aza manaiky ho oseosen'olona ny fonao.
Tiavo ny tenanao,tiavo ny tianao ary avelao ny tsy mahatsapa ny halebehany fitiavanao fa andany fotona anao fotsiny.
Izay mendrika anao no zarao azy fa ny ambiny ataovy toiny tsy misy fa manakana ny soa iditra ho anao.

17/02/2023

Ho anao
Ny mahasoa anao atao fa aza izay tenenin'olona ho atao no atao.vitanao io fa ianao tsy manao fotsiny.
Aza ianteherana amin'ny hafa ny fiainanao,ny fiainany menaky ny ainao fa vitanao io.
Aza iandrasana olona ny fahasambaranao fa ianao ihany dia afaka manome any izany.
Matoky ny tenanao ianao dia andeha ho azy ny fiainanao....IANAO ianao ihany no fototry ny ho avinao.

17/02/2023

Ho anao
Fadio ny manome tsiny an'iza na iza,tsisy olona idona amin'ny tenany irery fa matoa nisy izay dia ianao sy izy na ianao sy zareo no foibeny.Ny vy tsy mikoritsana irery ka mitsangana dia hoento ny tongotrao iala lavitra sy anova famindra.
Fiainana mandalo ka aza mijanona sy mapijaly tena amin'ny tany efa nahalavona.
Mahereza daholo.

17/02/2023

Ho anao,
Ilay mahatsiaro tena ho irery,tsy manana olona hianteherana,tsy manana soroka iankinana.Ilay mahatsiaro fa taraiky anaty lavaka lalina,tsisy afaka anavotra.
Tadidio fa sedra mandalo izany,fitsapana ny fanahy sy vatana izany.
Tadidio fa ny volamena raha Tina hotsara tefy tsy maitsy velesina amin'ny afo mamay.
Tadidio ihany koa fa tsy ianao irery no miaina any zany fa maro no misedra ohatranao,mety mafimafy noho ny anao aza.
Avadio ho hery ny fahorina hosedrana dia oeto am-bavaka.
Ho anao.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo