Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page

Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page

Share

Une page pour publier les recherches et les activités du Club, promouvoir l'esprit scientifique et le respect de la nature 🥰

12/12/2025

Misy bonne année 2026 hono fa mandraisa daholo anjara amin'ny fanontaniana sy réaction ary partage ny page Mpampianatra SVT eto Madagascar dia mahazo ''badge superfan'' raha efa nij'aime ny page 😊👍
Bonne chance daholo 😊👍

Efa matory daholo ve sa mbola misy taitra na miaritory ohatranay, 😅🤔😅
Asa na ''mamon'ny torimaso fa ohatrany mba te hizara fanomezana Amin'izao vanim-potoana ny fety izao dia mandraisa anjara amin'ireny ireny fa hanome cadeau de bonne année 2026 anareo izahay amin'ny janvier an!
'' Fitiavana Sciences '' foana thème 😅😊🥰
Alaivo aloha ny ''badge superfan'' , mamaly quiz, manisy réaction, commentaires ary partage ny page 😊
Sady mamerimberina ny SVT no manao fety amin'izay dia ataovy hita amin'ny commentaires ny badge '' Superfan '' 😊🥰


Photos from Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page's post 11/12/2025

Maromaro hatrany ny activités hataon'ny club STEM Lycée Nanisana fa dia mazoto foana ny mpikambana mandray andraikitra 🙂

Charbon Écologique Économique na
Recyclage des bouteilles en plastique en Balais
Recyclage des huiles de friture en savon
Potager
Courtes Vidéos Amateures en Mathématiques na
.......

Miandry ny vokatra sisa izany o! 😊👍

Mirary soa hatrany hoantsika RAD, mpianatra ary mpanabe 😊👍

Photos from Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page's post 06/12/2025

😊👍

04/12/2025

Mahazo namana
Namana mitarika hoamin'ny tsara
Namana mifanohana amin'ny fianarana
Ny Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page dia misy ireo mpikambana tia ny resaka sciences na sciences de l'environnement io, na ingénierie, na koa ny mathématiques ary indrindrindra ny resaka technologie 😊
Ity vidéo ity dia fandaharana kely novokarin'ny CSLN

Miomana fa misy foana io fifaninana io ry mpianatra lycée Nanisana an! 😊👍 '' Les champions ''
Hoan'ny mpianatra rehetra io fa tsy hoan'ny club ihany 😊👍 fa misy fahalalana azon'ireo membres club mihoatra ny any andakilasy, ary manampy amin'ny fianarana rehetra mihitsy, araho anie fanazavan'iray tamin'ireo mpandresy tamin'izany e! 😊🥰😍

Photos from Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page's post 03/12/2025

3 décembre
Expérimentation / Suivi de culture
1 semaine après avoir semé les graines

Ilay anana mbola tsy hita tsara fa ilay tsaramaso efa ireo izy ireo e 😊🥰
Io ary ny mpanaramaso ny fambolena fa mijery tsara mihitsy 👍

Photos from Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page's post 03/12/2025

Izahay koa anie nanamboatra CEE indray e!
Samy nandray charbon daholo indray aloha androany 😅

Charbon Écologique Économique CEE
Recyclage poussier de charbon
Éducation relative à l'environnement et au développement durable

01/12/2025

Amn'ny Alarobia izao ny cartes membres ny CSLN sy CELN izay mbola tsy nahazo 😊😍

01/12/2025

Inéquation partie VII
Programme Mathématiques Classe de Seconde
Courtes Vidéos Amateures en Mathématiques

Club STEM LYCÉE NANISANA
Fiarahamiasa tamin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena Ofisialy Educmad , Commission Nationale Malagasy pour l'UNESCO ComNat UNESCO, Lycée Nanisana

26/11/2025

Izay fa vita aloha izany ny namboly androany, Alarobia 26 Novembre 2025, manaramaso dia manondraka 😊, ary miandry ny vokatra 😊
Ilay orana koa tena mahafinaritra fa dia manampy mihitsy 🥰

Hiditra amin'ny activités manaraka indray isika eto amin'ny Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page

Dia izao an, tsy '' Joly Jus '' izany io amin'ny tavohangy io an 😂
sisin'ilay tanimboly io mba nasiana loko hahatsara endrika azy 😊🥰
Mankasitraka ilay nitondra colorants 🥰😊

25/11/2025

Nahazo ranon'orana tsara mihitsy ilay tany hambolena demain 😊🤩👍

24/11/2025

Misy club marobe tokoa ao amin'ny lycée Nanisana dia izay mahaliana anao andehanana 😊
Efa ao amin'ny tableau d'affichage ao daholo ny karazany,
Fa nenay Club STEM Lycée Nanisana/CSLN-Page na CSLN
Izay mety mitondra soa hoanao andraisana andraikitra
Mirary soa ny mpianatra Lycée Nanisana rehetra
Fanabeazana ho olombanonana avokoa izany 😊

Aza adino ny cahier de suivi de culture antsika CSLN fa saody tsy azo daholo ny facteurs rehetra amin'ilay expérience ataontsika 😅😊

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101