16/12/2024
🌾Ny hasin'ny tena,🌾
Voaresaka foana ombieniombieny ny hoe fantaro ny tenanao hahafahanao mandroso🗣️🗣️ : Dingana iray tsara be tokoa io na amin'ny fivelarana maha-olona na amin'ny fandrosoana amin'ny asa! 🥰👏👏
Matetika nefa dia mijanona amin'izay fahafantarana izay fotsiny isika dia manadino fa misy dingana hafa aoriany🥹🥹.
Atoroko anao anio fa dingana lehibe aorian'ny fahafantarana ny tena ny : FITIAVANA NY TENA🙄🙄. Fitiavana ny momba anao, fitiavana ny tsara eny aminao fa indrindra koa ny fankafizana izy ratsy na mety ho fahalemenao