Fiofanana arak'asa eto mada

Fiofanana arak'asa eto mada

Share

Ity pejy ity dia natao hanampiana ny tanora hisehatra bebe kokoa amin'ny arak'asa amin'ny alalàn'ireo karazam-piofanana maro.

Nohezahina mba hamaly ny filan'ny tsirairay sy ny filan'ny tsenan'ny asa misy eto Madagasikara.

18/02/2023

FIOFANANA MAMOKATRA SAVONY PROFESSIONNEL
Tsara kokoa raha mianatra sy mahafehy tsara vao miroso -bola.
Ary maro ireo afaka mijoro vavolom-belona fa tsy nanenenany ny fiofanana tato aminay ary efa saiky tazana misehatra eny@tsenan-tsavony izy ireo. HO ANAO KOA*****
NDAO FA HO AMPIANAY HIANAO.
- Ho ainao ny mamokatra savony ranony rehetra@ kalitao tsara indrindra
- Ho ainao ihany koa ny manamboatra ireo karaza-tsavony vaingany ilain’ny tsena ankehitriny.
Tsy hanenina hianao raha tonga manatrika ny fihaonatsika ao
DE QUARTIE MAHABIBO KELY MAHAJANGA
Ny 22 fev 2023 sy ny 25 fev 2023
NB : tsy base fotsiny no ho ainao fa hatramin’ny famoronana ireo formule rehetra mihitsy.
Mahazo « supports de court gratuit + assistance gratuit » hianao après formation.
Miavia Maro ary ka misorata anarana dieny zao@ Mp na
034 35 658 87/032 45 063 15
NY ETO TANA MOA MiTOHy fona...atelier ambohijafy itaosy. antetezambato..formation # theorique et pratique en savonnerie professionnel. 0343565887 antsoina ho an'ireo eto tana.

07/02/2023

TOSIKA ARAK’ASA HO AN’IREO AVATSIKA MANANA FAHASEMBANANA ARA-BATANA

IZAHAY DIA MIKARAKARA :
- FIOFANANA "GRATUITE" :
- en technique de production de savon (Mamokatra karaza-tsavony vaingany, sy ranony)
- Coupe et haute couture ( manao ny zaitra rehetra)
AO ALOHAN’NY FIOFANANA :
Hiantohana avokoa ny fitaovana rehetra mety ilaina , ka atao mifanaraka amin’ny toebatan’ny mpiofana izany.
AO AHORIAN’NY FIOFANANA :
- Misy ny fiofanana managana tetik’asa ka ahazo fanohanana (fampitaovana, sns…) izy ireo ho entiny manatanteraka ny tetik’asany.
DROIT + FRAIS DE FORMATION : 0AR

FEPETRA :
- Olona feno 18 taona noho miakatra
- Mahay mamaky teny sy manoratra tsara
- Manana fahasembanana eo amin’ny vatana
- Vonona sy afaka miatrika fiofanana
- Mazoto ny hanao sy itantana asa tenany

FISORATANA ANARANA :

- Mivondrona hianareo eny amin’ny toerana izay misy anarao ( eto Antananarivo, na manodidina), raha toa ka misy 10 eo ho eo.
- Miantso ny 034 35 658 87 na ny 034 11 725 74
NA MITENY EO FACEBOOK : Mon ECOLO na Fiofanana Arakasa Etomada
- Midina eny aminareo izahay miaraka mitondra ny antotantaratasy fisoratana anarana ho fenoinareo.
- Manomboka avy hatrany ny fiofanana.
Akasitrahana hianao ra mba manisy "j'aime" ny pejy ary koa mizara ity pub ity amin'ireo vondrona misy anao. ahitan'ireo avatsika mila azy ity.

12/01/2023

Formation hamoazana ny fahaiza-mamoron'ny ankizy. manomboka classe de 5eme...
https://www.facebook.com/100083909390304/posts/148194384654207/?app=fbl

Better You manolotra fampianarana electronique sy robotique ho an’ny ankizy !

⭐️⭐️⭐️Manampy bebe kokoa ny zanakao amin’ny fampiharana ny matematika sy fizika ary mamoha ny fahaiza-mamorona ao aminy.⭐️⭐️⭐️

Manomboka kilasy 5ème ka hatramin’ny terminale.

Fidirana : Alarobia 11 Janoary 2023 na Sabotsy 14 Janoary 2023 ary mianatra isaky ny Alarobia à 15h30 Na Sabotsy à 09h.

📌 Faharetany : Hatramin’ny 29 Martsa 2023 (12 séances)

Saram-pampianarana : 100 000 Ar + 70.000 Ar (Miaraka amin'ny fitaovana ilaina amin’ny fanatanterahana ny tetik’asa rehetra )

📌 Ny fisoratana anarana dia ao amin’ny MP na @034 59 101 01, ireto avy ny ilaina :
- Anarana fiantsoana ny ankizy, taona ary kilasy
- Anaran’ny mpiantoka na ray aman-dreny sy numerao fiantsona
- Vola famandrihantoerana amin’ny numerao 034 21 135 10 (Fenosoa Tantely)

Mahazo fanamarinana rehefa vita ny fisoratana anarana, voafetra ihany ny toerana.

Photos from Mon ECOLO's post 12/01/2023

Allez up!

01/01/2023

2023

23/11/2022

Noho ny fangatahan ny namana dia nasiana FARADOBOKA ity formation pratique famokarana savony ho an TAMATAVE ity.
Hisy application famoronana formule ho zaraina amin io. (Tsy mila connection internet fa manao kajy ireo produit rehetra ilaina automatique. Tongava ary manatrika ny 26nov 2022 ho avy izao.fa tsy hisy intsony ahorian io.
Saram-piofanana:40 000ar monja nefa savon solide sy savon liquide karazany maro be no ho ainao, ary ahazo certificat ianao ahorian ny fiofanana.

Io amin ny sary ny detaille rehetra. Mirary soa

)

29/07/2022

Cours de vacance izy ity, natokana ho an'ireo tsy dia manana fotoana betsaka nefa mba te hianatra hanjaitra. 2 Semaine ny faharetany dia ahaizanao maka refy, mandidy , manjaitra (pataloa, lobaka , robe, sns..) misorata ary anarana dieny zao @ 034 95 596 88 , sarany : natao tena mirary!!! NB: Tonga dia pratique avy hatrano no atao, ary misy boky kely mirakitra ny lesona zaraina maimainpoana rehefa vita ny fiofanana.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antananarivo
102