EAD

EAD

Share

École de musique enseignant le piano et la formation musicale. Choeur en option.

26/01/2024

Androany ity fotoana ity ho an'izay afaka manatrika. Concert iray hanombohan'ny Amboarampeo Tranovato Anjanahary Maritiora ny fankalazana ny faha 30 taona nijoroan'izany Antokom-pihira izany.

Mandray anjara amin'ity Concert ity ny mpampianatra roa lahy eto amin'ny sekoly EAD. Tsy iza izany fa Mr RAMAROSANDRATANA Rindra sy Mr RAMAROSANDRATANA Sitraka.

Koa manasa anao ary anio hariva amin'ny 6 ora, ao amin'ny FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora.

" ...Chantant et célébrant de tout votre coeur les louanges du Seigneur ."🎵 Efe 5: 19b

En cette occasion spéciale de notre 30ème anniversaire, 🙂 🙂
Profitez du premier concert de l'année que nous vous proposons.

En première partie, un récital de piano donné par 🎹
- Hasinantenaina Tolotra RAMAROSANDRATANA,
- Rindra RAMAROSANDRATANA,
- Sitraka RAMAROSANDRATANA
- Manoa Ramasitera RABARIJAONA

Une surprise est également réservée en 2ème partie,😃😃

📅 Rendez-vous : 26 janvier 2024 à 18h 🕕
🔻 Lieu : FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora ofisialy
✅ Entrée libre🙂



#2024

16/01/2024

Manasa antsika hanatrika ny concert an'ny mpampianatra eto @ sekoly EAD anio @ 1 ora atoandro. Concert tsy andoavam-bola. 😊

16/01/2024

" La réussite n'est plus un mystère. "

Misokatra ho antsika ny sekoly fampianarana mozika " EAD ". Eny Mandrosoa Ilafy ampitan'ny FJKM no misy azy.

Ireto avy ny fianarana azo atao ao aminy:
👉 Piano Classique
👉 Piano accompagnement Classique ho an'iray izay efa tena kinga amin'ny famakiana ny Solfège.
👉 Piano accompagné variétés ( manomboka @ ankizy na olon-dehibe 15 ans no miakatra )
👉 Formation Musicale ( Théorie )
👉 Fianarana mamaky solfa sy solfège haingana ho an'izay mila izany.

Raha mahaliana anao izany dia ireto ary ny laharam-pifandraisana afaka hiseraserantsika :
📞 0345003228
📨 [email protected]
ary eto @ facebook

Tongava fa miandry anao izahay. Ny mpampianatra dia mpampianatra nivoaka avy tamin'ny " Conservatoire " iray tany Frantsa.

Azo antoka ny fahombiazana. 😉

Fidirana : Alatsinanainy 05 febroary 2024 ( sur rendez-vous)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Lot A06 Mandrosoa Ilafy
Antananarivo