Hanta Mada Ofisialy

Hanta Mada Ofisialy

Share

Cree le 27/01/19

Photos from Hanta Mada Ofisialy's post 31/12/2023

🎆ATELIER 🎆
SPECIAL VACANCES DE NOEL sady bonne année 2024

Araraoty hoantsika mpianatra ,indrindra mpiasa zay nahazo congé fin d'année,aza avela very maina n fotoana fa hanovozy fahalalana taara.

TRADING forex, PATISSERIE, BOOST PAGE

✨Mercredi 27 dec hatramin'ny 30 Dec
TRADING na BOOSPAGE:10 000ar.
manomboka 8h00

PATISSERIE
( natao tsy nisy sarany fa ingredients 10000ar no iantohanao,mitondra mody sady ferana 20 ihany n groupe miaraka mianatra mba hafahanao mandray anjara fa tsy mitazana fotsiny)

🎄Mercredi 03janv na Vendredi 05 janv
FAST FOOD:
tacos,pizza,humburger,baguette Maison

🏟JEUDI 04janv na SAMEDI 06 janv
VIENNOISERIE
Brioche,pain choco,croissant,gallete

TOERANA:Ampefiloha trano maintsobe eo manaraka ny Lalamby

CONTACT: 0342391274,0325445640

Photos from Hanta Mada Ofisialy's post 17/12/2023

Mankasitraka an'i Tempo Foana fa moka afaka mamoaka ireto mpiofana
Andiany FITIA isika ato amin'ny ONG hanta.
Merci directrice Lina Tanjombato
Félicitations hoanareo mpiara-miasa rehetra nanantateraka izany !

08/12/2023

Profitez -en
Promotion fin d'année
0342391274

01/08/2022
Photos from Hanta Mada Ofisialy's post 15/08/2021

Famoahana ny andiany FAHAZAVANA ong hanta 13/08/21
Mirary soa hoanareo tongava @ ambony indrindra

09/08/2021

Salama tompoko @ 16 aout zao fidirana vavao ,

27/06/2021

Afaka misoratra anarana mialoha

09/06/2021

Ho antsika eto toamasina sy ny manodidina

Photos from Hanta Mada Ofisialy's post 06/05/2021

Amidy o!Prix mirary ,vrai Japan fa ts sous license!Tonga d mitaingina mody e!

06/05/2021

EFA mitohy NY formation ato amin'ny ONG HANTA ka antsoina zay rehetra voakasika amin'izany haka NY fandaminana,misaotra tompoko

Photos from Hanta Mada Ofisialy's post 09/04/2021

Vita soamantsara ny fanadinana

09/04/2021

Noho ny fangatahany ny maro dia efa misokatra ho an-tsika eto tamtave indray ny ONG HANTA.
Efa manomboka ny fisoratana anarana
Toerana:ankirihiry SUD 50m miantsinana ny PARADISE.
Voafetra ny toerana fa aza tara.

Want your school to be the top-listed School/college in Anosizato?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Anosizato