JR MUZIK

JR MUZIK Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JR MUZIK, Music Lessons & Instruction School, Anosizato.

🎸DEVENEZ INDEPENDANT(E) AVEC NOS COURS DE MUSIQUE!🎹

- Cours de piano et de guitare en ligne

- Clés USB avec des leçons complètes de piano et de guitare

- Cours de guitare en salle

- Cours particuliers à domicile de piano et de guitare

🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹
15/08/2026

🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹

🎸A sa B no accord de Sol maj7?🎹
04/08/2026

🎸A sa B no accord de Sol maj7?🎹

🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹
21/07/2026

🎸MILALAO SADY MIANATRA MOZIKA🎹

🎸Faly aho fa afaka nizara mozika tamin'ireto zanako ara-mozika ireto nandritra izay fotoana izay.🎹Nahafinaritra foana ny...
16/07/2026

🎸Faly aho fa afaka nizara mozika tamin'ireto zanako ara-mozika ireto nandritra izay fotoana izay.🎹

Nahafinaritra foana ny ambiance niarahako taminareo.😊

Tsy haiko ny tsy hisaotra ny Ray aman-drenin'izy ireo nametraka ny fahatokiana taminay.🙏

Dia mirary soa ho anareo ho lasa lavitra amin'ny mozika rankizy an.

🎸 Iza no tianao kokoa: Clavs sa Guitare?Ary inona no antony hitiavanao azy?🎹
10/07/2026

🎸 Iza no tianao kokoa: Clavs sa Guitare?
Ary inona no antony hitiavanao azy?🎹

🎸 Tsy ny talenta no mampandroso, fa ny fanazaran-tena atao isan’andro.🎹Mamerena isan'andro, na dia kely aza.Ny faharetan...
30/06/2026

🎸 Tsy ny talenta no mampandroso, fa ny fanazaran-tena atao isan’andro.🎹

Mamerena isan'andro, na dia kely aza.
Ny faharetana no mitondra fandrosoana.

Alefa, hainao io mitendry io💪

Address

Anosizato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JR MUZIK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share