30/05/2023
FESTIVALS DES ARTS-MARTIAUX
Alahady 4 Jiona 2023
Maraina:carnaval
Tolak'andro@ 2ora ao amin'ny Lapan'i Liantsoa: démonstration
Vidim-pidirana ankizy:1000ar
Tanora:2000ar
Manasa antsika rehetr ho tonga fa maro ny zavatra ho hita ao
09/04/2023
Asa sosialy rao amin'ny Ekara Ambatovory
12/03/2023
Alakamisy 9 martsa 2023
Asa sosialy fandiovana ny EPP AMBATOVORY CAMP-ROBIN
26/02/2023
Mba ho fiarabana tratrin'ny taona 2023 dia namboly hazo n'y kung-fu tao @ kaominn'Ampitana moa no nanatanterahana azy
Ambohimahasoa,Tsarafidy,Save,Camp Robin,Ampitanombifotsy
11/12/2022
Isaorana tsika KUNG-FU WISA teto Ambohimahasoa nanatotosa n'y fandiovana teto amin'ny distrika
13/11/2022
Mba ho fanamboaranan'ny CEG Apitanombifotsy dia nanamboatra briky ny Kung-fu WISA Tsarafidy
13/11/2022
12-11-2022
Fandiovana manerana ny hopitaly (CHRD1)Ambohimahasoa
08/11/2022
Mitohy hatrany ny hampandrosoana ny Kung-fu wisa
SARAHANDRANO commune an'i Manandroy