English Teaching and Training Corner

English Teaching and Training Corner Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from English Teaching and Training Corner, Language school, Antananambony, Anosizato.

🇺🇸 ANGLAIS NORMAL
✅ 07 Sept 2026 : 14h

🇺🇸 ANGLAIS ACCÉLÉRÉ
✅ 07 Sept 2026 : 6h30

🇲🇫 FRANÇAIS :
✅ 08 Sept 2026 : 14h

🖥️ INFORMATIQUE
✅ Rentrée tous les jours

MISY COURS EN-LIGNE NY ANGLAIS

📞 038 34 742 74 / 033 61 870 30 / 032 89 383 62

🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS 4 mois – METY HO AN’IREO MBOLA DÉBUTANTS (A1) misy ihany koa hoan'izay efa mahay fa manao test aloh...
17/08/2026

🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS 4 mois – METY HO AN’IREO MBOLA DÉBUTANTS (A1) misy ihany koa hoan'izay efa mahay fa manao test aloha.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
✅ Hianaranao ny miteny, mihaino, manoratra ary mamaky teny Frantsay tsara.
✅ Compréhension et expression orale et écrite
✅ Cours complet (Débutant à Avancé)
✅ Présentation / discours de fin de formation
✅ Cérémonie officielle de remise des certificats

💻 BONUS : Maimaim-poana ny WiFi / Internet

👥 Mpianatra 10 isaky ny kilasy ihany → fanarahamaso akaiky sy kalitao tsara
🗣️ TANJONA : “Rehefa vita ny fiofanana dia afaka miteny frantsay tsara ianao!”
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🔥 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
⚠️ Voafetra ny toerana – izay tonga aloha no mahazo toerana!
📍 Adiresy : Anosizato Andrefana (Tetezana)
📧 E-mail : [email protected]
📞 Antso : 033 61 870 30 / 032 89 383 62

16/08/2026

🇺🇸Today's Vocabulary 🇲🇬
Tsy mahazaka resy
=
A sore loser

14/08/2026
12/08/2026

1 volana nanaovana cours de vacance
Efa maro no zavatra natao fa mafinaritra mijery ny mpianatra manao pratika ka ireto aloha no azo atolotra

Niveau A1

12/08/2026

Mpianatra Français 🇫🇷




12/08/2026

Quick interview with one of our students



🇺🇸 ANGLAIS NORMAL (6 mois) : 14h 🇺🇸 ANGLAIS ACCÉLÉRÉ (3 mois) : 06h📚 Plus d’informations :📍 Lieu : Anosizato Andrefana (...
10/08/2026

🇺🇸 ANGLAIS NORMAL (6 mois) : 14h
🇺🇸 ANGLAIS ACCÉLÉRÉ (3 mois) : 06h

📚 Plus d’informations :
📍 Lieu : Anosizato Andrefana (Tetezana)
📧 E-mail : [email protected]
📞 Contact : 038 34 742 74 / 033 61 870 30 / 032 89 383 62

☺️TAPITRA ATRETO ALOHA NY COURS DE VACANCE HOAN'NY ANKIZY 7 ans à 12 ans. Amin'ny Vacance Manaraka indray mihaona.Ny ENG...
07/08/2026

☺️TAPITRA ATRETO ALOHA NY COURS DE VACANCE HOAN'NY ANKIZY 7 ans à 12 ans. Amin'ny Vacance Manaraka indray mihaona.

Ny ENGLISH FOR KIDS spécial samedi kosa manomboka @ 5 Septembre 2026.

Mbola misy place 05.

Taompianarana iray mihintsy ny Cours special samedi , izany hoe 10 volana.

______________________________

📚 Inscrivez-vous dès maintenant.

Lieu : ANOSIZATO Andrefana (Tetezana)

E-mail : [email protected]

Contact : 038 34 742 74 / 033 61 870 30 / 032 89 383 62

Congratulations 🎉👏🏻
05/08/2026

Congratulations 🎉👏🏻

01/08/2026

🤩Pratika nataon'ireto mpianatra nahavita niveau 1 tamin'ny "Anglais Accéléré" ireto no ho zaraina amintsika androany.

👏Bravo be hoanareo rehetra fa tsy moramora ny miteny eo anoloan'ny camera ary mbola ho lavitra ny lalana ka tohizo hatrany ny ezaka izay vita nandritra izay 2 mois izay.🙏💪🇺🇲🇬🇧

Address

Antananambony
Anosizato
102

Telephone

+261328055673

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English Teaching and Training Corner posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to English Teaching and Training Corner:

Shortcuts

Share