Aneffa Bongolava

Aneffa Bongolava Noforonina ity pejy ity ahafahan'ny Mpampianatra sy Mpandraharaha amin'ny sehatry ny Fanabeazana mita

FIANTSOANA FIVORIANA ANEFFAIlazana isika Mpikambana ANEFFA na ireo izay maniry ny hiditra amin'izany mba ho tonga hivory...
18/04/2023

FIANTSOANA FIVORIANA ANEFFA

Ilazana isika Mpikambana ANEFFA na ireo izay maniry ny hiditra amin'izany mba ho tonga hivory ny Sabotsy 29 Aprily 2023 ao amin'ny EPP Tsarahonenana manomboka amin'ny 2 ora tolakandro.
Zava-dehibe no hodinihina ary anisan'izany ny fiainan'ny fikambanana.
Koa tongava maro ary entano ny namana



FISAORANA «TAGNAMARO»Tontosa soa aman-tsara ny hetsika «TAGNAMARO» izay notanterahin-tsika androany. Tena hoe nafinaritr...
14/04/2023

FISAORANA «TAGNAMARO»

Tontosa soa aman-tsara ny hetsika «TAGNAMARO» izay notanterahin-tsika androany. Tena hoe nafinaritra ny fiombonan-tsika fa dia mankasitraka feno antsika rehetra.
Araky ny hafatr'i Filoha nasionaly RANDRIANJAFY Elidio nandritra ny kabariny dia hisy ny hetsika hokarakarain'ny ANEFFA tsy ho ela.

Misaotra antsika isika e❤🙏

HETSIKA TAGNAMAROFifaliana ho anay Fikambanana ANEFFA no manasa antsika Mpampiantra rehetra tsy ankanavaka hiaraka hanat...
12/04/2023

HETSIKA TAGNAMARO

Fifaliana ho anay Fikambanana ANEFFA no manasa antsika Mpampiantra rehetra tsy ankanavaka hiaraka hanatanteraka ny hetsika «TAGNAMARO» izay karakarainay eto amin'ny renivohitry ny faritra.
Fandokoana Sekoly ao amin'ny «EPP TSARAHONENANA» izay hotanterahin-tsika ny Zoma 14 Aprily izao.
Amin'ny 08 ora maraina ny fotoana, eo amin'ny « Résidence» ny fiaingana, ary aorian'ny asa dia hisy ny «grand goûter» sy «zumba».

Andao hiara-hientana e💖

Koa tongava daholo fa ny asa vita ny fialam-boly azo.

Fandraisana anjara kely : 2.000Ar

Misaotra e!!!!


🌱🍀Famobolen-kazo nasionaly ANEFFA MADA 🌱🍀Eny Ambohimanga Rova indray ny fotoana ny Sabotsy 04 Marsa izao amin'ny 9 ora m...
27/02/2023

🌱🍀Famobolen-kazo nasionaly ANEFFA MADA 🌱🍀

Eny Ambohimanga Rova indray ny fotoana ny Sabotsy 04 Marsa izao amin'ny 9 ora maraina.

Ansana antsika rehetra ❣️

RÉSULTAT DÉFINITIF CAP 2021
13/10/2022

RÉSULTAT DÉFINITIF CAP 2021

Miarahaba antsika Mpanabe indrindra isika Mpikambana ANEFFA rehetra tratry ny 05 Oktobra.Mirary soa antsika ahavita be h...
05/10/2022

Miarahaba antsika Mpanabe indrindra isika Mpikambana ANEFFA rehetra tratry ny 05 Oktobra.
Mirary soa antsika ahavita be hatrany amin'ny asa fanabeazana.

TSARA HO FANTATRAMiankina amin'ny «série» ny taranja na lalam-piofanana tokony arahana rehefa afaka BACC
17/09/2022

TSARA HO FANTATRA
Miankina amin'ny «série» ny taranja na lalam-piofanana tokony arahana rehefa afaka BACC

05 Septembre 2022 : RENTRÉE DES ÉLÈVESMirary soa ny Mpianatra rehetra ahita fahombiazana ao anaty ny taom-pianarana 2022...
05/09/2022

05 Septembre 2022 : RENTRÉE DES ÉLÈVES

Mirary soa ny Mpianatra rehetra ahita fahombiazana ao anaty ny taom-pianarana 2022-2023

Izahay ANEFFA Bongolava dia faly miarahaba sy mirary soa anao Atoa Filoha amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izao🎂🎊...
30/08/2022

Izahay ANEFFA Bongolava dia faly miarahaba sy mirary soa anao Atoa Filoha amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izao🎂🎊🎁
Ho lava velona ary omen'Andriamanitra tolo-tsaina hatrany anie ianao amin'ny adidy hiantsorohanao indrindra hoan'ity fikambanana maminay ity 🙏

Address

TSIROANOMANDIDY
Anosizato
119

Telephone

+261337107100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aneffa Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Aneffa Bongolava:

Shortcuts

Share