Cours de Français et Anglais Débutant

Cours de Français et Anglais Débutant Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours de Français et Anglais Débutant, Tutor/Teacher, Andraisoro, Anosizato.
(1)

PDG - COURS DIGNE ANDRAISORO
Prof d'ANGLAIS & FRANÇAIS
🎉 16 ans d'expérience 🎉
NIOFANA ho mpampianatra!🙏
Sortante: IFRP FJKM
👉 Mampianatra olona MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY!
👉 034 09 014 92!

Rehefa marary fo dia  mila manantona mpitsabo fo 👉 CARDIOLOGUE no fiantsoana azy. Raha misy olana kosa ny ati-doha na ny...
18/08/2026

Rehefa marary fo dia mila manantona
mpitsabo fo 👉 CARDIOLOGUE no fiantsoana azy.

Raha misy olana kosa ny ati-doha na ny cerveau dia 👉 NEUROLOGUE no atonina.

Raha mila fandidiana kosa dia mankany @
👉 CHIRURGIEN.

Ny dokoteran-jaza dia antsoina hoe
👉 PÉDIATRE

Fantatrao ve hoe aiza no aleha raha tratran'ny aretin-koditra????🥰

Iny eo ihany fa aza adinoina ho antsika olondehibe izay tena sahirana miteny frantsay fa efa akaiky ny 24 Août. (Fidirana vaovao be)

COURS DE FRANÇAIS PARLE ho an'ny débutant DEPART ZERO Io tpk 🙏

ora: 11h30-13h30 ( du lundi au vendredi)
na 13h30-15h30 ( du lundi au vendredi)

Rh toa ka tsy afaka andavanandro dia misy mianatra isaky ny SAMEDI fotsiny.
Rentrée : Samedi 05 septembre 2026
Ora: 8-11h
Na
11-13h30
Na
13h30-16h30

Misy ihany koa ny SPÉCIAL DIMANCHE
Rentrée : Dimanche 06 septembre 2026
Ora: 13h30-16h30

Toerana : ANDRAISORO

Mme Antsa : 034 09 014 92!

INSCRIPTION OUVERTE 🙏

18/08/2026

NISY MPIANATRO TENA NAHAVITA TSARA ILAY 1 MOIS. TENA MITENY TSY MISY OLANA @ TENY FRANTSAY.
Prochaine rentrée :
24 Août 2026

Possible izany DEPART ZERO izany  lasa sady MAHAY manoratra no MAHAY MITENY FRANTSAY TSARA aorian'ny 1mois toa an'ity Ma...
18/08/2026

Possible izany DEPART ZERO izany lasa sady MAHAY manoratra no MAHAY MITENY FRANTSAY TSARA aorian'ny 1mois toa an'ity Madame nanao commentaire ity, nanao FRANÇAIS 1 mois monja tato @ Mme Antsa ity.
Na ilay ramose vazaha vadiny aza gaga hoe sady lasa mahay miresaka tsara no voafehiny ny GRAMMAIRE de BASE.

Amin'ny 24 Août 2026 izao misy rentrée ho an'ireo olondehibe DEPART ZERO raha toa ka liana ianao.

Ny ora aloha hatreto
11h30-13h30
13h30-15h30

Mianatra foana du lundi au vendredi 🥰
Toerana : Andraisoro
Mety atao @ WHATSAPP 🥰

Mme Antsa : 034 09 014 92!
INSCRIPTION OUVERTE 🙏

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminareo fa tsy afaka ny hampianatra FRANÇAIS intsony aho. 🇨🇵 Je regrette de vous annoncer que je...
16/08/2026

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminareo fa tsy afaka ny hampianatra FRANÇAIS intsony aho.
🇨🇵 Je regrette de vous annoncer que je ne pourrais plus donner de cours de français.

👉 Rehefa milaza vaovao tsy dia tsara na mauvaise nouvelle amin'ny teny frantsay dia atomboka amin'ny hoe: " Je regrette de vous ANNONCER na de VOUS INFORMER foana.

Ohatra hafa: autres exemples

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa tsy afaka ny handray anao hiasa ato aminay izahay.
🇨🇵 Je regrette de vous annoncer que votre candidature n'a pas été retenue.

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa nahato ny cours anio.
🇨🇵 Je regrette de vous annoncer que le cours est annulé aujourd'hui.

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa tsy afaka hanaiky ny fangatahanao izahay.
🇨🇵 Je regrette de vous informer que votre demande a été refusée.

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa tsy vita amin'ity taona ity ilay projet.
🇨🇵 Je regrette de vous informer que le projet ne pourra pas être réalisé cette année.

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa nahemotra amin'ny andro hafa ny fivoriana.
🇨🇵 Je regrette de vous annoncer que la réunion est reportée à une date ultérieure.

Ndao ary mba lazao ao @ commentaire ny hoe :

🇲🇬 Malahelo aho milaza aminao fa misy olana ny commande-nao.

👉 Raha toa ka tsy misy diplaoma ianao ary tsy mahay miresaka @ teny frantsay mihintsy. Mi-comprendre kely fa tsy mahavita miresaka.

Amin'ny 24 Août izao misy fidirana ho an'ny COURS DE FRANÇAIS DÉPART ZÉRO

Ora : 11h-13h30
Na
13h30-15h30

Mianatra mandritra ny 1 mois monja ( VITA IO DIA TSY MAINTSY MAHAY MIRESAKA IANAO)

Mety atao @ WhatsApp rehefa tsy afaka manantona.

Toerana : Andraisoro
Mme Antsa 🥰
Professeur 16 ans d'expérience 🎉

INSCRIPTION OUVERTE 🥰

034 09 014 92!

16/08/2026

RAHA MAHAVITA ILAY NIVEAU 1 SY 2 FRANÇAIS SY ANGLAIS ATAO @ WHATSAPP ANIE NY DÉPART ZERO KA LASA VAZAHA E!
ARARAOTY NY PROMOTION

TSY LANY VOLA SADY TSY LANY FOTOANA rehefa mianatra  ANGLAIS & FRANÇAIS aty @ Mme Antsa 🥰 Mbola afaka mandray anio LAHAD...
16/08/2026

TSY LANY VOLA SADY TSY LANY FOTOANA rehefa mianatra ANGLAIS & FRANÇAIS aty @ Mme Antsa 🥰

Mbola afaka mandray anio LAHADY HARIVA @ 13h30 rh toa tsy afaka @ andavanandro.

Misy rentrée ho an'ny DÉBUTANT DÉPART ZÉRO mihintsy @ 24 Août 2026 izao. ( Cours mianatra isanandro)

Aorian'ny 1 mois tena MIOVA NY FAHAIZANAO satria ho ny AZONAO DAHOLO NY LEÇONS DE BASE ahaizana MIRESAKA TSARA @ TENY FRANTSAY.

Ora : 11h-13h30
13h30-15h30

Toerana : ANDRAISORO
Mme Antsa : 034 09 014 92!

15/08/2026

PROMOTION BE. MITOHY NY WHATSAPP !!
🥰. 034 09 014 92!

DÉBUTANT - DÉPART ZÉRO/ FRANÇAIS PARLÉ Olondehibe tena TSY MAHAY MITENY FRANTSAY mihintsy no andrasan'ny Mme Antsa.🥰Izay...
15/08/2026

DÉBUTANT - DÉPART ZÉRO/ FRANÇAIS PARLÉ
Olondehibe tena TSY MAHAY MITENY FRANTSAY mihintsy no andrasan'ny Mme Antsa.🥰

Izay tianao na atao en LIGNE na atao aty AM-PIANARANA !!🙏

Rehefa vita ny 1 mois dia ho azonao ny LEÇONS DE BASE ary TSY MAINTSY MAHAY MITENY FRANTSAY AUTOMATIQUE.🙏

Fidirana manaraka: 24 Août 2026!
11h30-13h30
13h30-16h30

Mme Antsa : professeur 16 ans d'expérience 🎉
Toerana : ANDRAISORO
Repère: Catholique vaovao Andraisoro
034 09 014 92

14/08/2026

COURS TSARA BE🥰
Mme Antsa : 034 09 014 92!

13/08/2026

Que Dieu vous bénisse!🙏

Address

Andraisoro
Anosizato

Telephone

+261340901492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours de Français et Anglais Débutant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Cours de Français et Anglais Débutant:

Shortcuts

Share

Category