21/12/2025
You are loved🥰💛💛💛💛💛💛
Enseigne à l'enfant la voie qu'il doit suivre et quand il sera grand ,il ne s'en détournera pas.
21/12/2025
You are loved🥰💛💛💛💛💛💛
21/12/2025
Dieu a tant aimé le monde ,qu'Il a donné son fils pour nous sauver 💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛💛
21/12/2025
My Aim school vous souhaite des bonnes fêtes bénies de Dieu, et qu'iI nous garde sous ses ailes protecteurs. Au plaisir de vous revoir le 05 janvier 2026🙏💛💛💛💛💛💛✨️💛💛💛💛💛💛💛💛💛
29/11/2025
les anniversaireux du mois de Novembre. Soyez bénies chers enfants🎂🎂🎂🎂🎂🎂
🔴 𝙎𝘼𝙆𝘼𝙁𝙊 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙮 𝙈𝙀𝙈𝙊𝙄𝙍𝙀 ⚠️ | mba hanampy ny zanakao hanana saina matsilo sy fitadidiana tsara dia mila sakafo sy vatsy ilainy ny atidoha.
‼️Ireto avy ary ireo sakafo mitondra ireo singa ilain'ny atidoha hampiasa faingana azy :
🥑 Zavokà
🥠 Mahabibo
⚱️ Huile d'olive, Huile de colza,
🥚 Atody
🐟 Saumon, Sardine, Thon
🫓 Voam-boatavo maina, Grains de sésames
🥬 Légumes miloko maitso misy raviny
🍓 Fraise, Framboise
🥩 Henakisoa, Henomby, Atikena
🥔 Ovy
🍗 Nofon’akoho gasy, Taovan’akoho gasy
🫘 Lentilles, Voamaina
🧋 Sôja
🥛 Produits laitiers
🍫 Chocolat noir
✅ 𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼 🔥🔥
__
Dr. Rakotonoel, Cardiologue ❤️
les anniversaireux du mois d'octobre. Que Dieu vous bénisse les enfants🎂🎂🎂🎂🎂🎂
Betsaka ireo manontany mikasika ny hoe: Mianatra ve ny mpianatra rahampitso? Ny teny amin'ny 13 May aloha dia nanambara fa tsisy miasa sy mianatra ny mpianatra. Ny Minisitera mbola tsy nisy fanambarana hatreto, na ny DREN.
Araka ny hevitra tapaka nandritra ny fivoriana ny alatsinainy 06 oktobra 2025, dia mandalo any antsekoly isika ray amandreny ny alarobia 08 oktobra ho avy izao.
Aoka hifampilaza
Misaotra tompoko.
Antsoina isika ray amandreny hamonjy ny fivoriana izay atao androany Alatsinainy 06. oktobra 2025 @ 8ora maraina.
Miverina mianatra ny mpianatra ny Alatsinainy 06 octobre 2025.
Ny birao kosa dia misokatra manomboka @ 8ora hatramin'ny 11 ora akoatry ny faran'ny herinandro.