10/03/2026
๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฅฐ๐๐
๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ:
๐๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฅณโค๏ธ
Misokatra isan'andro izahay (lundi au samedi)๐๐ฅฐ
Ho anao izay te hianatra sy te hahafehy momban'ny sakafo matianina na koa te hampitombo ny traikefa efa ananana๐๐๐ฅฐ
Natao ho anao indrindra ity fampiofanana ity satria dia:
โ
Ianao no misafidy izay tianao hianarana
โ
Tsy miantoka ingrรฉdients ianao
โ
Tsy manoratra intsony fa tonga dia pratique 100%๐ฅฐ
Marihana fa:
โTsy misy รฉcolage
Fandraisana anjara:
โค๏ธ5.000ar hividianana ingrรฉdients hanaovana pratique
โค๏ธ5.000ar vidiny boky satria tsy manoratra intsony fa Tonga dia pratique no hataonao (misy recette maro be ao anaty boky iray)
Tongava mianatra fa fotoanany izao๐ฅฐ
Na hanao fitadiavam-bola hivarotra:
๐๐จ๐ฎ๐ญ๐๐ซ'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐, ๐ก๐๐ง๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ ๐๐ซ๐ ๐จ๐ญ๐, ๐ญ๐ ๐ก๐จ ๐ฅ๐๐ฌ๐ ๐ญ๐ซ๐๐ข๐ญ๐๐ฎ๐ซ, ๐ง๐ ๐ญ๐ ๐ก๐จ ๐ฅ๐๐ฌ๐ ๐๐ก๐๐ ๐๐ฎ๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ข๐๐ซ dia tongava fa afaka mampianatra anao izahay๐ฅ๐ฏ
๐๐จ๐๐ซ๐๐ง๐: Ankazomanga eo @ Catholique Tsaramasay dia eo miantso tompoko๐ฅฐ
Contact:034 40 134 34
N.b: recette commercial daholo no ampianarinay anaoโค๏ธ