13/08/2024
Misokatra indray ny fisoratana anarana eto amin’ny Sekoly Loharano amin’ny taom-pianarana 2024-2025 ahitàna ny kilasy: Préscolaire, 11è,10è ary 9è . Mandray anareo ny ekipa pedagôjika (mpitarika ex formatrice club academy), ka aza misalasala manantona. Misokatra ny birao isan’andro:
- Maraina amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 11 ora;
- Hariva amin’ny 2 ora ka hatr@ 4 ora.