Faculté des Sciences Antananarivo

Faculté des Sciences Antananarivo Université nationale de Madagascar

❤️ UNIVERSITE D'ANTANANARIVO💜 FACULTÉ DES SCIENCES✉️ Selection de dossier L1 Academique 2022-2023🙏Noho ny fangatahinareo...
30/09/2022

❤️ UNIVERSITE D'ANTANANARIVO
💜 FACULTÉ DES SCIENCES
✉️ Selection de dossier L1 Academique 2022-2023

🙏Noho ny fangatahinareo maro, dia nanao fangatahina izahay fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo(FMSA) ho fitsinjovana antsika rehetra manana fahasahiranana amin'ny fanomanana dossier ka nanaiky ny tompon'andraikitra fa nalavaina ny fe-potoana handraisana dossier anareo ary nasiana koa ny fanaterana dossier an-tanana ety Ankatso izay ifanampian'ny FMSA sy ny Scolarité Sciences.

Manomboka ny:
📅 01 Octobre 2022
📅 Date farany: 28 Octobre 2022

🏠Toerana: Devant soratra "FACULTÉ DES SCIENCES" ( Jardin Connecté)

🕖8ora30 Maraina - 3ora45 Hariva

🌀 Ireo izay any amin'ny faritra dia mbola mitohy amin'io fotoana io ny fandefasana dossier eny amin'ny Paositra Malagasy akaiky anao.

✉️ Momban'ny Dossier ilaina:
✔️ Efa misy an'ilay demande ety antoerana, mameno avy hatrany ianao tonga ety dia mametraka dossier.(Sary tapaka sisa no entinao)

✔️Bacc 2022: raha mbola tsy misy releve de note dia photocopie convocation no solony.

🤝Ny FMSA dia manatanteraka karazana Orientation alohan'ny fametrahanao dossier amin'io Fotoana io, ary manome fanazavana momban'ny dossier ilaina raha toa ka misy tsy azo.

🤝Partageo ho hitany namanao

Misaotra Tompoko!

👉Parcours : Informatique et Technologie (Nouveau)Les détails sont sur les photos.
26/09/2022

👉Parcours : Informatique et Technologie (Nouveau)

Les détails sont sur les photos.

Entrée en première année 2022-2023Dossier à consituer pour la  Prè-selection
24/09/2022

Entrée en première année 2022-2023
Dossier à consituer pour la Prè-selection

20/12/2013

Salut a tous!!!
avis au nouveau bachelier: le préinscription d'entrée en 1ere année pour l'année universitaire 2013_2014 commencera le 14 janvier au 15 février 2014; Pour plus de renseignement regarder l'affichage devant Q1 ankatso

29/10/2013

Manomboka androany ny salon universitaire!!!

Zany ankatso fahiny
13/10/2013

Zany ankatso fahiny

05/09/2013
  de grenouille!!
05/09/2013

de grenouille!!

Address

UNIVERSITE D'ANTANANARIVO
Ankatso

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faculté des Sciences Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share