12/10/2025
🇺🇲🇺🇲COURS D'ANGLAIS PROFESIONNEL 100% PARLÉ 🇺🇲🇺🇲 AVEC GARANTIE!
Mpianatra ve ianao ka maniry te hahay miteny anglisy misosa anaty fotoana fohy?
Mpiasa na Ray amandreny manan-janaka ve ianao ka maniry te hahay miteny anglisy anatiny fotoana fohy?
Te hahazo Diplôme international sy certificat international amin'ny teny anglisy izay eken'izao tontolo izao ve ianao?
Faly día faly izahay manolotra ho anao ny fampianarana teny anglisy "100% PARLÉ" izay ahaizana miteny anglisy anaty fotoana fohy.
Fampianarana natao Ho an' olona rehetra tsy ankanavaka nadia mbola départ zéro aza dia tsy maintsy mahay.
Misy ny fampianarana mivantana andakilasy raha olona afaka manatona ka hianatra mivantana mihitsy (cours d'anglais PRÉSENTIEL).
Misy koa ny fampianarana ampitain-davitra en ligne visio conference, fampianarana amin'ny alalan'ny Appel video zoom miaraka aminy mpampianatra Direct mihitsy raha olona mipetraka lavitra na any aminy faritra na olona tery fotoana be.
Misy koa ny fampianarana À DOMICILE, mpampianatra no manatona any aminareo.
Misy ihany koa ny fampianarana SPÉCIAL WEEKEND SAMEDI ET DIMANCHE sy COURS DU SOIR .
👉👉 Saram-panoratana anarana (droit d'inscription): 30.000 Ar
👉👉 Saram-pianarana par NIVEAU:
1- 👉 Débutant(e): 300000 AR( 2 MOIS)
2-👉 Intermédiaire: 400000 AR(2 MOIS)
3- 👉Avancé+ Expert : 500000 AR( 2 MOIS)
🎓👩🎓👨🎓🎉🎉🎊🎊🎊🎊 TOMBONTSOA AZO🎊🎉:
✓ Mahay miteny anglisy misosa misosa anaty fotoana fohy ( mahavita Niveau voalohany io)
✓ Mahazo Carte étudiant International manomboka NIVEAU AVANCÉ
✓ Mahazo diploma iraisam-pirenena izay eken'izao tontolo toy ny 🇺🇲A1/ A2/ B1/ B2/ C1/ C2/ Expert/ TESOL & TEFL 🇺🇲 avy any 🇺🇲 ETATS-UNIS 🇺🇲 SY 🇬🇧ANGLETERRE🇬🇧 miampy 🇺🇲🇬🇧 Relevé de Note International+ Une lettre de reocommadation internationale 🇺🇲🇬🇧
✓ Soutenance internationale
✓ Sortie de Promotion
🇪🇦🇧🇬 EXTRA BONUS INESTIMABLES:
👉 Mahazo fampianarana teny 🇪🇦 ESPAÑOL 🇪🇦maimaim-poana aoriany roa volana nianaranao(après avoir terminé le Niveau débutant) aoriany roa volana ianaranao (après avoir terminé le Niveau débutant)
👉Mahazo fampianarana teny 🇧🇬ITALIEN 🇧🇬 maimaim-poana aoriany 4 volana (après avoir terminé le Niveau Intermédiaire)
Fanamarihana: mbola afaka hakanao CERTIFICAT INTERNATIONAL koa reo fa ilay" examens internationaux sy fanafarana diploma international" ihany no andoavam-bola fa fampianarana rehetra maimaim-poana.
👉 Toerana: Ambohipo 3 chemins, akaiky Vanesa Beauté, 3 étage.
👉 Fidirana manaraka:
✓ 20 Octobre 2025
✓ 10 Novembre 2025
☎️038 44 507 72