USERS INFO

USERS INFO

Share

Centre de formation modulaire en informatique et gestion informatisé🖥
😍 agrée par l' Etat😍

Photos from USERS INFO's post 03/12/2025

Ny anio☺

Photos from USERS INFO's post 01/12/2025

Toerana iray fanovozam-pahalalana, tena mety aminao😁
Hahafahanao manitatra ny fahaizana ,izay efa ao anatinao🫵🏻
Ity Ivom-pampiofanana CFP USERS INFO🖥
Hatonga anao ho lasa matianina @ Asa izay atao☺
Anisan'ny misehatra amin'ny informatika🖥
Sekoly iray ara-panjakana eto amintsika🏢
Koa anio ary,tario ny namanao😁🫵🏻
Fa efa be ireo tafita tao✊🏻
Tongava fa tsy ho anenenanao😁ny traikefa ho azonao☺
Vonona izahay ny handray anao🫵🏻

12/11/2025

Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana eto @ CFP USERS INFO☺Ho anao izay liana @ formation ato aminay nefa mbola tsy nisoratra anarana,tongava aingana manao inscription fa mbola tsy tara enao🫵🏻Mbola vonona handray anao izahay☺🖥

Tonga ilay nandrasana!!!📢📢
👉🏻Ho anao izay liana amin'ny resaaka informatique sy ny tontolony
👉🏻Sahirana mitady asa satria tsy mahay na koa tsy mahavoafehy tsara ny informatique
👉🏻Manampy anao ity
✅Formation modulaire en informatique et gestion informatisé eto @ CFP USERS INFO Agrée par l'Etat 67 Ha🖥
✅Izay ahazoanao Certificat Agrée par l'Etat rehefa vita ny formation
👉🏻Droit d'inscription : 20.000 Ar
🗓Fidirana vaovao: 17 Novembre 2025
📞Contact: 034 68 576 53 na 034 99 672 86
🏃🏻‍♀️🏃🏻Tongava maro ary manoratra anarana dieny izao ,fa voafetra ny toerana!!!!😍

06/11/2025

Tonga ilay nandrasana!!!📢📢
👉🏻Ho anao izay liana amin'ny resaaka informatique sy ny tontolony
👉🏻Sahirana mitady asa satria tsy mahay na koa tsy mahavoafehy tsara ny informatique
👉🏻Manampy anao ity
✅Formation modulaire en informatique et gestion informatisé eto @ CFP USERS INFO Agrée par l'Etat 67 Ha🖥
✅Izay ahazoanao Certificat Agrée par l'Etat rehefa vita ny formation
👉🏻Droit d'inscription : 20.000 Ar
🗓Fidirana vaovao: 17 Novembre 2025
📞Contact: 034 68 576 53 na 034 99 672 86
🏃🏻‍♀️🏃🏻Tongava maro ary manoratra anarana dieny izao ,fa voafetra ny toerana!!!!😍

31/10/2025

NY MAHA ZAVA DEHIBE NY FIANARANA WORD AVANCEE
Tena zava-dehibe tokoa ny fianarana Word avancé, indrindra ho an’ny olona miasa na mianatra amin’ny sehatra misy informatika sy taratasy ofisialy. Ireto ny zava-dehibe sy antony mahatonga azy ilaina:

🌟 1. Fahaiza-manao matihanina

Ny fahaizana Word avancé dia manavaka ny olona matihanina amin’ny asa birao. Izy io no manampy anao hahavita asa haingana sy madio kokoa noho ny hafa.

Ohatra :

👉🏻Famoronana modely automatique (model de rapport, convocation, CV, sns.)

👉🏻Fampiasana styles sy table des matières automatique.

👉🏻Fampidirana formulaires, liens hypertextes, sy signatures numériques.

⚙️ 2. Fampitomboana ny hafainganam-piasa

Amin’ny ambaratonga avancé dia mianatra mampiasa raccourcis sy automatisation ianao, izay manafaingana be ny asa.

Ohatra :

👉🏻Raccourcis clavier hanamboarana format haingana.

👉🏻Publipostage (mail merge) hanaovana taratasy an-jatony indray mandeha.

👉🏻Macros hanatanterahana asa miverimberina ho azy.

🧾 3. Fahaiza-manao amin’ny antontan-taratasy ofisialy

Amin’ny asa maro (fitantanana, sekretera, administratif, sns.) dia mitaky taratasy ofisialy tsara rafitra. Word avancé dia manampy amin’ny:

👉🏻Fikarakarana rapport professionnel, mémoire, thèse, sns.

👉🏻Fampidirana lohateny, anaram-bintana, sary, tabilao, sy index amin’ny fomba automatique.

👉🏻Fanamboarana page de garde sy numérotation automatique.

💼 4. Fampitomboana ny vintana amin’ny asa

Ny fahafehezana Word avancé dia manampy anao amin’ny CV ho “plus compétitif”.
Maro ny orinasa sy fikambanana mitaky olona mahafehy tsara Word (avancé) amin’ny toerana toy ny :

👉🏻secrétaire / assistant administratif,

👉🏻enseignant / étudiant universitaire,

👉🏻technicien en bureautique,

👉🏻responsable documentation

🧠 5. Fampivoarana ny fahaiza-misaina sy ny fahaleovan-tena

👉🏻Izahay ato @ CFP USERS INFO ,dia manampy anao ary afaka manofana anao ho lasa matianina @ izany word avancé izany...

30/10/2025

👫👉L'EXAMEN MINISTERIEL S'EST BIEN déroulé avec succès👍

BRAVO À VOUS LES ETUDIANTS👏

27/10/2025

Avis aux étudiants de CFP USERS INFO🖥

Voilà votre emploi du temps de l'examen ministeriel du 30 Octobre 2025
Soyez Ponctuel☺

Want your school to be the top-listed School/college in Ankadimbahoaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


67ha
Ankadimbahoaka
101