Miss Nomena

Miss Nomena

Share

Spreading love

16/08/2024

Teaching is not easy πŸ™ƒπŸ˜‚
But I am always happy when I teach 🀩
πŸ˜‚πŸ˜‚

01/08/2024

Velona ve Ianao sa Maty ? 🫣

Raha hoe voatifirina izay tsy mahay anglais πŸ˜‚πŸ€£

Afaka manao Cours présentiel particulier na cours en ligne Ianao an 😏 ☺️

Vonona ny hanampy anao foana πŸ€—πŸ€—

πŸ“ Ankadifotsy
( Ambanimbanin'ny Clinique des sΕ“urs )

πŸ“ž 034 77 660 03

31/07/2024

Tena mafatifaty ny Mampianatra zazakely πŸ₯°

πŸ˜‚πŸ˜‚

20/07/2024

MANATSARA PRONONCIATION

πŸ—£οΈ 'R' πŸ—£οΈ

Andao ianarantsika ny feon'ny TΓ΄tΓ΄ eh🀭 πŸ•πŸΆ mba ampivoaka tsara ny R antsika ☺️😁

Ny R Dia anisany tena manan-danja rehefa miteny Anglisy. Rehefa voatononao tsara izy Dia mamoaka feo mRrr Rrr Rrr tahakan'ny American mihintsy ianaoπŸ˜‰
Ampiana charme Kely Dia Aoka Fotsiny 😎

Io atoronay anao io ny sopapa amin'ny fomba fanononana Azy! 😊 Dia mazotoa mikotrana Ary eh😊

(‼️Alaivo video rehefa mikotrana Dia MBA Hitanao amin'izay ny fivoaranao ‼️)

πŸ“ž : 034 77 660 03
🚩: Ankadifotsy

πŸ“½οΈ Hasina Ranaivoson

11/07/2024

Mpianatra zandry Malala oh πŸ€—
Andao hampiakarina ny niveau d'anglais anao πŸ€—

IANAO, ilay tsy hanana fahasarotana be intsony any am-pianarana no tanjon-tsika πŸ˜‰

🚨 Hianatra ireo base Tokony hainao amin'ireo programme d'anglais izay atao any am-pianarana isika

🚨 Hotsorin-tsika ny fomba Fianarana Azy , Tsy atao compliquΓ© be πŸ€—

πŸ“ž 034 77 660 03
πŸ“ Ankadifotsy

11/07/2024

ANDAO HIARAKA AMETRAKA FANAMBY ISIKA 😎

ANDAO HO AMAFISIN-TSIKA NY TENY ANGLISY MANDRITRAN'NY FIALAN-TSASATRA eh !
SA AHOANA ?

Tena Tsapako hoe somary sahirana kely isika Ankizy sy Tanora rehefa miresaka hoe Teny Anglais. (Teo koa Aho no nialaπŸ₯²)
Na eo amin'ny fanononanaπŸ˜– , na eo amin'ny fitsipi-pitenenana😣 , Indrindra eo amin'ny fitadiavana vocabulaire😫
Tena Azoko hoy Aho πŸ₯Ί

Fa Zao ... 😏

🎯Andao ampiakari-ntsika Miaraka ny niveau anao πŸ€—
Izany hoe ho ataon-tsika tsy miferon'aina Tsony ianao ☺️ Havadika ho lasa Tia anglais ianao ☺️ Dia hatoroko anao ireo fikafika mandinidinika mba tsy ho vahiny be tsony ianao rehefa manao Anglais Ianareo any am-pianarana πŸ˜‰

Azonao vΓ© Ilay tiako hatongavana aminao eh ?

πŸ”Ί17 JUILLET no manomboany challenge antsika

❌ 6 isakin'ny heure ihany isika no hiaraka ianatra Dia afaka Misafidy ianao na EN LIGNE na PRΓ‰SENTIEL 😊

Izaho efa vonona fa ianao 034 77 660 03034 77 660 03I0Hasina Ranaivosonina Ranaivosonsina Ranaivoson Ranaivoson

08/07/2024

COMING SOON ...

πŸ₯°Toro-hevitra maro sy fizarana ireo experience nihainana tamin'ny teny Anglisy ny ho zarainay ho anareo πŸ₯° Izay tena afaka ny hampiboatra anao 😍

Araho ny pejy sao ho taraiky eo ianao an ☺️☺️

Sary sy feo : Hasina Ranaivoson

03/07/2024

IANAO IZANY EFA NAHAY ANGLAIS BE HATRANY AM-PIANARANA EH ?

Ny tenako vé ? 🀣
βœ“ Mpanakorontana prof d'anglais πŸ˜‚
βœ“ Mpanome surnom prof (Mifona πŸ™ˆ)
βœ“ Isakin'ny Tonga cours d'anglais Dia miferonaina foana fa tsisy Azo izay tenenin'ilay profπŸ˜­πŸ˜‚
βœ“ Matetika voasazy satria tsy Mahavita devoir πŸ˜‚
βœ“ Mandoha 100Ar foana satria Miteny Malagasy foana Dia tratra prof 🀣
βœ“ Manao 27 Dia boka rehefa manao devoir 🀣
βœ“ 10/20 , 9/20 πŸ˜‚ LOZAAA

Nasiaka foana koa izay prof de langue tamin'izany ka Niteraka fahakamoana tanteraka 😢 Halako Ilay Teny πŸ₯Ί

Isakin'ny miresaka Anglais amin'ny olon-dehibe izaho Dia hoe aleonay mingitrika fa Ilay prof tsy mety miteny gasy anefa tsy Manazava izay Lazaina akory 😌

Dia io no nanaitra ny tato anatiko hoe aleo ampiana isika πŸ€—
aleo ny tenako mihintsy no Hianatra an'ito langue ito Dia zaraina amin'ny fomba Mampahazo Aina Ilay izy .

Dia inty Aho Mbola eto ihany, Miezaka foana mitady izay Mahatamana anao πŸ˜‰ Mitady hevitra foana hitiavanao an'ilay teny Anglisy ...

⭐ 6 taona izay no lasa ☺️ Izao indray no babo Mahita ny fivoaranareo 😍
tena fahafinaretako Mahita fiovana nentin'ilay teny amin'ny fiainanareo πŸ₯°πŸ€—

25/06/2024

Miverina amin'izay Miss Nomena ehπŸ₯³

Ampy izay ny Fotoana ela ela nahanginana ... Dia fotoana amin'izay izao itenenana ☺️

πŸ€— Miverina ny fizarana ; tips (fikafika) ; fampianarana majinijinika sy Zavatra Maro afaka hifampizarantsika πŸ€—

Miaraka amin'ny Miss Nomena
Sy Hasina Ranaivoson lafiny ara tsary sy feo πŸ€—πŸ€—

(Page tokana hampiasaiko amin'ny asako momban'ny Anglisy, efa Mandeha irery amin'izay eh πŸ€— 🀩)

New adventureπŸ’“My only English sharing pageπŸ’“

18/10/2023

π‘Έπ’–π’‚π’π’Šπ’•π’š π’•π’Šπ’Žπ’† π’˜π’Šπ’•π’‰ 𝒔𝒕𝒖𝒅𝒆𝒏𝒕𝒔πŸ₯°πŸ˜

15/10/2023

Why do I love teaching!? 😍✨

Want your school to be the top-listed School/college in Ankadifotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy