Miss Nomena

Miss Nomena Spreading love

Teaching is not easy ๐Ÿ™ƒ๐Ÿ˜‚ But I am always happy when I teach ๐Ÿคฉ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
16/08/2024

Teaching is not easy ๐Ÿ™ƒ๐Ÿ˜‚
But I am always happy when I teach ๐Ÿคฉ
๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

01/08/2024

Velona ve Ianao sa Maty ? ๐Ÿซฃ

Raha hoe voatifirina izay tsy mahay anglais ๐Ÿ˜‚๐Ÿคฃ

Afaka manao Cours prรฉsentiel particulier na cours en ligne Ianao an ๐Ÿ˜ โ˜บ๏ธ

Vonona ny hanampy anao foana ๐Ÿค—๐Ÿค—

๐Ÿ“ Ankadifotsy
( Ambanimbanin'ny Clinique des sล“urs )

๐Ÿ“ž 034 77 660 03

31/07/2024

Tena mafatifaty ny Mampianatra zazakely ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

20/07/2024

MANATSARA PRONONCIATION

๐Ÿ—ฃ๏ธ 'R' ๐Ÿ—ฃ๏ธ

Andao ianarantsika ny feon'ny Tรดtรด eh๐Ÿคญ ๐Ÿ•๐Ÿถ mba ampivoaka tsara ny R antsika โ˜บ๏ธ๐Ÿ˜

Ny R Dia anisany tena manan-danja rehefa miteny Anglisy. Rehefa voatononao tsara izy Dia mamoaka feo mRrr Rrr Rrr tahakan'ny American mihintsy ianao๐Ÿ˜‰
Ampiana charme Kely Dia Aoka Fotsiny ๐Ÿ˜Ž

Io atoronay anao io ny sopapa amin'ny fomba fanononana Azy! ๐Ÿ˜Š Dia mazotoa mikotrana Ary eh๐Ÿ˜Š

(โ€ผ๏ธAlaivo video rehefa mikotrana Dia MBA Hitanao amin'izay ny fivoaranao โ€ผ๏ธ)

๐Ÿ“ž : 034 77 660 03
๐Ÿšฉ: Ankadifotsy

๐Ÿ“ฝ๏ธ Hasina Ranaivoson

Mpianatra zandry Malala oh ๐Ÿค—Andao hampiakarina ny niveau d'anglais anao ๐Ÿค— IANAO, ilay tsy hanana fahasarotana be intsony...
11/07/2024

Mpianatra zandry Malala oh ๐Ÿค—
Andao hampiakarina ny niveau d'anglais anao ๐Ÿค—

IANAO, ilay tsy hanana fahasarotana be intsony any am-pianarana no tanjon-tsika ๐Ÿ˜‰

๐Ÿšจ Hianatra ireo base Tokony hainao amin'ireo programme d'anglais izay atao any am-pianarana isika

๐Ÿšจ Hotsorin-tsika ny fomba Fianarana Azy , Tsy atao compliquรฉ be ๐Ÿค—

๐Ÿ“ž 034 77 660 03
๐Ÿ“ Ankadifotsy

11/07/2024

ANDAO HIARAKA AMETRAKA FANAMBY ISIKA ๐Ÿ˜Ž

ANDAO HO AMAFISIN-TSIKA NY TENY ANGLISY MANDRITRAN'NY FIALAN-TSASATRA eh !
SA AHOANA ?

Tena Tsapako hoe somary sahirana kely isika Ankizy sy Tanora rehefa miresaka hoe Teny Anglais. (Teo koa Aho no niala๐Ÿฅฒ)
Na eo amin'ny fanononana๐Ÿ˜– , na eo amin'ny fitsipi-pitenenana๐Ÿ˜ฃ , Indrindra eo amin'ny fitadiavana vocabulaire๐Ÿ˜ซ
Tena Azoko hoy Aho ๐Ÿฅบ

Fa Zao ... ๐Ÿ˜

๐ŸŽฏAndao ampiakari-ntsika Miaraka ny niveau anao ๐Ÿค—
Izany hoe ho ataon-tsika tsy miferon'aina Tsony ianao โ˜บ๏ธ Havadika ho lasa Tia anglais ianao โ˜บ๏ธ Dia hatoroko anao ireo fikafika mandinidinika mba tsy ho vahiny be tsony ianao rehefa manao Anglais Ianareo any am-pianarana ๐Ÿ˜‰

Azonao vรฉ Ilay tiako hatongavana aminao eh ?

๐Ÿ”บ17 JUILLET no manomboany challenge antsika

โŒ 6 isakin'ny heure ihany isika no hiaraka ianatra Dia afaka Misafidy ianao na EN LIGNE na PRร‰SENTIEL ๐Ÿ˜Š

Izaho efa vonona fa ianao 034 77 660 03034 77 660 03I0Hasina Ranaivosonina Ranaivosonsina Ranaivoson Ranaivoson

08/07/2024

COMING SOON ...

๐ŸฅฐToro-hevitra maro sy fizarana ireo experience nihainana tamin'ny teny Anglisy ny ho zarainay ho anareo ๐Ÿฅฐ Izay tena afaka ny hampiboatra anao ๐Ÿ˜

Araho ny pejy sao ho taraiky eo ianao an โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ

Sary sy feo : Hasina Ranaivoson

IANAO IZANY EFA NAHAY ANGLAIS BE HATRANY AM-PIANARANA EH ? Ny tenako vรฉ ? ๐Ÿคฃโœ“ Mpanakorontana prof d'anglais ๐Ÿ˜‚โœ“ Mpanome su...
03/07/2024

IANAO IZANY EFA NAHAY ANGLAIS BE HATRANY AM-PIANARANA EH ?

Ny tenako vรฉ ? ๐Ÿคฃ
โœ“ Mpanakorontana prof d'anglais ๐Ÿ˜‚
โœ“ Mpanome surnom prof (Mifona ๐Ÿ™ˆ)
โœ“ Isakin'ny Tonga cours d'anglais Dia miferonaina foana fa tsisy Azo izay tenenin'ilay prof๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜‚
โœ“ Matetika voasazy satria tsy Mahavita devoir ๐Ÿ˜‚
โœ“ Mandoha 100Ar foana satria Miteny Malagasy foana Dia tratra prof ๐Ÿคฃ
โœ“ Manao 27 Dia boka rehefa manao devoir ๐Ÿคฃ
โœ“ 10/20 , 9/20 ๐Ÿ˜‚ LOZAAA

Nasiaka foana koa izay prof de langue tamin'izany ka Niteraka fahakamoana tanteraka ๐Ÿ˜ถ Halako Ilay Teny ๐Ÿฅบ

Isakin'ny miresaka Anglais amin'ny olon-dehibe izaho Dia hoe aleonay mingitrika fa Ilay prof tsy mety miteny gasy anefa tsy Manazava izay Lazaina akory ๐Ÿ˜Œ

Dia io no nanaitra ny tato anatiko hoe aleo ampiana isika ๐Ÿค—
aleo ny tenako mihintsy no Hianatra an'ito langue ito Dia zaraina amin'ny fomba Mampahazo Aina Ilay izy .

Dia inty Aho Mbola eto ihany, Miezaka foana mitady izay Mahatamana anao ๐Ÿ˜‰ Mitady hevitra foana hitiavanao an'ilay teny Anglisy ...

โญ 6 taona izay no lasa โ˜บ๏ธ Izao indray no babo Mahita ny fivoaranareo ๐Ÿ˜
tena fahafinaretako Mahita fiovana nentin'ilay teny amin'ny fiainanareo ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—

Miverina amin'izay Miss Nomena eh๐ŸฅณAmpy izay ny Fotoana ela ela nahanginana  ... Dia fotoana amin'izay izao  itenenana โ˜บ๏ธ...
25/06/2024

Miverina amin'izay Miss Nomena eh๐Ÿฅณ

Ampy izay ny Fotoana ela ela nahanginana ... Dia fotoana amin'izay izao itenenana โ˜บ๏ธ

๐Ÿค— Miverina ny fizarana ; tips (fikafika) ; fampianarana majinijinika sy Zavatra Maro afaka hifampizarantsika ๐Ÿค—

Miaraka amin'ny Miss Nomena
Sy Hasina Ranaivoson lafiny ara tsary sy feo ๐Ÿค—๐Ÿค—

(Page tokana hampiasaiko amin'ny asako momban'ny Anglisy, efa Mandeha irery amin'izay eh ๐Ÿค— ๐Ÿคฉ)

New adventure๐Ÿ’“My only English sharing page๐Ÿ’“

18/10/2023

๐‘ธ๐’–๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’š ๐’•๐’Š๐’Ž๐’† ๐’˜๐’Š๐’•๐’‰ ๐’”๐’•๐’–๐’…๐’†๐’๐’•๐’”๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜

15/10/2023

Why do I love teaching!? ๐Ÿ˜โœจ

Address

Ankadifotsy

Telephone

+261347766003

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Nomena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Miss Nomena:

Shortcuts

Share

Category