Mioty Soa Association

Mioty Soa Association Social , environnement , économique

Mioty vokatra kely. Mankasitraka hatrany
15/07/2023

Mioty vokatra kely.
Mankasitraka hatrany

11/03/2022
Tontosa androany faha 22 Jolay 2021 ny famoahana tamin'ny fomba ofisialy ny Mpianatra andiany faharoa tato amin'ny " Mai...
22/07/2021

Tontosa androany faha 22 Jolay 2021 ny famoahana tamin'ny fomba ofisialy ny Mpianatra andiany faharoa tato amin'ny " Maison Digitale Anjozorobe" .
Isaorana Andrimanitra, ireo manam-pahefana rehetra tsy ankanavaka indrindra fa ny Lehiben'ny Distrika Anjozorobe nanome voninahitra ny lanonana.
Misaotra ny mpianatra ary ny mpanabe
Mankasitraka tompoko

Alefa Orange Solidarité Madagascar
11/06/2021

Alefa Orange Solidarité Madagascar

Fanavaozana ny toeram piofanana informatika ho an'ny vehivavy"MAISON DIGITALE POUR LES FEMMES"
10/04/2021

Fanavaozana ny toeram piofanana informatika ho an'ny vehivavy
"MAISON DIGITALE POUR LES FEMMES"

Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana eny ifotiny izay hisaorana an'ny  Orange Solidarité Madagascar sy Ny Association Ta...
12/03/2021

Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana eny ifotiny izay hisaorana an'ny Orange Solidarité Madagascar sy Ny Association Taratra Anjozorobe
ho an'ny cantine izao ity atao manarapenitra ity
Mankasitraka
Commune Masindray

Fampianarana Informatique Andiany faharoaMisokatra ny Alatsinainy 15 Martsa 2021 , 8 ora ny fianarana Informatique ato a...
12/03/2021

Fampianarana Informatique Andiany faharoa
Misokatra ny Alatsinainy 15 Martsa 2021 , 8 ora ny fianarana Informatique ato amin'ny Maison Digitale Anjozorobe
Manasa antsika vehivavy te haniry ny hianatra mba hanoratra anarana ao amin'ny Soatic Anjozorobe
Voafetra ny toerana

Ho fandaminana ny fidirana  amin'ny andiany manaraka 2021 dia misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny" maison digita...
16/12/2020

Ho fandaminana ny fidirana amin'ny andiany manaraka 2021 dia misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny" maison digitale" ho an' ireo Vehivavy 18 voasivana . Misy ny antontan taratasy fenoina mikasika ny momba izany sy ny fandaminana amin'izany. Misaotra

Misaotra antsika fa mahafinaritra ny mahita vokatra toy izao. Ho avy tsy ho ela ny andiany manaraka
03/10/2020

Misaotra antsika fa mahafinaritra ny mahita vokatra toy izao.
Ho avy tsy ho ela ny andiany manaraka

Address

Anjozorobe
107

Telephone

+261327001264

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mioty Soa Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category