LYCÉE MIXTE Anivorano-Nord

LYCÉE MIXTE Anivorano-Nord

Share

DREN DIANA_CISCO ANTSIRANANA II_ZAP ANIVORANO NORD

17/12/2023
10/08/2023

🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
ARABAINA IANAO ZANDRY .
MPIANATRY NY LYCÉE ETO ANIVORANO NORD IZY.
NISY NY NANELY TSAHO FA HOE MATY IZY.
MBOLA VELON'AINA SOAMANTSARA IZY AMIN'IZAO. EFA MANOMANA FIDIRANA AMIN'ITY TAOMPIANARANA VAOVAO ITY KOA IZY.
NAKA VOLA ANDROANY TAO AMIN'NY AKAMASHOP ANKAIKY HOTEL DU LAC TEO IZY SATRIA NAHAZO CADEAU ANAOVANA FETY SATRIA MBOLA OLONA SALAMA TSARA.
ALÔ MBA HIARAKA IARAHABA SY IRARISOA IZY HOE: " ! "

Photos from LYCÉE MIXTE Anivorano-Nord's post 26/06/2023

Fiaharana manala hetaheta, taorian'ny filaharana 26 juin.
Mpianatra nandray anjara tamin'ny filaharana sy ny solotenan'ny Mpampianatra izay niarahana tamin'ny Mr Le Proviseur sy ny Lefiny.
Misaotra ny hôtel eto ANIVORANO tamin'ny fikarakarana.
Mirary fety sambatra sy fialan-tsasatra hoantsika jiaby

Photos from LYCÉE MIXTE Anivorano-Nord's post 22/02/2023

Fankalazàna ny andron'ny sekoly.
Lycée Mixte Anivorano no nakalazana izany.
Nisy ny filaharam-be mamakivaky ny tanana. Teo koa ny fifandimbiasam-pitenenana nataon'ny manampahefana.
Isaorana fa tsra ny andro t@ ankapobeny

Want your school to be the top-listed School/college in Anivorano Avaratra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


RN6
Anivorano Avaratra
202