Lycée Mixte Anivorano-Nord

Lycée Mixte Anivorano-Nord

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Mixte Anivorano-Nord, High School, RN6, Anivorano Avaratra.

13/01/2026

Ce sera la 17 au 21 Août 2026 le rendez-vous.

Bonne chance déjà à nos soldats

14/08/2025

Bonne chance à tous.

30/06/2025

Atolotro antsika magnaraka ity ny CALENDRIER 2025-2026.

Ka dia efa mirary ny SOA hoantsika ekipa rehetra

Photos from Lycée Mixte Anivorano-Nord's post 29/05/2025

RÉUNION NIARAHANA TAMIN'NY RAY AMAN-DRENY SY MPAMPIANATRA NY LYCÉE ANIVORANO, ANDROANY 28 MAI 2025.

📌 Hanomboana azy dia fisaorana mitafotafo no homenay anareo RAY AMAN-DRENY ny mpianatra Lycée tamin'ny fatongavanareo marobe namonjy ny fivoriagna, sady nahafantsika nanome TOROHEVITRA mahakasika ny hanatsarana ny sekolintsika.

📌 Magnaraka, dingana lehibe ny vita, fa indrindra ny hanomanana ny rentrée vaovao izany hoe ny taom-pianarana 2025-2026 izay hanomboka ny 08/09/2025 hoan'ny mpianatra.

📌 Farany, alohan'io date io dia tapaka tao fa hoisy RÉUNION indraiky antsika mba tegna hahafantsika hametraka tsara ny lamina ho apetraka mandritra anio taom-pianarana vaovao io.

Ho regnintsika eo ihany izany date izany. Sady ho alefa amin'ny Radio.

01/02/2025

Nivoaka omaly ny date ofisialy ny fisokafany fandraisana dossiers ny candidat amin'ny fanadinana BACCALAURÉAT.

📌 Ny andro ny 21 hatramin'ny 25 Jolay 2025 no hanaovana fanadinana an-tsoratra.

👉 Eto izay efa mirary fahombiazana hoanareo rehetra.

31/12/2024

📌 Nous vous remercions de la confiance que vous m'avez témoignée au cours de l'année 2024.

🍁 Nous vous souhaitons une nouvelle année (2025) prospère, pleine de projets réussis et d'objectifs atteints.

☀️ BONNE ET HEUREUSE ANNÉE 2025 ☀️

20/08/2024

Efa akaiky ny fidirana, ary efa 🅰🅵🅵🅸🅲🅷🅴 ery amin'ny birao ny Lycée ny liste ny zaza nafaka 🅲🅾🅽🅲🅾🆄🆁🆂 🆂🅴🅲🅾🅽🅳🅴.

📌Kely sisa izany dia hanomboka ny taom-pianarana 2024-2025.

Photos from Lycée Mixte Anivorano-Nord's post 16/08/2024

Résultat série S centre Antsiranana I.

Photos from Lycée Mixte Anivorano-Nord's post 16/08/2024

Résultat série L centre Antsiranana I.

Photos from Lycée Mixte Anivorano-Nord's post 16/08/2024

Résultat série OSE centre Antsiranana I.

Photos from Lycée Mixte Anivorano-Nord's post 16/08/2024

Quelques informations utiles concernant des calendriers scolaires.

Nous vous souhaitons déjà BONNE PRÉPARATION.

Want your school to be the top-listed School/college in Anivorano Avaratra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


RN6
Anivorano Avaratra